Dondrina ny gasy

1. sohitika2008 ( 29/04/2009 23:05)


ty le marasily e!
novalian'i kelly13 ny 30/04/2009 18:56
2. xxx ( 30/04/2009 06:25)
Izahay kosa ra-miaramila? KOMANDA TSY MAMELY IALAHA ARY FANTATRAY TSARA IALAHY IO dia tsy manaiky izao anaovan'ELAHA ny zokibenay Manandafy Izao,ny hevitra no tsy itovizana,fa izao fampiasan-kery izao dia tsy izy intsony?HO ANAREO TGV iste rehetra io hafatra io.
3. SerzaKomanda ( 30/04/2009 14:27)
tifiriko @basy eo ela fa atovy Tsitany la nga io kasketiko io fa CARLTON nge lety ela nga mbola tany a!Aza be felomana eo ela refa niakatra 5etoile ny tary nitaingina golf

Efa komandan zao ra Charles fa tsy Serzan tsony
4. kelly13 ( 30/04/2009 18:56)
ary tsy no remarquer-ko io casquette io hahaha! hay v ny miaramila afaka mi-casquette refa ande hanao arrestation e! c lamentable!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3513