manadafy dans l agonie

1. ravalotgv ( 30/04/2009 08:04)
tadiavo io info io ry reto aa
sniff
tcrouffff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
novalian'i xxx ny 30/04/2009 13:02
2. xxx ( 30/04/2009 08:08)
ravaltgv dans le coma efa io le info
3. besandry ( 30/04/2009 08:10)
ravalotgv koa ry zalahy a! endaso io ! tsy hisy organe intsony
4. xxx ( 30/04/2009 08:11)
Efa maty ho azy io lery tsy mahazaka fofona
5. AndriambyII ( 30/04/2009 08:15)
Dia jereonareo @ izao aza ilay izy ,ianareo rehetra mifampitifitra am- bava @ tsy antony eto fotsiny fa tsy ny fahoriana aty Mada no tena hilofosana , izay mahamety ny raharaham- pirenena asiana adihevitra fa tsy ny olona izay manana ny heviny manokana no torahana blao .
6. xxx ( 30/04/2009 08:18)
mbà hendry i andriamby izany kalé , efa tsy misy blao intsony ao fa aza matahotsa e!
7. andrywui ( 30/04/2009 10:44)
tena vita matav le pmu klé annn a ! ten sur ah zao fa met ef nisotr pipitsk otran rasendr ao lery zay ! na met ten tong de kk mits aza rah vao mivanak tsy mb mody gisa ao lery ! rah za lery ao mody miteny ihany aloh oe : ao ary hanao tgv amzay ah lereto faz ketsaina a
8. xxx ( 30/04/2009 13:02)
tsy saina tia tanindrazana zany leity a, ny olona toa anao izao andrywui no tsy résposamble mintsy , tsisy ati-doha ve nareo sa misaina soavaly ,
resaka olon-dehibe ny eto
fa io fanangadrana olona io no tsy tokony natao ary miha grave ny hiafaran'ireo tgv reo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593