Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RavakaN
(
01/05/2009 13:19)
fatahorana ve ny an'ny TGV sa inona e!
fatahorana ve ny an'ny tgv oe atao fohy ny tetezamita,ra azonareo antsaina fa noho ny sadec tong tet amtsik no niforetany t@ zany,ataok oe maher ane iz io e! ai v ka badola be mitsy, mo v diso ny mala...
tohiny
novalian'i jasa ny 02/05/2009 14:20
xxx
(
01/05/2009 12:42)
tena voa mafy manadafy
tena namboarin'ny capsaty i manadafy http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/interview-manandafy-rakotonirina-apres-son-arrestation-30042009-video_8349f753f.html
jereo tsara anie io efa haf...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:15
xxx
(
01/05/2009 12:07)
manahy mafy ao ny @ le namantsika iray izay
http://fr.news.yahoo.com/3/20090430/tfr-grippe-mexicaine-france-56633fe.html
voalaza fa niray t@ kisoa vavy tany @ faritr'i sava iny dia niteraka izao microbe grippe kisoa izao ,aza hitako marina c '...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2009 20:37
zoam
(
01/05/2009 11:08)
f'angaha tsy misy afa tsy ry charles sy lylison ny tafika
nandeha ny fakana ny palais ambohitrohitra dia commandant charles
nandeha teny antanimena dia mbola i charles ihany
nandeha ny fisamborana an'i general CEMGAM taloha dia mbola lery ihany
nandeha v...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/05/2009 11:31
ravalotgv
(
01/05/2009 10:02)
andrywui lehiben ny tim eto @ serasera sniff
sniff
tcrouff
tsimaintsy manova ps lery satria wain
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i Noue ny 01/05/2009 20:24
stefcom
(
01/05/2009 08:51)
aza de manaraka ny ataon'ny hafa
Mba ovay le fomba fihevitra gasy io fa tena manimba antsika;
zay hoe :aza de mandohalika refa mahita olona milaza azy fa
tena masina,na aza mitanondrika intsony refa mahita vazaha
fa efa tsy colo...
tohiny
novalian'i ni81 ny 01/05/2009 09:23
ravalotgv
(
01/05/2009 08:34)
resultat scanner manandafy
sniff
tcrouff
voadona ny sain i ndafy nihetsika kely le neurone t@ totondrin ny capsata
:^) :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i alina ny 03/05/2009 08:58
KALACK
(
01/05/2009 08:19)
tena malahelo mafy ny TIM mihitsy ny tenanany ka, ory aho !!
Fety androany de tsy miasa daolo isika de andao hiresaka milammm eto daholo ary ,, aza misy misendaotra fa mbola ho ela vao ho hariva , Ka izao : ny tena mampalahelo ahy aminareo Tim e , ty Ndafy ty z...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:34
andrywui
(
01/05/2009 08:12)
Rah ts bedin'i Oay ah de mbol nimeme b tet androan 1er mei
Bon , tsisy meme androany Mirana a, :* sad tsis Amboja kou ozy bazylou sy Salopard fa reraka ny tomany tamin nahalasa an'i Ndafy ny Tim ka mbol difotr'alahelo , donk ! tsisy rangitra anio tontolo fa ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/05/2009 12:19
halloween
(
01/05/2009 08:08)
Mody ts nosakana le nivory ten amin magro def nihevitr fa ok
Ny ten mampime amin TIM anie de le fieboeboan rehef mba misy zavatr tafita iray e ! ohatra fotsiny zao tam le tsy nosakanan le namory olona teny am magro teny iny , nef efa nalef ny teny sy ny didimpa...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:35
Noue
(
01/05/2009 06:52)
Io izy miaraka @ vidéo
[size=70][color=red][b]Manandafy a pu parler avec la presse ce matin à Ambohibao. Il est apparu le sourire aux lèvres avec un visage marqué de bleu. Le Premier Ministre de la légalité a expliqué...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:38
ravalotgv
(
01/05/2009 06:33)
mirananirina tgv fa mody fanina
sniff
tcrouff
maninona raha tenenina anefa angaha misy sahy milako fa tondrahana farine fotsiny
sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:42
xxx
(
01/05/2009 06:08)
Aiza ny tsalengeran'ny TIM e?
Noho izao faporetana tsy misy farany hataon'ireto vahiny tsy mijery afatsiny tombontsoany dia nanaiky izahay ny hanao ny éléction vonjy maika. Election izay takin'ireto TIM koa sy ireto pseudo-léga...
tohiny
novalian'i tafondro ny 01/05/2009 10:24
fafahfy
(
01/05/2009 05:51)
gana nahandro gasy
salut ! daholo mba misy afaka manome fomba fahandro gana amin'ilay tena nahandro gasy ireny ve azafady e ! de misaotra mialoha mamaly
...
tohiny
novalian'i pseudo38 ny 16/06/2009 16:29
xxx
(
01/05/2009 04:53)
tanindrazana
:arrow: o re olona a,toa tsy hisy fanafody intsony ty dago tsika fa izay ho tonga eo dia hanao coup d'etat ny sasany,tena latsaka an-katerena ny gasy,inona ny fanafody sa dia ho toy izao foana isika ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:41
xxx
(
30/04/2009 23:04)
Mamokatra ve ity dinidinika ity
Rehefa zohiana dia tsy mamokatra fa 80%«ny resaka dia fifandrangintana fotsiny fa tsy misy votoatiny. Ankoatr'izay, famoahana tsaho hahatonga lolmpo sy fankahalana. Tratra amin'ny tanjona nanokafan...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 01/05/2009 07:53
bazylou
(
30/04/2009 22:52)
mahatalanjona !!!
Ny mahagaga ahy hoa de zao NY HEVITRA TSARA REHETRA REHEFA RAISIN'NY PRO RA8 de simba doholy eh:
Liberalisme economique ==> Monopôle
Democratie ==> Fanjakan'ny Baroa
Tsy tombotsoan'olontokana...
tohiny
novalian'i pirattack ny 01/05/2009 10:36
gasyjean
(
30/04/2009 20:54)
hiala
Ahoana kay ny fomba hialana tsy ho namana intsony ato amin'ny serasera.org fa tena simba ilay site web.tsy atokisana intsony....
tohiny
novalian'i tess ny 01/05/2009 10:24
badboy
(
30/04/2009 20:45)
Avy aiza no niavian'A/tra?
Raha ny teny no nisy voalohany nisian'izao tontolo izao, tokony ho teny koa izany no mampisy an'A/tra!
A/tra anefa no nampisy ny teny, ka avy aiza izany no niavian'Atra satria izy tsy afaka ny mamor...
tohiny
novalian'i soanja ny 15/05/2009 23:13
SerzaKomanda
(
30/04/2009 19:44)
Serzan no manisa vato @fifidianana
za alo efa komandan hatr@ afakomaly fa le vatatainy reny apekarina serzan de manisa vato 98%
ra Charles efa kely sisa de amiraly fa efa nitaingina golf mangamanga niditra 5etoile...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/05/2009 13:30
