resultat scanner manandafy

1. ravalotgv ( 01/05/2009 08:34)
sniff
tcrouff

voadona ny sain i ndafy nihetsika kely le neurone t@ totondrin ny capsata

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i alina ny 03/05/2009 08:58
2. Mirananirina ( 01/05/2009 08:57)
:roll: :roll: :roll:
3. Noue ( 01/05/2009 11:39)
efa tsisy fika tsony koa i ravalotgv dia zao sisa no ataony ee :^) :^) :^)
4. xxx ( 01/05/2009 11:52)
rehefa natao scanner ny lohan'i manandafy dia hoe disqualifié i verkeb :-D :-D :-D
5. RavakaN ( 01/05/2009 12:39)
Slt!angamba mety o ten ivika mitsy ra i manadafy no resahina,nef ts met kosa ranga le ataon'capsat a!ten meloka b mits ry zareo.Adalan'ny tgv avko anef zao rhtr zao.Vonona iad atramin'ny faranyanef izahay ravalo fa tsy manaik intsony ny erisetra ataon'ny tgv.Ra to ka mety o diso ny hevtro d eritrereto iany ny ataon'ny olona tsy manara-dalana amiko.Koa noho izany dia manainga mavesatra anareo mahatsapa tena malagasy hanoitra ny tsy rarany ato amintsika,misaotra dia izay mahita an'ity soratra ity dia mba valio arak'izay fihevitrao
6. pakopako ( 01/05/2009 19:14)
Raha ny fijeriko aloha dia @ maha samy Malagasy d malahelo aho fa raha jerena anefa dia roborobohana i MAnandafy hoe mahay migafy snsn dia io zany no hitan'ny Dada fa handrodana ny fitondran'i Andrikely pdt hat hatramin'zay naninona i Ndafy tsy natao Pr Ministre,maro koa anie ny gasy victime t@ fitondran'i DAda teo izay, fa aleo ihany aloha handalo tetezamita foana ka!
7. fijo ( 01/05/2009 19:31)
ka mitady hitarazoka le tetezana ko
8. alina ( 03/05/2009 08:58)
Izaho no doc nanao examen-ny tao:
-Traumatisme cranien,crise hasmatique aigu, :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.055