f'angaha tsy misy afa tsy ry charles sy lylison ny tafika
1. zoam
(
01/05/2009 11:08)
nandeha ny fakana ny palais ambohitrohitra dia commandant charles
nandeha teny antanimena dia mbola i charles ihany
nandeha ny fisamborana an'i general CEMGAM taloha dia mbola lery ihany
nandeha video sur internet ny fampijaliana ataon'ny capsat dia mbola i charles ihany.
mandeha ny fisamborana an'i mandafy dia mbola i charles ihany.
Ireo rehetra ireo dia misy video miparitaka any @ internet any.

novalian'i xxx ny 02/05/2009 11:31
2. xxx
(
01/05/2009 11:16)
ka io ihany no ny devoly sure fa ahavita ireny e!ny tantarany anie dia zao e! maty teny ambohitsorohitra t@ 7 fevrier iny ny rahavaviny vadiny dia naheno an'iny ny vadiny dia tapaka lalandra maty koa zany no mahatonga azy io romotra sy miseho milaibe ohatra io
3. xxx
(
01/05/2009 11:32)
hay ve izany no nahafaty ny vadiny e,ny capsaty ihany no nitifitra t@ iny 7fevrier iny ka tokony ao lery no manala vokona.
Aiza daholo ny zandary sy ny police no tokony manao an'ireny intervation ireny fa tsy ny miaramila e
Aiza daholo ny zandary sy ny police no tokony manao an'ireny intervation ireny fa tsy ny miaramila e
4. Noue
(
01/05/2009 11:37)
kanefa anie raha tsy nanao an'io lery nga moa nisy an'zao habibiana rehetra zao???
5. xxx
(
01/05/2009 11:50)
mafana ra loatra lery iny ka tokony hinana yaourt vitan'ny tiko mba hampangatsiaka ny fo ny,dia mba tokony ho vangian'i dada izy t@ vadiny maty izany au moins mba 100.000euros solonon-dranombary tsy masaka
nefa moa ny capsaty efa nangalatra ny vary tiko,tsy nisy ranony intsony le vary :roll: :roll: :roll:
nefa moa ny capsaty efa nangalatra ny vary tiko,tsy nisy ranony intsony le vary :roll: :roll: :roll:
6. Mirananirina
(
01/05/2009 12:15)
rehefa izay dia ty misy hira hoan'i Charles:Charles ô,Charles ô,inona no laokalin'i Charles,henakisoa sy amalonô
7. xxx
(
01/05/2009 12:27)
i ra sarla koa anie bogosy e somary manao kibo taina kely ,efa ela be lery iny tsy niasa fa nanao rami tao capsat tao dia izao indray vao nahazo boulot interim dia mba miasa e
8. xxx
(
01/05/2009 15:51)
xxx;angaha ny vary ihany no nangalariny capsat fa ny entana tao faravohitra toy tele frigo etc
9. fijo
(
01/05/2009 19:20)
i charles n omalaza,satria ny miaramila sasany sarimbavy daholo,izay no tena marina
10. xxx
(
02/05/2009 11:31)
Zah alou ry reto an raha sendra mifanena amin`iny ka tsy mitondra basy nedala , tsy mahamenatra ahy mihitsy ny mandaka ny voplosiny !