aza de manaraka ny ataon'ny hafa

1. stefcom ( 01/05/2009 08:51)
Mba ovay le fomba fihevitra gasy io fa tena manimba antsika;
zay hoe :aza de mandohalika refa mahita olona milaza azy fa
tena masina,na aza mitanondrika intsony refa mahita vazaha
fa efa tsy colonisé tsony sika fa io toetra io iany no tena
base n'izao fahavoazantsika mianakavy izao
novalian'i ni81 ny 01/05/2009 09:23
2. ni81 ( 01/05/2009 09:23)
sarimihetsika ve io lazainao io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5475