Serzan no manisa vato @fifidianana

1. SerzaKomanda ( 30/04/2009 19:44)
za alo efa komandan hatr@ afakomaly fa le vatatainy reny apekarina serzan de manisa vato 98%

ra Charles efa kely sisa de amiraly fa efa nitaingina golf mangamanga niditra 5etoile
2. fijo ( 30/04/2009 19:51)
milay e,tohizo fa tsara
3. SerzaKomanda ( 30/04/2009 19:58)
ela be solelaka io tifiriko @basy eo ela fa tsy kobonla nga ndretsoavina fa lasa komanda
4. Noue ( 30/04/2009 20:00)
:^)
5. locl ( 30/04/2009 20:34)
Fa tatazo ny valiny fa tsy hanafosafo foana anao akory ny basy an
6. gasyjean ( 30/04/2009 20:45)
serzankomanda:::: nareo zany toa tena be taimbava be koa??? na hiakatra jenerely aza ialahy,ny tsoriko fotsiny aza be fampiorohorana,fa raha resaka horohoro sy vono olona hainay tsara mihintsy izany,aza miseho be resaka ialahy fa ny kilalaonay koa basy ary mahery lavitra nohon'ny M60 kely ampiasain'ialahy,na tsy eto dago aza izahay dia raim sy valo nyampidiranay izay tadiavin'ialahy eto.ka mba moramora ihany sao anenenana ee..إرهابية
7. SerzaKomanda ( 30/04/2009 20:56)
fa ela ve mafy be no ny kapsaty e nga ela ra manoratra arabo de ben laden leaza!! atony ndretsoavina otrany kolonel eo ela ra tsy zany tifiriko @basy eny ambojatovo
itany la fa ra miakatra jeneraly eo ra Charles oseko @golf mangamanga any @CARLTON 5star ny basini la
8. xxx ( 30/04/2009 21:24)
zao ve dia mba dinika klé,resaka taim-bava fotsiny ,raha zah marina no mitazona ty resaka politika ty aloha dia efa betsaka ihany reo mpanimba dinika no nofafako ary arako tsara zany na dia hanova ps impiry eto aza elah isany
9. ravalotgv ( 30/04/2009 21:59)
hihihih milay be le solonify andraso aloha ho etsy be tongolo @ fanaovana nify

sady misy coin milay firevena ao ambadikin ny capsata ao sady tonga de securité
sady tsy misy vaoniny

sniff
tchroufff
;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
10. xxx ( 30/04/2009 22:03)
D tandremo tsara ary fa sao elah pehan-ny capsat ao ny zone rouge ozy salopard
11. xxx ( 30/04/2009 22:21)
Serzankomanda vatatay voavidy vola n´importe quoi , tofiriko eo koa ianao f´angah zah tsy manana basy koa.
12. xxx ( 30/04/2009 22:42)
Hita be we TIM le rasezakomanda fa aza mamahan-dalitra ny mpisera eo e! Ataon'ialahy fa vendrana ohatran'ialahy mantsy ny olona rehatra.
13. Mirananirina ( 01/05/2009 06:30)
zany hoe;ianao zany ilay hanisa vato???????sa diso aho
14. ravalotgv ( 01/05/2009 06:56)
ny gasy tsy tim na tgv dia vendrana zany ny malaza zao

sady raha tsy tim na tsy tgv dia lakona

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
15. Mirananirina ( 01/05/2009 07:10)
ny gasy tsy tim na tgv dia vendrana zany ny malaza zao

sady raha tsy tim na tsy tgv dia lakona

sniff
tcrouff


aza kanosa hoa,zany kay no mahatonga anao no sady Tim no tgv,de za no tsy hahaizanao miaina a 8O :roll:
16. ravalotgv ( 01/05/2009 08:05)
voadaroka ze tsy tim no tsy tgv

hery miafina

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^)
17. Mirananirina ( 01/05/2009 13:30)
ahoana ndray io sarinao ao aminy sobika io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1063