mahatalanjona !!!

1. bazylou ( 30/04/2009 22:52)
Ny mahagaga ahy hoa de zao NY HEVITRA TSARA REHETRA REHEFA RAISIN'NY PRO RA8 de simba doholy eh:

Liberalisme economique ==> Monopôle
Democratie ==> Fanjakan'ny Baroa
Tsy tombotsoan'olontokana ==> Arovana mafy
Halatra sy tsy fanarahandalàna ==> De zay rehetra ataony de zay avokoa
Pas de censure ==> De miteniteny foana ao @ radio mada
.....
...
Lava le liste fa samia mameno fa tena leo ah!

Sady mpangala-tahaka. :-D :-D :-D

novalian'i pirattack ny 01/05/2009 10:36
2. xxx ( 30/04/2009 23:04)
marina mintsy ny volazan'elah io fa ny TGV mpangalatahaka fa reo voalazano ireo dia ny TIM no nilaza an'zany voalohany ary dia zao ampiharin'ny tgv zao ,tsisy valaka fa dia io miseho io le izy
3. xxx ( 30/04/2009 23:10)
Deraiko nareo mitsam fa olom-pirenena mendrika. Hita ilay tara-pahazavana ho avin'i M/car. Tsara leroa, Bravo!!!!
4. xxx ( 30/04/2009 23:23)
Tsy tokony ho derainao ny zava toa izao satria tsisy vokatra tsara , ny zavatra deraina dia zavatra mahasoa ny tanindrazana ohatra, zah zao tsy hidera anao satria ianao midera ny tsy tokony ho deraina
5. xxx ( 30/04/2009 23:34)
Ra olona misaina ianao dia takatrao ny tiana ambara!
6. xxx ( 01/05/2009 00:31)
Instinct bestial en action ,merci d' avance !!!Waouu 8)
7. Mirananirina ( 01/05/2009 06:29)
ry xxx isany an,tsara e :(
bazylou,ary ny fijerin'ireo tgv taloha mba ahoana hoy ianao?
8. ravalotgv ( 01/05/2009 06:44)
ataon i tgv sy ravalo mizarazara mihintsy ny gasy dia amporisihany ny capsat hilako ze miseho mitambatra

sniff
tcrouff
:* :* :* capsat
9. Noue ( 01/05/2009 07:31)
bazylou:

Ny mahagaga ahy hoa de zao NY HEVITRA TSARA REHETRA REHEFA RAISIN'NY PRO RA8 de simba doholy eh:
k'ita fa ianareo tgvendrana no mpanimba


:evil: :evil:
10. pirattack ( 01/05/2009 10:36)
Mahagaga ry r'eto a!!

Arretena tsy misy mandat ara-dalana, avy eo vonoina sy darohana, i Manandafy io hita io fa ny sasany kou D tsy te hieritreritra mihits ah ny fampijaliana atao amin'iz ireo ao.

D avy mikiakiaka eran'tanana hoe atteinte à la sureté de l'"Etat"

Fa "Etat" inn e? ny "etat" de la republique malagasy ange ka miorina eo ambonin'ny Constitution manankery e!!!

D constitution iza zany no iorenan'ity HAT ity izay tsy misy Etat akory na ny anarany aza.

Momba ilay hoe manara-dalana indray, fa lalana inn no tiana hambara e?

Diniho amin'ny saina tsy miangatra:

--requisition fananan'olona,
=> fa misy lalana sy procedure tokony arahana ange vao azo atao izany e!! fa tsy tonga D hoe requisitionné miaraka amin'ny miaramila mirongo fiadiana mahery vaika. Ary na dia hoe tsy nandoha hetra aza, misy procedure arahina izany fa tsy hoe tonga D alainay ity fa anay!!

-- Arrestation tsy misy mandat,
=> sady atao le plus humiliant possible en plus aseho mibaribary ny maha incompétent, tena mampalahelo,

-- Perquisition tsy misy mandat sy atteinte à la vie privée
=> na jeneraly, na olon-tsotra dia tonga dia miaramila mitondra fitaovam-piadiana mahery vaika no manao azy

-- Déballage (accusation)
=>tsy nandalo fitsarana akory fa tonga dia meloka i ranona

Averiko eto ihany (io ambany io) ilay lazain'ny constitution mikasika an'io rehetra io izay tsy nisy narahina akory. Ankoatra ny tsy fanarahana azy t@ nametrahana io fahefana io.

Ka dia fanontaniana ihany! lalana iza zany tokony arahina izany ee???

Sao D didin'ny B sandry fa tsy lalana e!!



Article 13 - Tout individu est assuré de l’inviolabilité de sa personne, de son domicile et du secret de sa correspondance.

Nulle perquisition ne peut avoir lieu qu’en vertu de la loi et sur l’ordre écrit de l’autorité judiciaire compétente, hormis le cas de flagrant délit.

Nul ne peut étre poursuivi, arrété ou détenu que dans les cas déterminés par la loi et selon les formes qu’elle a prescrites.
Nul ne peut étre puni qu’en vertu d’une loi promulguée et publiée antérieurement à la commission de l’acte punissable.
Nul ne peut étre puni deux fois pour le méme fait.

La loi assure à tous le droit de se faire rendre justice et l’insuffisance des ressources ne saurait y faire obstacle.
L’Etat garantit la plénitude et l’inviolabilité des droits de la défense devant toutes les juridictions et à tous les stades de la procédure y compris celui de l’enquéte préliminaire, au niveau de la police judiciaire ou du parquet.

Tout prévenu ou accusé a droit à la présomption d’innocence jusqu’à ce que sa culpabilité soit établie par une juridiction compétente.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.056