FILAZANA OLONA VERY : OMBAY MITADY RAVALOMANANA MARC

1. xxx ( 01/05/2009 20:16)
OMBAY MITADY RAVALOMANANA MARC zay mahita na manome vaovao ho an'ny antoko TIM de ahazo valisoa na tgv aza izy !!
novalian'i sapele ny 02/05/2009 09:26
2. xxx ( 01/05/2009 20:19)
Izaho Charles CPST dia mahita azy fa ohatrinona ny $
3. Noue ( 01/05/2009 20:21)
xxx:

OMBAY MITADY RAVALOMANANA MARC zay mahita na manome vaovao ho an'ny antoko TIM de ahazo valisoa na tgv aza izy !!
dia mino ve XXX fa ny Tim tsy mahafantatra oe aiza izy???


4. xxx ( 02/05/2009 04:51)
Ombay mitady :
Niala tao @ lapan'ny Mavoloha i Marc Ravalomanana izay fantatra @ anarana hoe Ra8 na Le8 ny Talata 17 Mars lasa teo, hamindra ny fahefany @ miaramila no nialany tao, nony re fa vita izay famindram-pahefana izay, dia heno fa ny ambassaden'ny USA no nampiantrano azy,
andro vitsivitsy taty aoriana monja anefa de nilaza ny ambassaden'ny USA fa tsy any aminy intsony i Ra8,
Nalaza fa nitsoaka ity farany, nanomboka nitomany tao Ambohijatovo ireto zanany fa nalahelo ny Rainy, nanome "signe de vie" ihany anefa izy, fa hay nilefa tany Afrika atsimo i Le8,
Hatramin'ny nandehanany tany de lasa tsy salama loatra ny sainy ka lasa mirediredy fahatany, ka mampanantena zavatra tsy misy an'ireto zanany minaonaona,
- ho avy tsy ho ela aho ry zanako ... dia faly ery ny zanany fa hoe ho avy i dada.... andrasana ka eeeeeeeeeeeeeee
- hitondrako Tafika SADC ianareo ry zanako, ..... de faly ery ny zanany isany, nandrasaba ty tafika fa eeeeeeeeeeee
- Aza matahotra ianareo fa tsy hamela anreo irery izany aho e, .... tsy hita hatram'zao,
Ka ho anareo izay mahita an'i Le8 dia antsoina mba hampandre ny manampahefana akaiky azy indrindra na hanatitra azy haingana dia haingana any @ 18, Anjanamasina.
:-D :-D :-D :-D :-D
5. diamondra27 ( 02/05/2009 06:59)
tsisy very izany fa nanao demande d'asile po izy
6. ravalotgv ( 02/05/2009 07:36)
sniff
tcrouff

voan i tgv i dada8 zany raha izao tsss de ahoana izany ny gidra hitohy sa hijanona

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
7. halloween ( 02/05/2009 07:57)
alao kosa izy tadiavina letsy ry ravalotgv fa isika koa anie mila ny ahatongavany fa miandry azy kaps e!
8. sapele ( 02/05/2009 09:26)
Tsy very izy ka!za koa mahalala ny misy azy,aty akaikikainay aty izy fa mieritreritra aho hoe tena mbola mila mandinin-tena tsara izy aloha zay vao mandray fanampahankevitra.jerevo Ratsiraka maimbo ra de tsy te hiverina an-tanindrazana ka everinareo ve fa moramora ny hiverenany eo,,?izy koa efa maimbo ra rahateo,,,ary raha avela hitohy eo foana ny korontana de ho maimbo ra daholo izay mitondra eo,,ary de hanorim-ponenana aty ivelany daholo ny olo-mangan'i madagasikara.ataon'ny Vahiny firesaka fotsiny.soa iany aho fa tsy mba presida sady tsy te ho presida de afaka miaina am-pitiavana ny taniko. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4407