Telechargement?

1. deric ( 02/05/2009 06:20)
Efa nanao teléchargement aho fa tsy tafa ilay izy, mety tsy haiko angamba ny tena fanaovana azy fa andrakandrana fotsiny no nataoko. mba omeo ny tena fomba fanaovana azy e!
Rehefa hita le site dia ahoana ny manaraka sy ny fomba rehetra?
Misaotra.
Toy izany koa ny fakana mise en jour anti-virus tena olana be ho ahy ny manao azy (tsy mahay e!, tsy atao mahamenatra)
novalian'i wanalen ny 01/07/2009 11:31
2. fahamarinana ( 02/05/2009 08:51)
:arrow: deric : zay mba haiko sy heveriko mety no lazaiko an !
Ilay fanaovana mise a jour ny antivirus raha ny tokony ho izy tokony automatique hatrany fa mila jerena angambany ny configuration' ilay izy !Normalement misy choix multiple ao na auto na manuelle sns sns...
Ilay telechargement ndray dia manaraka izay voalaza eo fontsiny !Inona ilay site nangalanao zvtr dia inona ilay tsy nety ? ohatra ! Raha resaka peer2peer ndray dia tsy arako sady tsy fanaoko ihany koa fa aleo ny hafa no hamaly !!! .
Asa raha nahavaly na santionay aza e! :) (l)
3. nilex ( 04/05/2009 09:47)
raha ny avast aloha dia ato alaina dia vetivety "http://www.avast.com/fre/update_avast_4_vps.html" misy hoe Download aho dia io no lancena dia lasa e.
4. deric ( 11/05/2009 06:39)
Misaotra an'i Fahamarinana sy Nilex fa misy hiainana ilay izy e!
Tsy misakana ny hafa hamaly koa anefa izany.
Misaotra
5. nilex ( 12/05/2009 09:53)
slt,ny olana koa mantsy dia izao,tsy ny antivirus rehetra akory dia mety angalana mise à jour amin'ny fichier toy ny avast fa ny sasany tsy maintsy ordi connecté sur internet vao mety .Ka vitsy ihany ny maj mety atao an'izany e.
6. wanalen ( 01/07/2009 11:31)
Ty misy fomba fanaovana téléchargement :
-alaivo ary installer-o le 1.8.3 http://www.softonic.fr/s/torrent-free-download
-rehefa vita izany dia midira eto http://www.torrentz.com/
jereo ao izay ilaina ,na soraty amin'ny toerana fanaovana recheche io ambony io ,misy pejy vaovao misokatra dia mifidy ny iray amin'ireo "liens", avy eo dia jereo fa misy hoe "download this torrent" no klikena, saingy mba vakio ihany aloha raha misy "commentaire" momba ilay zavatra alaina ,misy "fenetre" vaovao misokatra dia atao "OVRIR" fa tsy enregistrer,manao "ok" fotsiny avy eo, misokatra hoazy ilay "log utorrents" mitélécharger ilay "fichier"
-mamana rano mafana dia avela hangatsika izany , sotroy moramora na asio siramamy mandra pahavitan'ilay téléchargement.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3503