Aza misy mividy entana vitan'ny FRANTAY

1. rrand ( 02/05/2009 11:21)
Azo atao tsara no manao guerre economique ary raha miray hina isika malagasy dia io no tena mahomby.

Azo atao tsara no my boycotte an'ireto :
- SCORE
- LEADER PRICE
- TOTAL
Efa zava-dehibe raha ireo no vitantsika.
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 07:40
2. ni81 ( 02/05/2009 11:27)
:roll:
3. xxx ( 02/05/2009 11:51)
zahay ndray de hividy fooooooonnnnnnnnnnaaaaaaaaa
4. Noue ( 02/05/2009 13:24)
inona kay ny entana azo vidiana ao @ total ??? :-D :-D :-D
5. jasa ( 02/05/2009 13:53)
mamplahelo ianao fa izahay de hividy vao maisa aza hividy fa raha mividy ny Malagasy dia io no zava-dehibe :-P :-P :-P :-P :-P :-P hitan'i rrand amin'io ve hoe 1 sur 5 no bol noho izany mandefera ho mandina fa mbola hiakatra aza io mety ho 1 sur 1000000 raha tsy mitandrina :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
6. endrika01 ( 02/05/2009 15:42)
Ny toen-tsaina Malagasy mintsy mila fanamboarana,ary zah alou nankasitraka ny voalazany namana 1 tato,raha nampitaha an i Madagascar sy Maurice izy ,hatr@nahazahoana ny fahaleovan-tena.Misy ny miezaka manatsara ny sasany mamotika ny fananam-pirenena,ny we tsy ividy tsony ny entana vitany Frantsay??Ra-Malagasy be haingitraingitra,hafa iany le avy any an-dafy,tsy mahay mampidera ny an-tena,fa tia midoka ny any HAFA.Zay mba miezaka,hampitovy lanja anizany potehina ndray,ohatra ny orinasa TIKO ( economie no resahina )
7. rakaroka ( 02/05/2009 18:02)
Le "saina" feno "FAHANKAHALANA" mihitsy no "MANIMBA" !
'za aloha tsy hanjehy ny androko hanenjika an'izao sy izao, fa 'zay mampety ny fiainako no ataoko e. Ohatra izao raha mitaiza kely aho any dago, dia mila "couchen-jaza", ny gasy 'taoko tsy mbola mamboatra ireny anefa pratika amiko ny mampiasa izany . Dia 'zay no mahatonga ny fitenenana hoe " embrasse la main qu'on ne peut pas couper !
Ny ahy ny tena tsy azoko , ka na i Etats-Unis, sy i Chine azo heverina ho firenena efa Goavana aza miara-miasa @ Frantsay, dia fa maninn isika no mihambo diso toerana toa io anefa tsy mahavita na mihary ny hohanin'ny vahoaka gasy akory aza ! Miseho mahavita tena milay, anefa raha ny marina
tsy mahay...ny miara-miaina eny fa dia @ samy gasy aza.
Dia lazaina koa fa ny vazaha no mampiady antsika, ka efa ketrina sy dodrom-belona isika raha manaiky ampiadiany . Tsy ny vahiny anie no tompon'andraikitra fototra @ firenena , ary raha atao hoe vazaha ttsy aza i ndry, an-ttasy ihany izany!
Mikasika ny tenin'i Endrika, azo valorisé-na ny asa-tanana gasy fa fifehezana hafa no tokony ajoro ohatra "taxé-na BBbe ny vahiny" fa tsy hoe tsy avela hiditra , dia favorisé-na @ lafiny isan-karazany ny vokatra malagasy!
'zaho dia mitarika ny olona tsy hirindrim-baravarana @ andron'ny mondialisation izao satria mihevitra aho fa "TOMBON-TSOA HATRANY" ny fahaizana mifanerasera @ hafa , fa io dia mba mahaiza ftsn mifampiraharaha
tsy ho voambaka ! ary rehefa avy eo dia tsy ilay nanambaka ihany no tsiniana fa ilay "voambaka koa!" satria fifanarahana ntsinn no natao!
8. ravalotgv ( 03/05/2009 07:40)
resak ovy tsss
le frantsay ndray zao no miteny an io de ahoana ny gasy any frantsa matin ny hanoanana any


sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.4185