Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maty i andrytgv
1. xxx
(
01/05/2009 21:39)
Maty omaly alina t@ 11 ora i Andry lehiben'ny HAT,tsy fantantra mazava ny tena antony fa araka ny sombim-baovao re dia toa hoe tapaka lalan-dra hono.
2. xxx
(
01/05/2009 21:46)
marina ve izany laingabe izany mandehana matory fa tsy eto no mirediredy eo ialahy ,si non ndana mimaste kely dia tsy manofy ratsy intsony
3. xxx
(
01/05/2009 22:12)
inona ary ty!!!
aza manao resaka mpihanikazo na mpi nanv
4. xxx
(
02/05/2009 07:39)
donc celui qui est là en ce moment c'est un revenant ou un fantome alors
8O 8O 8O 8O 8O
5. halloween
(
02/05/2009 07:58)
soa fa nanao xxx elah fa ra ts zany petsa teto androany !!
6. jasa
(
02/05/2009 14:07)
efa fomban-dra8 sy ny forongony ny mandainga sy ny vaovao tsy marina ka tsy mahataitra intsony! :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P