Mano hevitra mpamosavy koa ity xxx1 ity. Dia amzay ve hifamaly faty eto Ramalagasy mandritry ny 15 na 20 taona ????Maninoa letsy ra XXX 1 raha tonga dia hividianana antsy be lava lela toy ny tany Rwanda ny volan'ialahy dia zaraina eto M/car dia aleo samy hifamono antoerana eto isika. Rehefa be ve ny maty tsy ho tonga saina elah @farany.
Ilay fombanao mandranitra mihintsy no mamparikoriko.