tezitra be i deba t@ nilakoana an i manandafy

1. ravalotgv ( 01/05/2009 17:54)
tezitra be i deba ka mitady ny anaran ireo maramila nahasahy nikasitanana an i ndafy be. Ho anareo izay mahalala dia lazao hono fa tapahany ny vola mankany @ capsat
dia matahotra be konko hono izao i tgv sady marary be ny kibony


sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
novalian'i jasa ny 02/05/2009 13:47
2. Noue ( 01/05/2009 18:24)
mba mahita lazaina koa ianareo aa!! :^) :^) :^)
3. fijo ( 01/05/2009 18:58)
ko tsy nivalana tao izany ny deba
4. menalamba ( 01/05/2009 20:42)
Iekany ,saika tsy naharaka ny papézénika.... ;-)
5. jasa ( 02/05/2009 13:47)
Tsy hitanareo aza ny mahazo an'i valokely fa manotika be ny ki bony fa very daholo hono ny viliany ka tsy manomboka tsy misy hamahanany ny mpiasany; nefa ireo mpanompony mbola te hilelaka aminy ka ireo mitoreo eny ankorondrano ireo! ntsôôôôôôôôô :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0344