Nampian'i Kristy dé nanantona ny ALLAH ny tgvendrana

1. penguin ( 05/05/2009 06:03)
Nodradradradraina fa tsy miantso Kristy mihintsy ny Filoha Ravalomanana satria miaraka amin'ny demony. Dia noventesin'i andry tgvendrana hatrany ny anaran'i Kristy ary nilaza izy fa nanampy nahazoana ny fitondrana hafahafa ity. Izao dia kofona aloha satria mbola mitady ny fankasitrahan'ny IVELANY Mpamatsy vola mahazatra. Aiza no miantso vonjy milaza hampidinana 40 % ny vidin'entana fa dia ny ARABO mifototra amin'i ALLAH. Ka ahoana SAMPY koa ireny fanomezana nomeny an'i andry tgvendrana ireny sa ho dorona sy alaina faditra.
Tsy milaza ny ARABO ho tsinontsinona izahay fa tena manaja azy saingy ilay manao resaka mifanohitra no aseho. Tsy mbola miaraka aloha i ALLAH sy Jesosy Kristy aminay ary mbola ady io sady tsy mila Kristianina ny Silamo araka ny hitanay.
répondu par penguin le 05/05/2009 14:16
2. tsiafoi1 ( 05/05/2009 06:16)

Ny fanomezana nomen'i Arabo azy aza tonga @'le tena ilain-dRajoelina azy tsara fa manampy azy fatratra @'ny magie noire, pingapinga ery ny tanany nandray azy : BOULE DE CRISTAL. Da menatsa ny tena fa miharihary otran'ny vay an-kandrina. Matoa ny vahiny arabo nanolotra an'ireny de mba efa nanadihady ny historique-ny sy ny zavatra ankafiziny vao nivimbina ity fanomezana nomena azy.
3. essera ( 05/05/2009 06:28)
Tery saina loatra ary tsy mahita afatsy ny eo ambany maso. Fa Allah aloha ve ry Penguin sampy ? Mba mandehana manao fanadihadiana kely fa mitovy amin'ny Andriamanitra amintsika io am zareo. Toy ny Boudha am avy any antsinanana.
Maninona no ekena eto amintsika ny mpivavaka silamo ry penguin mba valio kely. Lazainao fa mpanompy sampy ireny. Sao omen'ny silamo ny ankisesy ianao vao sahirana.
Mianara tsara aloha zalah fa tsy mahay manavaka ny sampy sy ny fivavahana. Manovoza eny ho eny fa lasa azavaiko elabe eto ilay izy dia azonareo veti2.
4. namanabe ( 05/05/2009 06:40)
i penguin no nanomboka mivavaka amin'i allah fa ny kristiana ambiny tsa nisy nanaraka , fa mijoro amin'ny finoanay
5. penguin ( 05/05/2009 06:53)
Tsy mahay mamaky teny ry essera tgvendrana ngamba. Izaho manoratra raha tsy fantatrao dia tsy Kristianina akory ary tsy misy milaza ny Silamo izay hajainay ho manompo sampy fa ny fomba filazan'i andry tgvendrana sy ny tgvendrana rehetra ny fanampian'i Kristy azy no havoitrako ry tgvendrana mianakavy a.
6. xxx ( 05/05/2009 07:05)
peinguinvendrana
tena vendrana
ary ho vendrana
dia hijanona ho vendrana
mipizy ve !
7. essera ( 05/05/2009 07:24)
penguin:
Tsy mahay mamaky teny ry essera tgvendrana ngamba. Izaho manoratra raha tsy fantatrao dia tsy Kristianina akory ary tsy misy milaza ny Silamo izay hajainay ho manompo sampy fa ny fomba filazan'i andry tgvendrana sy ny tgvendrana rehetra ny fanampian'i Kristy azy no havoitrako ry tgvendrana mianakavy a.

Fa ianao izany tsy mahazo miara-miaina amin'ny olona manana religion hafa ankoatra anao. Sao d tsy mazava tsara aminao ilay resaka. Ny kentrina ihany ry penguin no tsy mahatsapa hoe vanim-potoanan'ny fandrosoana sy fivelarana izao. Fermé be loatra nareo ka rehefa manao analyse d rano sy pétrole tsy misy idirany no resahina mba hahatongavana any amin'ny menaka TIKO.
8. xxx ( 05/05/2009 07:55)
essera:

Ianao no toa tena pahina, mba jereo ny ataon'ny silamo era-tany dia mieritrereta izay hanaovan'ny arabo ny gasy atsy ho atsy . bonjour le terrorisme !
9. mihitsy ( 05/05/2009 08:16)
penguin:

Tsy mahay mamaky teny ry essera tgvendrana ngamba. Izaho manoratra raha tsy fantatrao dia tsy Kristianina akory ary tsy misy milaza ny Silamo izay hajainay ho manompo sampy fa ny fomba filazan'i andry tgvendrana sy ny tgvendrana rehetra ny fanampian'i Kristy azy no havoitrako ry tgvendrana mianakavy a.

mampime mihitsy le oe tgvendrana: raha misy ny vendrana de reo mbola miaro andra8 ireo mijapy sovaly maty!
ary le ra8 no tena vendrana lavaitra nanome an'olon-kafa ny fahefana teo an-tanany!
mba misaina e
10. tsiafoi1 ( 05/05/2009 08:16)

Anaovana inona aloa le boule de cristal ? Bonbon sakay zany!!!!

Mazotoa homana ry HAT a! Ny devoly anie manome fa rehefa maka ny anjarany koa ka ny aina no manefa be. Izay no mahatonga an'dry Ben Laden sy ry Fatsouraly hampihatra ny "immolation" sy ny "incinération". Dieny ety an-tany dia vita ny afobe.

Nday nday nday, maty aho lavasangakeliko!
11. xxx ( 05/05/2009 08:24)
tSIAFO1 ANGAHA SOLAPAIKA DIA TSY MANANA SANGA INTSONY KA MIADY VAROTRA AMIN'NA SANGA ETO INDRAY kayyyyyyyyyyyyy !!!!!! izany ve no mbà ..
12. coucou2 ( 05/05/2009 08:46)
essera:

Tery saina loatra ary tsy mahita afatsy ny eo ambany maso. Fa Allah aloha ve ry Penguin sampy ? Mba mandehana manao fanadihadiana kely fa mitovy amin'ny Andriamanitra amintsika io am zareo. Toy ny Boudha am avy any antsinanana.
Maninona no ekena eto amintsika ny mpivavaka silamo ry penguin mba valio kely. Lazainao fa mpanompy sampy ireny. Sao omen'ny silamo ny ankisesy ianao vao sahirana.
Mianara tsara aloha zalah fa tsy mahay manavaka ny sampy sy ny fivavahana. Manovoza eny ho eny fa lasa azavaiko elabe eto ilay izy dia azonareo veti2.

Ataoko kosa angamba fa tsisy resaka allah mihitsy ao anaty baiboly an! Noho izany tsy A/tra izy.
Ary rehefa ankoatran'A/tra no tompoina dia sampy no anarany. Ary tena hitako fa enao mihitsy no tena tsy mahay manavaka ny sampy sy ny fivavahana
13. Oay ( 05/05/2009 09:06)
coucou2:

Coucou kely fotsiny ho an'i coucou2: Jereo ny atao hoe : monotheisme d azava aminao ny resaka!

_Andriamanitra: d teny Malagasy entina ilazana an'ilay Nahary an'izao tontolo izao!

_YaHWeH: d teny hébraïques mbola entina milaza an'ilay Nahary an'izao tontolo izao!

_Allah: d teny arabo entina ilazana ihany koa ilay Nahary an'izao tontolo izao!

>>> NOHO IZANY D MITOVY IHANY NY ZAVATRA TIAN'IREO TENY IREO LAZAINA d entina milaza ilay NAHARY an'izao tontolo izao.Mbola ampiako hoe ny Malagasy alohan'ny nahitana ny teny Andriamanitra d nampiasa ny teny iZAy NAHARY izay nafohizana hoe ZANAHARY!

Argent=Vola=money d mitovy @ izay ilay Allah=Andriamanitra=Dieu.
14. coucou2 ( 05/05/2009 09:12)
Oay:

Zany??? Koa ra lazainao fa A/tra ary allah, nahoana ny silamo no tsy mampiasa ny baiboly fa ny mandoro reny aza no ataony.Allah=A/tra ny silamo fa tsy an'ny kristianina.Ny an'ny kristiana dia A/tra tokana zay voalaza ao anaty baiboly irery iany no tompoina.Ankoatrizay sampy.

15. essera ( 05/05/2009 09:13)
Efa tsy ao tson ange RaOay ny raisonnement an'iretsy fa eritreretiny koa hoe ny FPVM farany tsy kristianina. Ontôlanéééééééééééé.

16. xxx ( 05/05/2009 09:41)
Efa mitapy mihitsy le bandy ato zany i essera moa dia efa mahazatra fa hors sujet,i oya milaza fa tsy mombany atsy na ny aroa tsy manameloka ny habibiana ataon'ny capsat fa mody be marenina ,i andrywui =mihitsy =namanabe iny moa di manao ps be de be mba ho maro anisa ny tgvendrana ato fa efa ripaka namadika palitao ny sasany fa tsy nahalala fa tena vendrana le fitondrana
Le tena resaka lesy ry zalahy dia tapina ny baolina hoa an'i tgv tapaka ny vola avy any @ tandrefana ,koa inona sisa ,latsaka ankaterena ha ha ha, ra berebareba ndray é,
maty aho andrikeliko boboka ,zay elah vao hinana ny tsy fihinana
17. penguin ( 05/05/2009 09:43)
essera sy ny tgvendrana isany ny ao antsainy ihany no tereny ho marina sahalan'ny fikan'ny capsat. Tsy haiko na an-dafy inona no misy azy ka tsy ahitany ny vaovao nisy ary mbola mitohy any amin'ny tany Silamo. Tsy tononiko eto ilay firenena aloha fa ny zava-nisy dia nampiasa ny teny hoe ALLAH ny fiangonana Kristianina satria nihevitra hoe GOD na DIEU no dikany ka azo ampiasain'ny rehetra sahalan'ny ANDRIAMANITRA sy ZANAHARY eto Madagasikara. Ny zavatra nataon'ireto Silamo dia nanambara fa NY SILAMO IHANY NO MAHAZO MANONONA NY TENY HOE ALLAH ARY TSY MAHAZO MAMPIASA IZANY NY FINOANA HAFA. Hianako ary fantatro izany fa tsy novakiana tamin'ny Internet sahalan-dry tgvendrana miteniteny izay ao an-tsainy eto akory. Izay no tsy hanononako ny tany misy azy izany.
Tsy nilaza aho fa ratsy ny Silamo fa nanambara fa tsy eken'ny Silamo ny ampifangaroana an'i ALLAH amin'ny GOD -nareo. Porofoy any amin'izay Republika Islamika fantatrao izany raha diso. Mazava vé ry tgvendrana aaaa ?
18. Oay ( 05/05/2009 09:44)
coucou2:

Zany??? Koa ra lazainao fa A/tra ary allah, nahoana ny silamo no tsy mampiasa ny baiboly fa ny mandoro reny aza no ataony.Allah=A/tra ny silamo fa tsy an'ny kristianina.Ny an'ny kristiana dia A/tra tokana zay voalaza ao anaty baiboly irery iany no tompoina.Ankoatrizay sampy.

Coucou a!

Raha miteny @ i Coucou2 ve za manao hoe :
_Salut d tsy midika ve izany fa miarahaba an'i coucou2 za,
_D raha manao an'i coucou2 indray za manao ho K'AIZA d hiteny ve i coucou2 fa tsy miarahaba an'i coucou za!

Noho izany d mbola averiko fa Allah d teny arabo entina hilazana ilay Nahary an'izao tontolo izao!

Momba ny fivavahana Slamo indray d mba manaova fanadihadiana fa ny any azoko lazaina an'i coucou2 d izao:

_Ho an'ny silamo d vevavy roa ihany no masina d : Ny renin'ny prophète Mahomet sy i Masina Maria renin'i Kristy!
_D tokony ho fantatr'i coucou2 ihany koa fa ny Silamo d mino fa i Kristy d tsy maty fa niakatra velona any an-danitra ary mipetraka eo akaikin'ny Ray satria ny Silamo d mino fa i Kristy d olombelona madio sy marina ka mendrika ny ho eo ankavanan'ny Ray!

1- La figure de Jésus dans le texte coranique

Dans les récits prophétiques du Coran, Jésus - Issa - occupe une place essentielle, bien que le texte coranique ne soit pas christocentrique. Issu d’une femme véridique (sainte) - siddiqa - , sa naissance ses actes et sa fin sur terre sont des miracles de Dieu - mu’jizat- .

Qui est donc Marie - Mariam - dans le Coran ? Le terme utilisé est celui de Siddiq (a), qui désigne le plus haut degré dans la piété, et ceux qui sont le plus proches de Dieu ( tout comme la sainteté dans le christianisme). Siddiq vient de sidq - sincérité - et signifie - le véridique, ou le parfaitement juste - .

Selon l’interprétation d’Al Ghazali, le Siddiq représente le plus élevé des quatre degrés que sont :

1- Ceux qui obéissent extérieurement aux lois divines, sans plus

2- Ceux qui évitent l’équivoque - al shubuhat- de crainte de commettre ce qui est proscrit -. Il s’agit des bons (al salihun)

3- Ceux qui sont capables de sacrifier un bien licite pour demeurer fidèle à Dieu et éviter le mal : il s’agit des révérencieux (al muttaqun) - le terme ittaqa signifiant, craindre et se protéger de quelque chose. Le Muttaqi est celui qui craint Dieu et se protège du Mal.

4- Ceux qui consacrent leur vie à se rapprocher de Dieu et s’élève au dessus de ce qui n’y mène pas : les véridiques (al siddiqun)

Marie, la véridique (al siddiqa), représente le paradigme de la pureté et de la piété. Sa vie représente un miracle, qui étonnait méme Zakkarie - Zakariya- . Dieu lui annonce, par la médiation des anges - al Mala ika -, qu’elle est l’élue de toutes les femmes de tous les mondes. (Sourate de la Famille Umran, verset 42)

L’enfantement de Jésus - Issa - est en lui-méme un miracle - mu’jiza-, et un signe pour les humains. Ce qui est impossible à nos yeux, et selon notre perception des lois de la nature est possible à Dieu. D’ailleurs Dieu rappelle dans le Coran que la Création est elle-méme un miracle - mu’jiza - .

L’enfantement de Jésus - Issa - s’accompagne à la fois d’une révélation et d’un jeu d’apparences. Il s’agit de la révélation de Dieu par la médiation de l’Ange Gabriel - Jibril -

Quant au jeu d’apparences, il est certes objet de dérision de la part des lecteurs non-musulmans. En apparaissant aux siens accompagnée du nouveau-né, Marie - Mariam - subit leur invective et apparaît comme une femme de basses moeurs ( sourate de Marie verset 28). Le silence de Marie laisse aussitôt place à la parole de Jésus dans le berceau, qui annonce le message divin - autre miracle -. Au delà de ce qu’une lecture superficielle considérerait comme une histoire incohérente et dépourvue de sens profond, il est possible de découvrir un véritable discours sur le contraste entre l’apparence et la réalité, sur le voile de l’ignorance.

De la naissance miraculeuse, le texte coranique passe aux actes miraculeux, ceux mémes que l’on retrouve dans les quatre évangiles actuellement reconnus : la multiplication des pains, la guérison des malades, et la résurrection des morts.

Enfin, l’ascension de Jésus - Issa - relève du méme ordre. Le texte coranique affirme que Jésus - Issa - a été soustrait au passage par la mort, élevé par Dieu, et soustrait à l’emprise des hommes. Toutefois il a semblé à ces derniers qu’il a été mis à mort. Le texte coranique n’en dit pas davantage, mais de nombreuses interprétations peuvent le compléter.

Paradigme du prophète et du siddiq - véridique - à la fois, mais aussi paradigme de l’homme le plus proche de Dieu par sa pureté, Jésus - Issa - est un prophète révélateur du message éternel de Dieu dont la quintessence se résume en l’adoration de Dieu et l’amour du prochain.

Deux couples similaires apparaissent constamment dans le texte coranique :

* "Amana wa ’amila salihat" , dont la traduction littérale est croire et faire les bonnes actions

* "Aqama al-Salat wa Ata al-Zaqat" , dont la traduction littérale est faire la prière et pratiquer l’aumône légale . La traduction littérale demeure toutefois très indigente si l’on oublie que le terme arabe zakat ne signifie pas seulement l’institution de cette taxe redistributive des richesses, mais avant tout la purification de l’âme - tazkiyat al- nafs -, par le don de soi. Quant à la "salat" , qui signifie littéralement la prière, elle ne saurait se réduire à l’accomplissement d’un rituel. Lorsqu’en langue française on parle de prière, nous distinguons deux actes : le "du’a" et la "salat" . La première forme, facultative, mais indispensable à l’homme, consiste à implorer Dieu de répondre à nos attentes. La deuxième, canonique, consiste à exprimer par la parole et le geste, et, au-delà par la pensée profonde, l’adoration de Dieu et la fidélité à son message. Elle peut étre pratiquée comme un rituel répétitif. Mais elle peut aussi étre le moyen d’une conscience plus approfondie de son propre rapport avec Dieu

19. xxx ( 05/05/2009 09:54)
Tsy resaka ALLAH na JEHOVAH na KRISMA na sns leisy le sujet ry bandy a, nareo ve mamaky sa mila Bande Dissiné e!!!
Omeo ny hevitra ,ahoana io resaka mila vatsy avy any @ rebareba io é, tsy mazava @ leity mintsy ve le teny gasy é!!!
Aza mody ariranao resaka hafa eto le politika fa misy dinika hafa atsy azo anaovanao an'izany malalaka
Raha ny tena marina dia tapina i Andry tsy afa-miteny fa capsat no mitondra ny baolina ,ary raha tsisy vola dia aleo miala teo ,fa tsy velomina @ kabary ambavahady akory ny Malagasy
20. tsiafoi1 ( 05/05/2009 09:58)

Ny silamo dia mino an'Andriamanitra tokana fa tsy manaiky an'i Jesosy Kristy ho Andriamanitra. Amin'ny finoana silamo dia Prophète Jesosy na Isha. Ary mbola nisy Grand Prophète taoriany dia i Mahomet. Tsy manaiky ny maha Andriamanitra tonga nofo an'i Jesosy ny Silamo, izay anefa no tena fototry ny trinité masina maha kristianina ny kristianina. Midika izany fa Anti-Christ ny silamo. Ka raha anti-Christ, de tsy asiana resa-be intsony fa efa mazava ho azy ny aminy, manoloa ny finoana kristiana ....

Tsy tokana ny devoly fa ny ampahatelon'ny miriades des anges tany an-danitra dia nanaraka an'i Losifera. Misy karazany maro izy ireo. Misy karazana fahefana anazy maro ihany koa izay fehezin'ny hery anakiray dia ny an'i Losifera. Miditra any amin'ny karazam-pivavahana samihafa ihany koa izy ireo, ary miasa sy manjono olona maro. Asakasak'izay milaza tena ho kristianina ka manao volongita mifandray tendro aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1999