Nampian'i Kristy dé nanantona ny ALLAH ny tgvendrana

21. penguin ( 05/05/2009 10:38)
Ny fanaratsiana Silamo tsy anjarako fa havoitrako kosa ny fanaratsiana Silamo ataon'ny Kristianina Malagasy sy ny Famerimberenana Kristy Tompon-tsiaka hoy andry tgvendrana izay nanampy sy nitantana ny tolona.
Tsy resaka fivavahana no tiako ho tohizany ry tgvendrana isany fa mahalala maro ary niofana ny momba izany ISLAMIC FINANCE izany ny tena.
Mifandray amin'ny Silamo ny Fivavahana sy ny Toe-karena izay mipaka amin'ny resaka politika ary ny Silamo no milaza fa mahita vahaolana amin'ny krizy ara-bola misy eto an-tany io ka ny SARIAH FINANCE no lazainy hamahana azy ary porofoany fa tsy naha-potikin'ny krizy azireo. Mifandray ny Toe-karena sy ny Politika ka izay no nampidirako ny loha-hevitro ato amin'ny politika fa tsy any amin'ny Finoana ry tgvendrana isany.
Hisainana any @ World Economic Forum ny Islamic Finance ka izany no hidodoan'ny tgvendrana amin'ireo. Misy eran-tany io ary na Japan na GB na US na Singapore na China misy izany.
Ilay taim-bavanareo mamoaka demony no havoitrako ry tgvendrana isany.
22. xxx ( 05/05/2009 10:50)
Zay va hinana nenany hoa io boaikely io ry zalahy fa tena mitonatonana mihitsy , inona ndray zao no nofiratsin'lery tao no rebareba ndray no nidirany,maty aho andrikeliko,
sao ary reto tgvendrana reto mihevitra an-dry zalahy reo mbola vendrana noho izy
Zao fotsiny fantatry rebareba fa matoa enao mitodidoha any aminy dia efa may volotratra zay,de eo le conditions no mipetraka ka hivarotra tany sa ahoana??? en position de force izy fa hataony minàna elah ,saingy ny mampalahelo dia izao ,izany rehetra izany no foto-keviny sy ny antony lehibe niampangany an'i R8 saingy indrisy toa izy no tena fositra ho an'ny firenena,
ROMBOY @ ZAY IO FA LERA EEEEEEEEE
23. penguin ( 05/05/2009 11:03)
Hafa no tondroin'ny molotry ny tgvendrana ary hafa no halehan'ny tànanany satria zatra mangarona avy eo milelatanana ry tgvendrana. hihihihi
24. xxx ( 05/05/2009 12:04)
raha dinika nidirany essera oa tsy maintsy mampadoa foana
25. penguin ( 05/05/2009 12:11)
tgvendrana tsy maintsy esorina ary hozongozony hatrany na hisambotra olona tsy hantonona fonja aza. =)) =)) =))
26. xxx ( 05/05/2009 12:48)
hipoaka tsy ho ela ny tranon'i penguin cio fe hitako eo , ny arabo no haratsiratsiany sy hozoniny eo , mitady loza lety , very vady amanjanaka tampoka eo elà ry penguin a
27. penguin ( 05/05/2009 13:23)
Mba havereno hoe aiza ny soratro penguin manaratsy Silamo ? Sao tsy mahay mamaky teny ry tgvendrana a ? Tsy azon'elah izany penguin na ho lasa adala aza elah. Taona maro vao nirotsaka nisoratra anarana i penguin dia efa nahalala fa hafahafa ary tsy azo hivelarana mazava ny revy gasy noho izany tsy hitan'elah ny akama. =)) =)) =)) . Ny tsy niomana no samborim-potsiny eo. Na izany na tsy izany mba vakio tsara fa resaka "complementarity" no resahiko fa tsy fanaratsiana ny finoana iray ary fanamboniana ny finoana iray. Milaza misy loha ny tgvendrana nefa resaka herisetra sy didin'ny besandry no ampiasainy fa tsy ny saina. TSY MAINTSY ESORINA NY TGVENDRANA. =)) =)) =))
28. andrywui ( 05/05/2009 14:02)
hafa ny tondoin'ny molotry penguin de hafa ny halehan'ny tongony !!
nilaza zavatra hafa izy teo de io ndray fa niova tampoka oe ts nanaratsy ndray hono !! zao ve no mba toetran'ny TIM very seza e !! mivadibadika !! iza tsony no hatoky anareo ry lety !!! TAPITRA tsis azafady eto
29. tsiafoi1 ( 05/05/2009 14:03)
Penguin a, mazava le famelabelarana. Efa may volo tratra daolo koa anie na NGEZA aza noho ity crise financière mondiale ity e.., ary mirona tsikelikely any @\'ny Islam sy ny tariny, any no misy ny VOLA izao. Ozy Satana zay raha naka fanahy an\'i Jesoa Kristy izy hoe : \"Raha miankohoka amiko enao de omeko anao izao tontolo izao\". Ny andrizareo reo manko vola vola ihany, na @\'ny fomba inona mety azahoana azy, de Vola vola ihany, manao asasoa avy eo manadio fahotana ... Papa Benoit aza efa nikatsakatsaka tany @\'ny tany Silamo vao aingana kely izay.Tsy tsapanao @\'ny fihetsiky Obama ihany koa ve izany (retrait des militaires américains) any Irak..., ry Jackson avy aza ity no nivadika ho silamo... noho ny fikatsahana an-dravola daolo ihany.

Ka efa poretin\'ny fikatsahana an-dravola koa ny HAT io mirona mankany @\'ny Islam io, ka tsy maintsy ho adinony tsikelikely ny maha Chrétien azy... @\'izao aza vao manakisaka onde enao de le \"ampango ihany hoanina\" no capté ao... Tsy ho ela dia hivadika ny rasa, ka hanjaka ny silamo. Efa ni-travaillait tsikelikely ny saim-bahoaka rizareo. Nanomboka t@\'ireny fihazakazahan\'ny association KOJA nizara fanafody, namangy manjo teny @\'ny palais de sport, mpitsabo karana nitsabo maimaim-poana teny @\'ny HJRA, nanome rà sns...

Ny fanontanina mipetraka tokoa de hoe ho tafa ve ny familin-dry TGV ny kolontsaina sy finoana kristianina izay efa raiki-tapisaka @\'ny malagasy, idd eto Iarivo(fiangonana isam-bohitra), hirona ka hankasitraka ny Silamo. Ny polygamie ataon\'ny comoriens isam-paritra aza efa mampitaraina ny ray aman-dreny malagasy maro, maika fa... Ny fatsouraly aza efa ho 100taona nidirana teto fa tsy mahay mi-s\'adapte @\'ny communauté gasy fa mitoka-monina hatrany ao Tsaralalana ao.

De ho hita eo ny voka-pifidianana raha tsy misy ny hala-bato, fa kely finoana ihany ny tena, raha ho tafavoaka @\'izany ireto TGV ireto sy ny hevitra taingina.
novalian'i tselatra ny 23/05/2009 17:15
30. penguin ( 05/05/2009 14:16)
Hahaha tsy anjarako indray aloha ny resaka demony fa ny ahy dia ny fomba famitaham-bahoaka tgvendrana no hidirako ary tsy hekeko sy hamporisihiko izay fantatro ny fanalana azy hiangana. Train à Grande Vitesse no hampatoriana olona nefa aiza io ? Milaza tsy mila ny Force One nefa mitety faritany mampiasa Air Mad ary mandoaka volam-panjakana ihany koa. Miala ny tgvendrana satria ny zavatra resahiny na vakiany mifanohitra daholo ka ny hafa indray no lazainy sahala aminy. MIALA TGVENDRANA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.085