Tsy nangataka asile politique ny filoha Ravalomanana!
1. xxx
(
04/05/2009 19:12)
tena mahery mihitsy ireto medias ireto raha hanely tsaho.
21:00 - Le Président de la République Marc Ravalomanana est intervenu en direct sur la chaîne privée MATV. Il dément toutes les accusations faites à son encontre. Il dément également avoir demandé asile en Afrique du Sud et affirme revenir à Madagascar très prochainement.
http://www.mediafire.com/?jxm4jynvlw4

novalian'i xxx ny 05/05/2009 10:38
3. ravalotgv
(
04/05/2009 20:24)
zany hoe raha misy tsaho zany mandainga ny dadanareo ry Noue ary mety efa nandainga h@ zay izy zany hoe mpandainga no lasa mpandainga no tonga
:^) :^) :^)
:^) :^) :^)
4. andraso
(
05/05/2009 09:50)
Noue:
[misy tsaho, fa misy marina ko]
hay fantatrao fa misy tsaho ihany lazain'ny dadanao? ka inona no mbola imatimatesanao azy? sa fitia te-hampiady ny samy malagasy fotsiny ihany
5. xxx
(
05/05/2009 10:38)
Tsisy olona manana ny vérité absolue zany ry tsamy a,ka na io enao io ve dia hilaza fa tsy mbola nandainga ,aza mivatravatra eto hoa fa ny tantara no hilaza ny marina fa tsy isika akory
Tsisy mitia ny hampiady izany eto e,resaka ka atao ,ary tsy adala ny Malagasy koa amporisihina hiady toa ny biby
Tsisy mitia ny hampiady izany eto e,resaka ka atao ,ary tsy adala ny Malagasy koa amporisihina hiady toa ny biby