norma be le action an le8 tao amin'ny matv teo

1. bazylou ( 04/05/2009 20:31)
04/05/0920h45Marc Ravalomanana avait également démentit les accusations sur les détournements de fonds à son encontre et a affirmé son intention de revenir au pays. -
04/05/0920h30A la suite d’une intervention directe sur la station MaTV en ce moment, Marc Ravalomanana dément formellement avoir demandé le droit d’asile auprès de l’Afrique du Sud. - ..

Efa vavan'ny maty andrano anefa ireny e!! sady ny mpangalatra sy ny mpamono olona be vava foana rehefa maty izay izy e!! :-D :-D
répondu par tsiafoi1 le 05/05/2009 10:16
2. ravalotgv ( 04/05/2009 20:52)
tsy nety nividy capsat lery de lasa nividy captown

sniff
tcrouff

=)) =)) =)) =)) =))
3. xxx ( 04/05/2009 21:02)
izay ela vao tratra ry bazilou hay ialahy ihany no ravalotgv
:-D :-D :-D
4. xxx ( 04/05/2009 21:34)
voa rabazylou dia lasa nitsoaka kely aina nefa ravalotgv ihany
snif snif throuf
5. bazylou ( 04/05/2009 22:25)
aza manapa tsinayhoa ho ry zefa ray lavaka a!!!!!, bazylou letsy manan a hazon damosina fa tsy manan ps arivo ohatran'dry tim and co sy xxx a!!! :@ :@ :@ :@ :-@ :-@ =)) =))
6. essera ( 05/05/2009 06:34)
04/05/09 20h45 Marc Ravalomanana avait également démentit les accusations sur les détournements de fonds à son encontre et a affirmé son intention de revenir au pays. -

Rehefa mbola any ivelany aloha ianao ramose d mahazo miteny tsara toy izao fa efa nomena ny porofo rehetra aty am tanana ka asa raha ho zakanao ilay adklé. Lavo tanteraka mihitsy aloha e... efa kôpy iany ianao hoe preuve tangible no iandrasana anao ka asa ilay "intention de revenir au pays."



04/05/092 0h30 A la suite d’une intervention directe sur la station MaTV en ce moment, Marc Ravalomanana dément formellement avoir demandé le droit d’asile auprès de l’Afrique du Sud.

On peut vous considéré comme un touriste en vacances Monsieur méme si c'est le contraire. Faites comme chez, méme si VOUS N'ETES PAS CHEZ VOUS. Tout ça ne nous pose aucun problème. :-P
7. tsiafoi1 ( 05/05/2009 10:16)

essera a : Fa ahoana kosa moa izy no tsy hiverina? Pierrot sy tariny aza ity tafaverina ihany, rehefa migadona ilay fotoanany. Teteza anie leisy io handehanan'i toi io !!! Minoa fotsiny ihany fa tsy maintsy ho avy izy e. Tsimbalivaly anie ity fiainana an-tany, ny kodiarana eny ambony tsy maintsy ho ambany, sa tsy izany moa....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0775