Tsy ampy 3 volana io ka ... Magro !!!

1. essera ( 05/05/2009 06:08)
Hoy RaHery wé :
Vita io na telo volana aza raha toa ka.
- Tsy fisamborana olona na fanidiana radio no mahamaika fa fikarakarana an'ireo

Raha olona manakorontana sy mandeha mitifitra ary manipy cocktail molotov dia mendrika loatra azy ny fisamborana. Mendrika tokoa torak'izany ny olona manakarama hanao fanakorontanana izany. Raha radio mampianatra manamboatra fitaovam-piadiana koa dia aleo hikatona any fa mbola tsy naheno zava-doza ohatr'zany aho hatr zay niainako.

- Tsy fandaniana vola hatao karama be-n'ny HAT no mahamaika fa vola hikarakarana ny lalam-pifidianana sy ny fikarakarana fifidianana.

Fa ahoana moa RaHery no hilazanao hoe karama be ny an'ny HAT. Dia omeo montant exacte aho hoe. Ary tsy vao nanomboka ve io dia efa nolazain'ny Andry hoe tsy maintsy ahena izay dépense superflue retra2 eo am fanjakana. Vola ohatrinona no lanin'ny RA8 sy ny ekipany isaky ny mission izay rakofana amin'ny hoe vola be koa no azoko avy any. Dikin'alika no politika amin'io...

- Tsy variana amin'ny mametraka fahefana fa mikarakara fifidianana aloha. Rehefa vita ny fifidianana mametraka fahefana.

Aiza koa rangah ity no hisy an'izany fanjakana tsy misy mpitondra izany. Sa ny faniriana ve ny afrikana no hitondra an'i Madagasikara. Aza mapmé be enao a ?!?

Normal raha tsy vita satria ny hisaosy no ao antsaina voalohany. Toa tsy priorité ilay izy ka izay no mampisy gidraka.

Mbola omena ity fanazavana tsotra ity : "rehefa atao kitoatoa ny fikarakarana an'io dia ny Teo aloha Ihany no Miverina. Donky, mila atao mazava ny kianja fa tsy entina amin'ilay resaka hoe : baolina kitra no nifanarahana ka rugby no ampiasain'lery eny Ankianja (dixit Herizo R).

Tsy misy mitomany ny hiverenan'i dada eo raha toa ka tonga dia natao haingana dia haingana ny fifidianana. Fa amin'izao, na ny TGV aza manomboka tsy mihinan-kanina dia miteny hoe aleo marina ihany i dada no mikarakara fifidianana.

Io no tanjon'ny mpiondana isany io, akorontana eraky ny tanàna dia avy eo hoe tsy milamina mihitsy Madagasikara raha tsy eo Ra8. Or, vao tapaka ny lohany mpitaritarika ny tim teo, dia jereo ao am ville, mbola mitohy ve ilay barrage sa ahoana ??? Tsy eo intsony ts'inona ny mpanakarama ny valala bemandry. hi hi hiiiiiiiiiiiiiiiiiiii

Misy TGV nafana fo niteny tamiko hoe
Tamin'ny andron'i ra8 izahay tsy navela hiroborobo ny bizina fa amin'izao na ny bizina kely nataonay indray nangalarina taminay.

Tena marina ny anao fa ianao tsy nahay nihaino tsara angamba.
[center]RAVALOMANANA NO MPANAPAKA TENDAN'NY MPIBIZINA TETO MADAGASIKARA.[/center]
Ny bizina koa dia aleo hazava tsy voatery ho varomaizina akory fa arakaraka ny hoe an'ny Groupe TIKO ireto entana ireto tonga dia détaxé sy ny hoe an'ny société izao ity dia mahazo ny 20% voire plus...


Momba ny karana (arabo mantsy e). Efa fantatra hatry ny ela fa ny bizina karana no handeha eto satria ireo no nanohana TGV (tsy nisy may ny tranombarotra karana)... ka normal ry zalahy raha tonga. Tsisy bizna handeha anefa eo raha tsisy saosy ny pokona... hiverim-potsiny ireo satria tsy manaiky hanao bizina tsisy tombony izany. Raha tsy hoe angaha omena andry zalahy ambongadiny koa Dago

Ianao izany manao an'i Jean Laborde tsy ho vazah. Amin'izao fotoana izao ve isika dia mbola mametraka foana hoe ny sinoa sy ny eropeana na ny amerikanina ihany no azo iaraha-miasa. Marina fa ny frantsay oh no mpamatsy vola antsika anisan'ny betsaka indrindra. Fa ianao izany raha eo amin'ny fiaraha-monina dia bala tokana foana fa tsy hisokatra amin'ny hafa ???
N'iza n'iza koa firenena mifandray aminao ra-Hery dia tonga dia azavaiko fa tsy misy na iray aza firenena vahiny hanao zavatra eto aminao ka tsy misy tombotsoa ho an'azy na dia KELY AZA. Na dia ho sécurité n'ireo expatriés fotsiny aza amin'ny investissement na asa ataony. Sa ianao ve mahavita manome ny vola karamanao ho an'ny mahantra dia tsy mila n'inon'inona. Vao lasa aza iny dia mety hiteny ianao hoe : Atra ô, mba omeo fahasoavana hafa any aminao aho mba solony. Tadidio fa société de consommation isika izao fa tsy société mbola miaina amin'ny TROC.


Ka hoy aho hoe tsy miandry telo volana intsony io.

Ka hoy aho hoe : "HAKIANA DIA HAKIANA NY TOKOTANIN'I MAGRO ETS AKORONDRANO TSY HAHARITRA TELO VOLANA AKORY".


novalian'i xxx ny 05/05/2009 12:00
2. tsiafoi1 ( 05/05/2009 06:29)

Ka ny an-dry essera sy ny ekipany ory hava-manana. Naleo ny an'ny gasy toa an'ny tena nopotehina, de omena an-dry fatsoraly sy ry ben laden ny bizna. Maty aho toe-tsaina fa mifotetaka loatra @'ny tany.

Fa inona no tombotsoa nentin'ny tao Tsaralalana ho an'ny malagasy mivantana. Tsy ny tokontanin'ny mosqué ve no feno fiara milailay, de ny gasy solafa sy sécurité... Nday nday mba ampahirato ny saina raha de jamba ny maso sy ny fo ry essera.

Ny orinasan'ny MAGRO sy TIKO, tsy vitany nanome sakafo ho an'ny malagasy fa nanome asa aman'aliny ho an'ny malagasy. Ny bizna madinika t@'ny mofo sy ny dibera manginy fotsiny.

Rehefa kelikely tsy maintsy ho avy ny risoriso, ny bizna rongony any anaty kontenera hibanaka. Moa tsy tera-tany fatsoraly ilay tratra farany, nanafina rongony tany anaty balle frippe teo iny... Ny gasy ho lany fotoana hilahatra sakafo, ny ankizy kofon'ny rongony any @'ny CEG...

Maty aho tanindrazako fa sendran'izay kely loha valasira.
3. tsiafoi1 ( 05/05/2009 06:31)

Ka ny an-dry essera sy ny ekipany ory hava-manana. Naleo ny an'ny gasy toa an'ny tena nopotehina, de omena an-dry fatsoraly sy ry ben laden ny bizna. Maty aho toe-tsaina fa mifotetaka loatra @'ny tany.

Fa inona no tombotsoa nentin'ny tao Tsaralalana ho an'ny malagasy mivantana. Tsy ny tokontanin'ny mosqué ve no feno fiara lafo vidy, de ny gasy solafa sy sécurité... Nday nday mba ampahirato ny saina raha de jamba ny maso sy ny fo ry essera.

Ny orinasan'ny MAGRO sy TIKO, tsy vitany nanome sakafo ho an'ny malagasy fa nanome asa aman'aliny ho an'ny malagasy. Ny bizna madinika t@'ny mofo sy ny dibera manginy fotsiny.

Rehefa kelikely tsy maintsy ho avy ny risoriso, ny bizna rongony any anaty kontenera hibanaka. Moa tsy tera-tany fatsoraly ilay tratra farany, nanafina rongony tany anaty balle frippe teo iny... Ny gasy ho lany fotoana hilahatra sakafo, ny ankizy kofon'ny rongony any @'ny CEG...

Maty aho tanindrazako fa sendran'izay kely loha valasira.
4. essera ( 05/05/2009 06:45)
Ny tsy voalazanao ao anatin'ilay lahatsoratra fotsiny dia hoe :

FIRY MILIARA MOA ILAY NAPOAKAN'NY GROUPE TIKO TAMIN'NY FANJAKANA IZAY NENTINY. (mi se renseigner-va ombieny ombieny fa mora karohina kely iny).

Ka ny an-dry essera sy ny ekipany ory hava-manana. Naleo ny an'ny gasy toa an'ny tena nopotehina, de omena an-dry fatsoraly sy ry ben laden ny bizna.

Ilay gasy resahinao aloha tonga dia aleo hataontsika miharihary eto fa GASY MPANAO ANTSOJAY SY TENDA-KANINA BE. Raha vita hatreo maninona satria azoko atao no manatsara ny bizina ataoko fa ny loza tena loza dia :
[center]POTEHINAO ANKARIHARY SY TSY AMIN'ANTONY NY MPANDRAHARAHA IZAY MANAO ASA MITOVY AMINAO AMIN'NY FOMBA TSY RARINY SY MAMOHEHITRA.[/center]


Maty aho tanindrazako fa sendran'izay kely loha valasira.

Maty aho tanindrazako fa sendran'izay MBOLA MANAIKY SY MANGATAKA MIHITSY MBA HOTAINGENAM-BOZONA AMIN'IZAO ANDRO EFA FANDROSOANA BE IZAO.
5. penguin ( 05/05/2009 06:58)
Tsy resaka fatsoralahy na fanaratsiana Silamo io fa samy manana ny finoany saingy isao hoe firy ny isan'ny fiangonana Kristianina amin'ny tany Silamo ary ny tompon-tany vé afaka mivadika malalaka ho Kristianina ? Fa eto Madagasikara sy ny tgvendrana vé no hanova ny fisainana anatin'ny Silamo ka eto no ahaizany miray amin'ny Kristianina. MAHERY VE TGVENDRANA ééé?
6. ravatorano ( 05/05/2009 07:01)
essera
7. tsiafoi1 ( 05/05/2009 07:18)

essera: aza miakatra be otran'io fa calme fotsiny. Tsy handaly fotoana amin'ny saina voapetaky ny vy mahamay ny tenako fa de : Mirary anareo hahavita bizna be hampandroso ny malagasy tsivakivolo miaraka amin-dry fatsouraly sy ben laden ankafizinareo. Tsy mbola nahita aho aloa hatreto firenena niarahan'ireny niasa ka tafa, gidragidra sy faharavana izay no mampisongadina an'ireny arabo ireny, ankoatry ny fireneny manokana avy. Raha ny firenena Israelianina de ekeko fa izay andalovan'ny teran-taniny de mamiratra, fa raha firenena arabo tsy mbola nahita aho. Ny zava-misy de rizareo arabo manankarena fa ny mnodidina azy mahantra sy voatsetsitra.

de samia mamisavisa
8. essera ( 05/05/2009 07:26)
Jereo tsara Ravatorano ny ligne éditoriale an'ilay gazety nanome an'io ange dia voavaly ilay information nomenao. Ao ve ???
9. essera ( 05/05/2009 08:47)
essera: aza miakatra be otran'io fa calme fotsiny.

Efa napakarin'ndRa8 efa fito taona izay fa tsy vao izy niala io. Izao tsy dia haiko loatra na izaho no miakatra na izy fa izy aloha sur fa hiaka-midina hoy ny tambanivolo izay. :-D :-D :-D :-D
10. xxx ( 05/05/2009 09:32)
Ho faty eto ampototr'ity ordi ty no hiafaran'io essera io
Aza mikoropaka enao é,inina ary ty aviavy ty ,perte eo toi sady fanjakana jadona ve no hamonoanao tena klé,sady ny resakao anie ka efa voavaly tao daholo é, mba manaova fikarohana kely fa aza de miandry ho tolorana lava eto ,tsy misy vola ho zaraina toa an'i tgv omena ny capsat akory eto
11. tsiafoi1 ( 05/05/2009 09:37)

Zany an!!! Ampidino amin'izay ary fa ratsy be zany tosika niakatra 7taona zany e!... Moramora ihany moa r'ise fa ty tany ty anie hindramina e.

Tsisy mpitondra natao tsy hahery, fa rehefa tonga ny Fetr'androny midaraboka ihany sa tsy izany....!
12. essera ( 05/05/2009 10:13)
xxx:

Ho faty eto ampototr'ity ordi ty no hiafaran'io essera io
Aza mikoropaka enao é,inina ary ty aviavy ty ,perte eo toi sady fanjakana jadona ve no hamonoanao tena klé,sady ny resakao anie ka efa voavaly tao daholo é, mba manaova fikarohana kely fa aza de miandry ho tolorana lava eto ,tsy misy vola ho zaraina toa an'i tgv omena ny capsat akory eto

Tsotra kely ry ts mitonona anarana. Iza aloha izao no tena PERTE :-D :-D :-D . Tsy mila manao fikarohana na dia kely aza amin'ilay teneninao. Sa mila amarinina any amin'ny vondrona afrikanina we iza no perte.
1/ Ra tsy perte ra8, d ny mpiondana no perte.
2/ Ra matsiaro ts perte ndray ny mpiondana d ra8 ndray zan.
3/ Ny tsapa aloha dia samy perte very seza daholo nareo ka d mahareta ary aleo mipitrapitra ohatran'i tsiafoi1. :lol: :lol: :lol: .
Sa ahoana ? :-D :-D :-D
13. essera ( 05/05/2009 10:16)
tsiafoi1:


Zany an!!! Ampidino amin'izay ary fa ratsy be zany tosika niakatra 7taona zany e!... Moramora ihany moa r'ise fa ty tany ty anie hindramina e.

Tsisy mpitondra natao tsy hahery, fa rehefa tonga ny Fetr'androny midaraboka ihany sa tsy izany....!

Efa voatosika ilay mponin'i Imerinkasinin fa ny fakany manerana ny nosy io ongontana ts misy anta io. Tonga d miomana fa efa miainga any am lohany ange izao ny couper la gorge ry mpiondana isany e. hi hi hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
14. xxx ( 05/05/2009 10:32)
Tsy avotra ntsony ty essera ty ry zalah, lasa mivanitika fotsiny sisa klé, aiza ary zany adi-hevitrao zany é,ny resaka honohono zany tsy mandé eto é,fa zao fotsiny no lazaiko anao ,conseil d'amis,tandremo sao tapaka lalan-drà eo fa nareo anie efa en voie de disparition é
Lasa manohana capsat ve sisa no niafarana klé ,fa inona loatra ozy ny dadan'elah zay
15. xxx ( 05/05/2009 12:00)
essera; isaky ny mahita ny dinika anao zah dia mila mandeha toilette kely mihoka mandoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0856