Tsaroako nisy dinika teto nilaza fa Rajoelina affirme.
Ahoana ary izy izao toa tsy mahita tenenina fa basy sisa no atsangana eny rehetra eny?
Ahoana ity fakana ny vary sy entan'olona amin'ny basy ity? Izao ve no hoe fanenana ny vidim-piainana? Fa angaha ny stock ao amin'ny TIKO tsy ho lany?
Ny valin'ireo dia hoe: hanomana fifidianana (rehefa feno ny paosy). Izaho tsy hiteny hoe tsy rariny fa tsy misy dikany intsony izany rariny izany ankehitriny.
Fa ny teneniko fotsiny hoe fehezo ny kibo fa namafy rivotra.
d'accord aminao aho ry stylo saingy rehefa lany ny encre tsy handeha koa ianao,tongava dem1 miaraka ny string fotsy plus soutien goerge sainampirenena
eo antanimbarin'andrinasoavina charles no fotoana