Manandafy = Mister Gafy!!

1. badboy ( 03/05/2009 09:09)
Efa ela ihany no nahenoana izany anarana Manandafy izany ary ny tena hahenoana azy dia @ andro misy koroana!! Mahagaga ihany!! Manarak'izay rehefa tonga eo @ fitondrana ranamana dia tsy hita akory izay zavatra tena mivaingana hoentiny : midika izany fa fitadiavana seza no tena tanjona fa tsy dia ny mahasoa ny firenena loatra!! Ny famadihana palitao manginy fotsiny!!

Ny toetra moa dia tahaka ny toetrantsika gasy rehetra : Mahay manimba fa tsy mahay manamboatra!!

Mazotoa ireo manohana ny tahaka azy!!!!! 8) 8) 8)
novalian'i xxx ny 03/05/2009 18:58
2. Noue ( 03/05/2009 09:33)
badboy:

Manarak'izay rehefa tonga eo @ fitondrana ranamana dia tsy hita akory izay zavatra tena mivaingana hoentiny : midika izany fa fitadiavana seza no tena tanjona fa tsy dia ny mahasoa ny firenena loatra!!
tsy oe fanohanana bontolo ho azy no ataoko saingy alohan'ny nilazanao an'io dia moa ve mba nahazo fotoana izy mba hampisehoany zay mba zavatra nokasaniny atao?? moa ve tsy avy dia ny basy no nasedra taminy?? na i manandafy zany na ny hafa, moa ve mba afaka nanao inona ireny olona ireny??? raha ianao fotsiny zao mba diniho oe tokony hanao zavatra matotra ianao saingy basy sy horohoro no nasedra anao, miampy ny fisamborana sns, omena tsiny ve ianao raha tsy nahavita zay tokony nataonao noho izany rehetra zany????


3. xxx ( 03/05/2009 10:19)
=)) =)) =)) =)) Efa tena mirediredy mihintsy le Noue ity =)) =)) =))
4. Noue ( 03/05/2009 10:37)
mba jerevo ny lozikan'javatra fa aza variana @ firediredena ee :^) :^) :^)
5. xxx ( 03/05/2009 11:09)
Tsy ùazava ny resakao ry badoboy
Raha nampirina an-tsekoly i bado de hisy hanontany sahady ve ohatra hoe
fa naninona ianao no tsy afa-panadinana :idea:
6. Noue ( 03/05/2009 12:46)
zay indrindra manko
7. xxx ( 03/05/2009 18:58)
i badboy io bado lazaiko io an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.5191