pc

1. nioramamy ( 04/05/2009 07:20)
Miarahaba antsika rehetra,
Mitady sao mba misy namana mahay manao reparation ordinateur portable.
'il ne s'allume pas"
Misaotra mialoha, ary manantena fiaraha- miasa.
NIORA
novalian'i nilex ny 04/05/2009 09:43
2. nilex ( 04/05/2009 09:43)
afaka manamboatra aho fa na izany aza anefa dia ambarako ihany fa raha maty carte mere dia tsy velona intsony an,nefa tokony ho jerena aloha dia ho hitantsika eo e.
cont:03314 27310
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1545