Iza marina moa ty RINAH solon-tenan'ny sesin-tany ?
1. penguin
(
04/05/2009 07:25)
Ny mpitolona tao amin'ny 13 Mai izay nanampy tosika an'i andry tgvendrana sy ry roindefo monja vé mba nampahafantarany ny tena marina sa dia faly manosika fotsiny? Nanitrikitrika ery ty RINAH nijoro ho mpitondra tenin'ny sesi-tany fa izay namono ny voay no aoka hiravaka ny vanginy. Ka efa miravaka ny vanginy vé ny vahoaka nanosika izay tena niaritra tokoa ? Ny hita dia ny fisehoan'ity RINAH ity fa kay moa VADIN-DRY ZALAHY ngeza ihany ty solon-tenan'ny sesi-tany. Dia manantena izany vé ny vahoaka fa tena hiravaka ny vangin'ny nimatimatesana ? Eo fa mbola mijanona ho FITAOVANA hatramin'izao ianao ry vahoaka. Nomen'i roindefo anao tokoa vé ny antony nirotsahany ho filoham-pirenena ary ny antony voalohany mahatonga azy ho praiministra tgvendrana. VALALABE MANDRY HATRANY NAREO VAHOAKA HOY SARERAKA.
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:01
2. tataka
(
04/05/2009 07:45)
Tsy lazainay ny vahoaka fa vadinay io fa manjary tsy afaka manao MISSION hafa ry peng a. Politika tsy maintsy misy fitaka ary tsy miroboka ny vahoaka raha tsy fitahana. Izany no fika tanora gasy vendrana izay hiarihary ihany aoriana ao.
3. andrywui
(
04/05/2009 08:09)
ha ha ha ha !! reraky ny miaina ve ry papa !! ka mitady ny tsy misy a ! te ho goaka ve elah ity ry penguin no miditra lalina amin ts tokony hidirana a !!!
4. ravalotgv
(
04/05/2009 08:42)
tsy pengouin ihany ve ty andrywui ty e sa za no mahita double
sniff
tcroufff
8O 8O 8O 8O 8O 8O
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcroufff
8O 8O 8O 8O 8O 8O
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. penguin
(
04/05/2009 09:27)
tsy ravalotgv = salopard akory io fa tena olona samy manana ny fijeriny izay tena tsisy hifandraisany ary mifanohitra tanteraka. Tsy mpanao politika aho penguin ry andrywui wui fa milaza ny fomba fijerin'ny olona eto. Misy ny miresaka nefa tsy miakatra eto izy dia apetrako ho fanontaniana sahala io satria mba hafa koa ilay "Protocolaire" tgvendrana ankehitriny marina izany hoy ireo mpametraka fanontaniana. Tsy misy hianarako an'ny momba an'i RINAH mihintsy akory.
6. Mirananirina
(
04/05/2009 10:26)
ravalotgv = salopard8O 8O 8O
y pengouin ihany ve ty andrywui ty e sa za no mahita double
sniff
tcroufff
tsisy politika tsony ty marina moa
7. ravalotgv
(
04/05/2009 17:37)
LASA POLITIKA MANAO ZAPPING SISA
LASA MANAO DOUBLURE DAHOLO
MISY ZANANY KOA ZAO NY HAT SY TIM
SNIFF
TCROUFF
:@ :@ :@ :@ :@
LASA MANAO DOUBLURE DAHOLO
MISY ZANANY KOA ZAO NY HAT SY TIM
SNIFF
TCROUFF
:@ :@ :@ :@ :@
8. penguin
(
05/05/2009 13:54)
salopard lasa ravotgv satria nanaratsy io andrytgvendrana io izy fony nampiasa ny salopard nefa vao hitany fa malaza ary ahongana fitondrana le andry tgvendrana dia aleo hivadika anarana ho ravalotgv hoy izy. Mbola politikan'ny mpivadika palitao izany ary aza adino fa io no rangory manimba an'i Madagasikara io. Avy mpisodia lasa arema dé mivadika unddd de miverina arema dia lasa mody TIM dia miseho tgvendrana indray.
