iRINAH avy moa de tsy haindry penguin kou !!!

1. andrywui ( 04/05/2009 08:13)
nefa politika no hilingilingina hatao ko !! rehefa tsy maharaka vaovao ry papa xde aza mifanotanitany eto fa mitadiava source any toi a!!! ianao kou toa efa vizan'ny manohitra fanjakana lava de mitenten foan sisa ! ny tsaratsra amnao de miova dinika any ambadika any !! betsaka ao no azo hato !! mitady tonokira ! resa-behivavy 'ny vehivavy sy ny haingo ... azonlah hidirana daholo rehefa tsy arakelah tsony ny vaovao eto am forum !!! mazava ve ry lety ????
novalian'i penguin ny 05/05/2009 13:41
2. xxx ( 04/05/2009 08:20)
Kiiii !! zany ve de mbô tiko??? ttssssss . :lol: :lol:
3. xxx ( 04/05/2009 08:21)
ialah mihintsy no tokony hivadika dinika fa tsy penguin !!!!!!
4. Mio21 ( 04/05/2009 08:31)
Aza roahina kosa letsy penguin fa ny proRa8 eto ary efa vitsy kely sy mitsoaka tsikelikely ve dia mbola anesorana indray.
Tadidiko tsara ny teny famerimberiny teto mialohan'ny grevy TGV :
Aza mimenomenona eo fa raiso ny fitondrana raha mahavita
Raiso ny baolina dia vonoy raha sahy
sns ...

Noraisin-drizalah tokoa ary ity ny fitondrana fa efa tsara tso-drano avy aminy. :-D :-D
5. ravalotgv ( 04/05/2009 08:40)
tsy ra wiwi ihany angaha ny pinguin sa za no mahita double

sniff
tcrouff



:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. penguin ( 04/05/2009 09:34)
tsy ravalotgv = salopard akory io fa tena olona samy manana ny fijeriny izay tena tsisy hifandraisany ary mifanohitra tanteraka. Tsy mpanao politika aho penguin ry andrywui wui fa milaza ny fomba fijerin'ny olona eto. Misy ny miresaka nefa tsy miakatra eto izy dia apetrako ho fanontaniana sahala io satria mba hafa koa ilay "Protocolaire" tgvendrana ankehitriny marina izany hoy ireo mpametraka fanontaniana. Tsy misy hianarako an'ny momba an'i RINAH mihintsy akory. TENA MARINA FA TSY MPANAO POLITIKA NO HIDIRAKO ETO FA MANEHO NY FIJERIKO SY HITAKO ENY REHETRA ENY. ELAH MILAZA MPANAO POLITIKA MITAPY AMIN'NY RESAK'OLON-TSOTRA NO MAMPIOMEHY. Maty io ny baolina vé sa ny vahoaka Malagasy no very fanahy mbola velona ry andrywui mitapyé ? Tsy misy asa mandeha eraky ny Ministera fa lany andro mihodikodina sy manambitamby ny ekipa teo aloha fotsiny mba hitohizan'ny asa hono.
7. Mirananirina ( 04/05/2009 10:23)
be vava be ato zany ka 8O :roll:
8. andrywui ( 04/05/2009 11:30)
tsy mikozy ninoninnn amlah anie ah ry penguin fa aza be fanotaniana be eto oa ref tsy maharaka news toi !! faharoa : sao d heverinlah fa ref mody be sangy eto ary ah lets de hevernalh fa ts maharaka politika !! tandremo kely letsy fa eo no eo daholo ny source ko ry papa !! ha ha ha ha !! ndana miova dinika atsy amin resa-behivavy oa ref ts araka tsony le politika !! fahatelo : TAPITRA
9. xxx ( 04/05/2009 11:33)
Aza be taraina eo leity elah andrywui a,tsy elah irery akory ny olona mamaly eto ,refa tsy mahita avaly elah de ndàna ary @ resaka hatsikana ary:TAPITRA
10. andrywui ( 04/05/2009 11:41)
mipoira ry penguin rah sahy a !! ary aza be konetaka eo ko elah fa efa akaiky ko ane zao no ahazahoana an'i dada e !!andro vitsy sisa ! TAPITRA
11. xxx ( 04/05/2009 11:47)
VITA MATAVY TSY MISY HANIMBINANA NA KELY AZA IREO TIM RATé , TSY MISY ANKIATRANOATRANO INTSONY FA TSY MAINTSY MANDEHA AMIN'NY FAHAMARINANA :-D
12. xxx ( 04/05/2009 11:51)
xxx:

VITA MATAVY TSY MISY HANIMBINANA NA KELY AZA IREO TIM RATé , TSY MISY ANKIATRANOATRANO INTSONY FA TSY MAINTSY MANDEHA AMIN'NY FAHAMARINANA :-D


Hitako be ity hoe fahamarinana , ry lanitra ô :roll:
Basy sy fampihorohoroana ve no atao hoe fahamarinana , sa nampisotroin'i Cdt Charles inona koa nareo
13. xxx ( 04/05/2009 11:53)
Zay lisany ry tgVendrana reto vao vita matavy ,
Efa zay no lazain'i TEGEVE ao leity zany fa nareo ve pahina
14. Mirananirina ( 04/05/2009 13:14)
be hatsikana be ato zany :) :) :)
15. ravalotgv ( 04/05/2009 17:36)
ANDRYWUI PENGUIN IHANY
SNIFF
TCROUFF

16. penguin ( 05/05/2009 13:41)
salopard mpanopa sy nilaza hanala pataloha eny Ambohitsirohitra no ravalotgv fa penguin tsy mety ho andrywui mihintsy. Tsy ho tgvendrana mihintsy penguin na ho fohanan'i capsat daholo aza ny antoko politika eto Madagasikara. TSY MAITSY MIHOZONGOZONA ELAH RY TGVENDRANA AHAHAHAH
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461