Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 22/05/2009 19:38)
he he he la frantsa io an
http://jhouhlambout.tsenagasy.com/327/5787/manipulations-sous-haute-tension.html... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 08:52
rakaroka ( 22/05/2009 19:33)
FAHAVITAN-TENAN'NY GASY!
8O 8O 8O Dia noenjehina sy nafokaina ery ny vahiny , haratsiana ny frantsay, iadivana ny ambasadera amerikana, abokaina ny arabo, henjehina ny Afrikana sns;;;ia heverina fa tsy misy toa ny gasy!: g... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 22:12
xxx ( 22/05/2009 19:18)
la première dame hat apolitique
http://www.assidu-madagascar.info/index.php?option=com_content&view=article&id=169:visite-de-mme-mialy-rajoelina-a-paris-la-diaspora-a-tenu-a-marquer-tout-son-soutien&catid=37:social http://www.m... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:58
Mckaim ( 22/05/2009 15:26)
mba mangataka tononkira e!
Slt daoly!mety mahazo ny tonon'ilay hira misy hoe:"fa tiako loatra ianao,mamy toa tantely.." tsy haiko ny lohanteniny sy ny mpihira azy nefa reveko be le izy!merci bcp e!... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 09:31
Mirananirina ( 22/05/2009 13:30)
andrywui ,haingana enao jerevo ao aminy sary rehetra fa fafa
ok... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:00
andrywui ( 22/05/2009 13:20)
alamino tsara le kozy e! tsy nisy resaka 23juin kou teo !
De mbola misavoritaka ihany ny resakao ao amlé dinika natsangako amlé oe 17 juin fa tsy 26 juin ndrematoa !! ity no resakao tao :::: atao ange ny tonga dia mivarotra an'i Madagasikara @ f... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 22:28
08051972 ( 22/05/2009 13:02)
Maty ny oloko noho ny tsy fahalalany ny .......!?
Andiantsoratra masina notsongaiko mba hitarihana ny saintsika io lohahevitra io ! Satria mantsy rehefa tsy ampy fahalalana ny olona ao @ firenena iray dia mora @ mpitondra ao aminy ny manodinkodina ny... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 10:56
profesera ( 22/05/2009 12:09)
tsy misy ny malagasy tia tanindrazana
tsy misy ny gasy tena tia tanindrazana na patriote satria raha ny mahantra no jerena dia tsimaintsy ny tenany aloha no jerena ary raha ny efa manana no jerevana dia tsimaintsy hanao izay hampandroso ... tohiny
ravalotgv ( 22/05/2009 09:02)
RAHA I TGV PRESIDENT RA8 PREMIER MINISTRE et vis versa
nouveau gouvernement Option 1 Président tgv vice président, premier ministre et ra8 ministre de la défense sarla ministre des affaires étrangères ndefo .... option 2 Président ra... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:05
bazylou ( 22/05/2009 08:23)
kombaka be ao am ambasady
gasy eto paris!!! gtt contre rinah et gros bras!! ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 08:54
bazylou ( 22/05/2009 07:31)
miala any ny saosy kanadianina
http://www.bilaterals.org/article.php3?id_article=11991 :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:14
08051972 ( 22/05/2009 07:30)
ERITRERETO
Miarahaba mpisera rehetra ny tenako! Tsy mpanao politika na mpanohana atokompolitika ny tenako fa Gasy ti tanindrazana toanareo rehetra! Mba aok'izay re ny fifandrangitana sy ny fifanambaniana fa aok... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:16
TWING ( 22/05/2009 07:16)
jereo ao e
kaiza kaiza daholo ry zalahy Mba mizara kely ny bandy fa tena Donany mafy e Mba misy zavatra angatahiko hevitra avy aminareo ity ry zalahy . Efa 4 taona lasa za no vita soratra tamina sipa.10 taona... tohiny
novalian'i TWING ny 04/06/2009 18:42
Djhamhal ( 22/05/2009 07:04)
Ho an'ny efa Manambady!!
Moa ve le olona tena nirinao teo amin'ny fiainanao mihintsy ny olona zay vadianao amin'izao fotoana izao ? ary ny bikany sy ny volokodiny sy izay mombamomba azy ve dia ilay noeritreretinao tamin'ny ia... tohiny
novalian'i volana1 ny 09/08/2011 12:14
xxx ( 22/05/2009 06:45)
Ahoana marina moa izany ity toe - tsaitsika gasy ity e?
Fahiny na ny Ntaolo malagasy aza niteny hoe :ny fanahy no maha olona , tao koa ny hoe ny tarehy ratsy no tsy azo ovaina fa ny toetra ratsy kosa azo ovaina.Ataoko fa mahafehy zavatra ireo raha mijery n... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:20
bitdefender ( 22/05/2009 05:54)
lazao fa tia de marion
kaiza ! Mba mangataka io tononkira io o! mba misy ilavako azy raha mba afaka omenareo ok merci... tohiny
xxx ( 22/05/2009 05:50)
Ho aiza i Andry rehefa vita ny tetezana?
Efa fantatry ny mro izao fa tsy hirotsaka izy raha toa ka tsy misy mirotsaka ireo efa nitondra teo aloha. Ny mampiahiahy anefa dia raha tsy ny ekipa TGV no lany fa mety ho ny avy @ AREMA ohatra ( Mety... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:23
bazylou ( 22/05/2009 05:09)
mai 2010 izany eeee!!
08h00Suite au "dialogue politique" de la HAT avec l’Union Européenne, la prochaine élection présidentielle devrait étre prévue pour le mois de mai 2010, néanmoins cette date n’est pas encore... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:03
essera ( 22/05/2009 04:40)
Manasa matanjaka an'i Hery
Salama Rahery a, Aza eritreretina ho bado be daholo ny olona rehetra ry Hery a. Efa taona firy no efa napetraka io resaka lalam-pifidianana tsy mety io. [quote=Hery]Gaga foana aho amin'ilay resa... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:29
niryna ( 22/05/2009 04:19)
Ny tsy hitovizan'ny
[b]Andeha, misaora an'i Jehovah**, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah.[**Na: misaora an'i Jehovah amin'ny alina] Salamo 134:1[/b] Asain'Atra misaotra Azy ... tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2009 04:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5674