Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i profesera, milahatra araka ny daty
profesera ( 22/05/2009 12:09)
tsy misy ny malagasy tia tanindrazana
tsy misy ny gasy tena tia tanindrazana na patriote satria raha ny mahantra no jerena dia tsimaintsy ny tenany aloha no jerena ary raha ny efa manana no jerevana dia tsimaintsy hanao izay hampandroso ... tohiny
profesera ( 21/05/2009 07:04)
SAMY RATSY I RA8 SY TGV
Raha izao miseho izao aloha dia hita fa samy ratsy i ra8 sy tgv e!! -samy tsy manao demokrasia -samy miaro ny interet personel -samy mpamitabahoaka -samy be demagozia -samy mpanolobato mafana ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:17
profesera ( 19/05/2009 20:40)
RAHA TENA TIA NY MALAGASY I RAJOELINA SY RAVALO
RAHA TENA TIA NY VAHOAKA MALAGASY SY MITADY NY TOMBOTSOAN NY MALAGASY I RAVALO SY I RAJOELINA DIA TSY TOKONY HITANAREO FA TOKONY HIFANANTONA VE IZY MIANAKA MIRAHALAHY ARY SAMY TSY MISY MILATSAKA HO FI... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0164