Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Rajakoo
(
21/05/2009 23:31)
AMPIREVEO NY AKAMA RY ANDRY FA SAO MASISO EO TY HAT !!!
Tsy raharahinay zay rsak-areo sy R8 any Afrika any fa manantena le saosy ny kofa
Zay le deal ka samia mitazona ny teniny ntsika...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:35
bazylou
(
21/05/2009 22:38)
hifandrangitra hoe
tsy hisalasala hono fa ho eny ambohijatovo andrangitra sy hiantso ady amireo mpitandro ny filaminana ny TIM .
Efa resy ianareo ry Tim ,haleo mba hilamina @zay ny firenena tsy efa ampy ve izay ratsy...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 20:45
namanabe
(
21/05/2009 22:31)
NANDOHALIKA NAHITA TAINDRAMEVA I PENGUINVENDRANA
MAMOFONA PENGUINVENDRANA LOATRA ETO DIA ALEON NY TGVSAMBATRA MIHATAKA KELY ALOHA
NO SADY NY TGV MISY ATAO DAHOLO FA TSY RMI TOA AN NY PENGUINVENDRANA TSY AMPY FIALAMBOLY...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 21:05
fijo
(
21/05/2009 20:45)
senegaly
naheno vaovao aho ,fa toa tsy noraisin'ny filoha senegalais i andry???marina ve io???
amiko mantsy ,tsy itako izay antony ts ynandraisana azy.tsy aminn'y maha"filoha" azy no andehanany any ,fa aminn'...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:38
Annie2006
(
21/05/2009 19:04)
Feo-dakolosy hafa
Aza raisiny an-tendrony izay voalaza fa mahalasa saina ihany ity feon-dakolosy ity: http://gasikarasahy.blogvie.com
...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:44
bazylou
(
21/05/2009 18:14)
tavela eee!
Na dia ireo milaza azy ho mpiara-dia aminy aza toa tsy nihaino ny fanamabarany anataony akory fa nanohy ny fivoriana niaraka t@ Groupe de Contact.
Les négociations placées sous l’égide du gr...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 05:42
ndaty
(
21/05/2009 17:37)
misy sahy hamono ve Ra8 raha miverina
question mal-posée napetraki'ny namana tatsy io:
la vraie question:
[u][b]Mbola misy sahy ho faty ho and-Ravalo ve????[/b][/u]
j'ai le regret de nous nous le dire , que la reponse est OUI, ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:54
zakilinina
(
21/05/2009 16:48)
radio vazo gasy : hira fitiavan-tanindrazana
Hery,
Amin'izao raharaham-pirenena mihotakotaka izao dia azo asiana hiran'ny fitiavan-tanindrazana matetitetika ve ao amin'ny radio vazo gasy ? Misaotra indrindra....
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:14
sohitika2008
(
21/05/2009 16:21)
Fotsy mazava loha> Fotsy mainty loha> Zarazara > Mainty
Japone > Sinoa > Malay > Afrikana mainty
Norveziana > Espaniola > Breziliana > Gasy
Ahoana ny hevitrao?...
tohiny
novalian'i savaray ny 21/05/2009 19:10
menatra
(
21/05/2009 15:59)
vanink'olona
bandy niaraka niasa tamiko ry zalahy reo...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 16:44
Ravonjy
(
21/05/2009 14:28)
Fisaorana
manao ahoana daholo aloa e! Misaotra eram-po aminareo izay nanampy ahy amin'ny nampidiranareo aho eto. Ny azo ambara aloha tsy dia mbola misy maro fa amin'ny manaraka manao misimisy.Fitiavana be ho an...
tohiny
novalian'i rova30 ny 23/05/2009 11:32
TEGEVE
(
21/05/2009 13:49)
LASA KELY HITADY VOLA SY HIFAMPIRAHARA ZAHO SY R8
Anaka isany
Lasa aty Afrika aloha é,aza matahotra fa henonay ny fangatahanareo karama
Ny hitady vahaolana aty mantsy izaho sy ny filoha hajaina M.Ravalomanana
(l) (l) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:46
Rajakoo
(
21/05/2009 12:36)
AZA ADINO NY SAOSY RY ANDRY FA APARATAKAY EO
Handeha hanao tourste kely any Afrique enao ndrematoa Andry ka mampitandrina anao izahay ato @ capsat fa le deal aza adino :evil: :evil: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:06
bazylou
(
21/05/2009 11:33)
kabarin'ny miala aina
toa kabary tsisy dikany akory ary manao resaka aller-retour ôtrany resakyny ol mamo ny nataonle8 ao @ youtube,fampanantenana poakaty,ho avy a oe etc..nefa mbola tsy mety teraka foana i ambatobevohoka...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 18:51
sohitika2008
(
21/05/2009 11:28)
razana cheeta
mifohaza hihady vomanga
[img]http://www.foxnews.com/images/199708/0_21_041006_Cheeta.jpg[/img]...
tohiny
pussynah
(
21/05/2009 11:07)
hiran' i Ninie doniah :
bjr !!
mba mangataka ny hiran' i Ninie doniah lay misy hoe : hanaraka tsy haditra aminao za izy koa .. ...
tohiny
bozyboleta
(
21/05/2009 10:31)
Hello, Roindefo here. May I speak to Obama please?
Tsy olana hoy le ndaty ny miresaka @ Obama. Ary dia nataony tokoa.
[u]Ndefo[/u]: Asaivo mody ny Ambasadaoro-nareo fa inona no hijanonany eto.
[u]Obama[/u]: Eny ary fa rehefa zay moa zany no tianar...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:58
bazylou
(
21/05/2009 09:36)
50 taona
50 taona izao ny fahaleovan-tena , FUTURE DRAGON DE L'OCEAN INDIEN no nisy antsika T@ 1960,50 taona aty aoriana , LE PLUS PAUVRE DU MONDE, Dia mbola ireo tsy mataho-tody ireo ihany ve no hofidina hana...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:25
fatritra
(
21/05/2009 09:29)
Mba ampio zay mahalala e
Salu doly, mba mila fanampiana arak'hevitra e. Aiza no toerana tokony antoniko fa mila ny mombamomba olona iray, mpampianatra izy io ary fantatro ny anarany.Sa na mandeha amin'ireny birao ny resaka fa...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 28/05/2009 11:46
havanan
(
21/05/2009 09:16)
test de paternite
Fa hono wa ho an'izay mahalala, ny hopitaly rehetra ve azo anaovana azy io sa misy toerana manokana. Hafiriana no mivaly lay izy. Dia inona sy inona avy no tsy maintsy atao amin'io? Misaotra betsaka a...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/05/2009 04:29
