Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
21/05/2009 07:48)
misy sahy hamono ve ra8 raha miverina izao
misy sahy hamono ve ra8 raha miverina izao
tsy hitako hoe inona no atahorany no tsy miverina izy fa mitabataba any anan any fotsiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:07
andrywui
(
21/05/2009 07:30)
07 juin lay fotoana tsika ramosé fa 26 juin !!!
Aza mangalatra fotoana mihitsy ianao ndrematoa !! hitako io resakao ao ambany io oe amin 26juin no mitontna le kozy !! tsy zay le izy fa ny 07juin no nizy ka aleo mifanaja fotoana isika de tsy misy ol...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:34
endrika01
(
21/05/2009 07:15)
INONA NO TIANAREO SAIN-KANINA SA LIAM-PANDROSOANA ?
Raisiko ohatra akaiky ,somary fampiomehezana ihany izy ity an, misy olona 2 miara-mipetraka eo aminy tanana na faritra iray,ny iray sain-kanina kah ny kibony tsy feno no mampalahelo azy,ny iray kosa n...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/05/2009 04:09
dinos
(
21/05/2009 07:15)
JOH (Ventso)
Manao ahoana!
Nisy hiran'i JOH (Ventso), nadikako tato, d hatr@zao mbola tsy mivoaka ilay izy? Fa maninona kay no mbola tsy ao anaty listry ny hira ilay izy?
Artista: JOH
Lohateny: Ventso...
tohiny
novalian'i hery ny 21/05/2009 08:03
profesera
(
21/05/2009 07:04)
SAMY RATSY I RA8 SY TGV
Raha izao miseho izao aloha dia hita fa samy ratsy i ra8 sy tgv e!!
-samy tsy manao demokrasia
-samy miaro ny interet personel
-samy mpamitabahoaka
-samy be demagozia
-samy mpanolobato mafana
...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:17
sitlo
(
21/05/2009 05:50)
fa tsy maintsy mijidina be ve eh?
http://www.dailymotion.com/related/x862dz/video/x5zivi_tena-haiko-raha-ianao-glr_music?hmz=74616272656c61746564
Aiza moa no tsy beyonce no tian'ny olona. Iny mba mihetsiketsika.
Avy eo vao mihaino n...
tohiny
novalian'i vale ny 21/05/2009 09:59
ni81
(
21/05/2009 05:34)
IZAY TIA ADALA
http://www.dailymotion.com/related/xrpsc/video/x862dz_tsy-haiko-ny-tsy-hitia-de-bessa-nja_music?hmz=74616272656c61746564...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 28/05/2009 12:23
bazylou
(
20/05/2009 23:16)
26 06 09
Ity no hitranga,
Ny hitako aloha dia ny fitondrana tetezamita dia hampiseho ny heriny, izany hoe hivoaka daholo ny fitaovam-piadiana mahery vaika indrindra sy tena vaoavao indrindra satria hanao r...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/05/2009 04:37
xxx
(
20/05/2009 21:51)
eza ognevelo monja zay sa efa nifoaha niva anarrana koa
toa efa maty io ko :^) :^) :^) :^)
sa lasa nanao koaitra ny bavin i lery
hahahahaha...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 01:38
bazylou
(
20/05/2009 21:34)
tena hisy raha eto
io gtt an-dry tim miditra amin'ny pataloha tery io dia sahiko eto nomilaza fa hahazo ny mpaka kitainy izy atsy ho atsy!!! :-$ :-$ :-$ ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 21:38
fijo
(
20/05/2009 20:21)
fampanantenana
hono hoa ry zareo,mba milaza hoe nareo tgv fampananetnana natao teny ankianja ka tanteraka izao???
tsy ilaina ny sadecaiza izao?
tsy ilaina ny faneken'ny vahiny.aiza izao?
efa misy 50 millions any....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:09
JOSIAH
(
20/05/2009 20:20)
mahaiza misafidy
Eny ary araho tsara an tantara manko izy ty.I Adama dia mipetraka any avaratra i Eva mipetraka any Atsimo izy reo de mpifankatia saingy mifanalavitra toerana ka rhf harivariva @4iny de mamangy any ada...
tohiny
novalian'i artefy ny 03/06/2009 08:15
pateux13
(
20/05/2009 17:59)
crème brulée à la vanille
Ingrédients : crème liquide : 0,50 cl
jaunes d'oeufs : 4 pce
lait : 0,05l (1/3 verre)
sucre : 90 grm
gousse de vanille...
tohiny
novalian'i flodine ny 28/03/2010 19:21
ikalamako
(
20/05/2009 17:34)
Antsirabe : Lundi de Pentecôte
Bezoro daholo,
Ho anareo ao Antananarivo sy Antsirabe ary ny manodidina.
Ho fitokanana ny atelier d'art [b]"Bezoro e!"[/b] izay natsangana ao Antsirabe : fiaraha-mikorana ny tontolo andron' ny ala...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2009 10:48
patrick2002
(
20/05/2009 16:07)
Thank you or thuck you
indray andro hono nasainy PDG ny Sheritt sy ireo tomponàndraikitry ambony tao i Ravalomanana sy ireo mpanara-dia azy ,nisakafo tany @ restaurant iray lehibe , ny menu dia agneau du bandit, rehefa na...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 21/05/2009 06:38
vaninna
(
20/05/2009 15:26)
iza no ho Mpanjaka?
Tsy firesahina adimpoko, na hoe aditsaranga , fa mba manitikitika ny saina ny hoe raha Fanjakana t@ faha Mpanjaka tokoa moa no averina eto Madagasikara, dia foanana ilay filaharana isan'olona mampiady...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 23:47
pimaso
(
20/05/2009 14:48)
Akanga aloa vao reny akoho
kely sisa...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:41
penguin
(
20/05/2009 14:43)
Nitsiky nahita tain-drameva ny tgvendrana
Nitsiky nahita tain-drameva ny tgvendrana. Tsy sahy manala ny STAFF taloha. Tsy mahatana vidin'entana tsy hisondrotr. Hanjakan'ny asan-dahalo. Variana miodikodina @ mpandala ny ara-dàlana dia tsy mah...
tohiny
novalian'i essera ny 02/06/2009 06:34
hery
(
20/05/2009 14:30)
Nanao hala-bato ve ny fitondrana?
Gaga foana aho amin'ilay resaka hoe raha izao no manao fifidianana dia hisy hala-bato satria nangala-bato ny teo amin'ny fitondrana nahalany ny prezidà t@ 2006 sy ny depioté t@ 2007
Misaina kely ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2009 20:32
nalison
(
20/05/2009 14:26)
HO ANAREO MPANARATSY RA8
REHEFA NANDINIKA AHO DIA TOA OLONA TSY MISY ILAVANA AZY IANAO MILAZA FA MANAMPAHAIZANA IO.MILAZA IANAO FA TSY CAPABLE RA8 AMIN'NY TENY VAHINY .TADIDIO ANEFA FA TSY NAHAVITA IREO ORINASANY IREO IZY RAH...
tohiny
novalian'i LAVASANGA ny 22/04/2010 04:55
