Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 20/05/2009 13:59)
Affaires isankarazany no tena ambadik ilay DEMOCRATIE gasy!
Izay mpanao politika te hiandrandra seza teto MADAGASIKARA dia mitaky lava ity DEMOCRATIE ity , aiza ny DEMOCRATIE e , patati patata e. Nefa dia hita miharihary fa tombotsoa , halatra , affaires is... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:43
Jomic001 ( 20/05/2009 13:56)
Mangataka hira e!
Mba andefaso anlé hiran'i firmin le alohan'ny faran' iny r zala a! ok ranga a! :oops: ... tohiny
josehenintsoa ( 20/05/2009 13:47)
SLT
MBA MANGATAKA AN LE HIRA MISY hoe ny refrain zalah a "f'ireny rehetra ireny anie...................fa nijaly ianao noho ny amiko"hiran'ny tarika hasim piderana izy io misaotra mialoha. ... tohiny
patrick2002 ( 20/05/2009 13:05)
Fialana neniny Ravalo
Nilaza Ravalo t@ BBC fa scenario 2 no mety hiverenany ao Madagasikara na @ Negociation na hampiasa HERY , Raha jerena ny voalohany dia hita fa tapi-dala kaleha Ravalo satria ny communauté tsy misy ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 13:41
kidoropamba ( 20/05/2009 12:43)
Mamahana lalitra tena ao @ Youtube indray levalo sana a
Legôna! Efa maromaro ihany ny bozaka nofohana izay fa izaho tsy mbola nahita bandy mi-planina sahala amin'ity levalo ity sana a. Any @ youtube (http://www.youtube.com/user/MadagascarPresidency ) i... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2009 20:05
xxx ( 20/05/2009 11:58)
tena mahavita ito tanora ito noho i hery sy Noue
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/president/ ho an i noue io sy hery io ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:45
Jomic001 ( 20/05/2009 11:41)
Rombotra fitia an'i Tovo j'hay
Hira isan'ny faran'i Tovo j'hay io ary tena be mpankafy tokoa :D ... tohiny
ndaty ( 20/05/2009 11:08)
Attention documment TOP SECRET: Charles a sauvé le TIM
Des contacts et rencotres frequents ont été établis entre Manadafy et Pety dernierement Manandafy voulait toujours étre president, Candidat foana izy depuis 1982, il n'acceptera jamais étre... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:48
endrika01 ( 20/05/2009 11:03)
MASO MAY NY MENAKA !
Coucou doly njay o ! Misy namako ry zareo,nipitihany menaka mamay ny masony,tsy le hodi-maso fa ny vomasony mintsy,nanendy doughnuts izy de izy variana nandrotsaka azy iny no nipitika ny menaka.Tsy na... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/06/2009 17:41
rabaradaka ( 20/05/2009 10:51)
Fampihavanana, hoy Monsenera Felix RAMANANARIVO
Olona akaiky an'-dRavalomanana no nahafantarako an'ny dadatoa Felix RAMANANARIVO evekan'Antsirabe. Izy izao no mitarika ilay hevitra hoe fampihavanana sy fifamelana. Tsara ny heviny ary manaiky ry Rah... tohiny
novalian'i piozila ny 23/05/2009 05:42
xxx ( 20/05/2009 10:06)
vita lesy dada ry andrywui sy bazylou an
tena vita lesy dada ,tsy tafa intsony fa dia natao anirotra any afrique du sud any lery, http://www.dailymotion.com/video/x7qy2w_rebikaanirotra_music snif snfi throuuf :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 20:13
halloween ( 20/05/2009 09:55)
Vohay ny trano ry zanak'idada fa tonga vahiny isika a
Aza malaim-bahiny re ry zanak'i dada fa ny vahiny tsy hitoetra a! vohay ny trano de aleo hiroso ny olona e !! aleo mba haka hafanana kely ao atrano ny olona fa mba mahalalà fomba e !! nareo efa mba n... tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:33
xxx ( 20/05/2009 09:28)
voaroka tao am ambassade iJean chris prophete
voaroaka anikeo maraina tao am ambassade hono i Jean chris prophete de efa eo ampangoronana entana zao izy sady mitady trano,olona no nilaza izany vaovao izany fa mbola eo ampanangonana marina ze ten... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:57
xxx ( 20/05/2009 09:18)
Conseillère vaovao ny ambasadaoro voaroaka
Rinah Rakotomanga a été explusée de l’Ambassade de Madagascar à Paris. La France et les instances internationales ont qualifié de gouvernement issu d’un coup d’État. Elle a alors dû ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:00
xxx ( 20/05/2009 09:15)
ambasady gasy any paris
saika mba hametraka ny ambasadera gasy ny HAT any paris ry tgvkely nefa indrisy e,antsoy ny capsaty hanala an'ireo ao ry zareoa an ,efa raté tentative teny foyer arago dia mbola mitontantonana aty ih... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:02
xxx ( 20/05/2009 08:09)
Efa tonga ve Ratsiraka???
Aiza ihany wa i Deba izay nodradradrain'ny TIM fa ho avy eo raha vao mirodana ny andriamanjaka Ra8 e???? :-P ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:05
dinos ( 20/05/2009 08:02)
hira Ventso an'i JOH
Nampiditra hiran'i JOH (Ventso) za fa mbola ts mivoaka ao anaty listry ny hira leizy hatr@zao nefa efa elabe no napidiriko! Mba jereo kely hoe azafady! Rinah... tohiny
essera ( 20/05/2009 07:38)
Fampitomboana fahalalana !!!
[quote=Essera]Qui suis-je ? TOP Homme politique malgache ayant relevé un grand défi pour que chaque citoyen malgache puisse acquerir un Renault 4. Ayant abandonné ce projet, il a pu convaincre ce... tohiny
novalian'i 08051972 ny 22/05/2009 12:45
harybe ( 20/05/2009 07:38)
GTT
mba manotany oe inona ny fanalavana io GTT io azafady? ampetrako @ noue ny fanontaniana fa izy mba matotra @ resaka politika :wink: ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 13:58
xxx ( 20/05/2009 06:37)
Slip sy soutien friperie hono ka hoe!
Sisa- tsalakan ireo vazaha no mameno ny boeing hoy ingahy Tselonina izay @ ilay hira hoe izany no malaza ! Fa ny ahy manokana aloha marina fa mahantra isika nefa kosa mba tokony hisaina ihany @ ity... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1486