Fialana neniny Ravalo

1. patrick2002 ( 20/05/2009 13:05)
Nilaza Ravalo t@ BBC fa scenario 2 no mety hiverenany ao Madagasikara na @ Negociation na hampiasa HERY ,
Raha jerena ny voalohany dia hita fa tapi-dala kaleha Ravalo satria ny communauté tsy misy manaiky hiantoka ny fiverenany any Madagasikara ,
Ny scenario faharoa izany dia ny fampiasana hery ,efa fantatra fa ao Afrique du Sud Ravalo no mialokaloka ,ao dia misy an`itony Mercenaire mpanao coup d`etat eran`ny afrika itony ,efa fantatra fa :president aza Ravalomanana mandeha manakarama mercenaire hanakorotanana ny TGV iste ,izy no Filoha am-perinasa voalohany eranìzao tontolo izao mahavita manakarama mercenaire fa tsy mahatoku ny tafika aqo @ taniny :roll: :roll:
Midika izany fa vitany ny hanarama mercenaire ao afrika atsimo hanalana anì Andry Rajoelina eo ,Raha izay no mitranga ,mbola hanohana azy ve ireto Ravalomananiste ato @ serasera izay miapanga ny TGV misetrasetra ireto :idea: :idea: :idea:
novalian'i xxx ny 21/05/2009 13:41
2. Oay ( 20/05/2009 13:19)
Ô ra-pa a! Sambany aloha i Oay nahita anao andro atoandro ka d miarahaba é! ary faly mahafantatra!

Na inn kozy mandeha eo ra-pa na inn d izao a!
Efa vonona koa ny eto @ tanana!
Tadidio fa mbola tsy teo @ pouvoir aza ry zalahy nahavita an'ireny ka maika fa efa eo indray fa d rehefa vonona ny hisian'ny rà mandriaka ny TIM mba hiverenan'i Ravalomanana d za sahy milaza fa ry zalahy eto @ tanana koa d efa miandry an'izay fotsiny ary tsy hisy filaminana intsony eto Madagasikara eto raha izay no mitranga satria efa maimbo rà ny olona!
Ny any @ sisiny moa d efa tezitra @ Antananarivo satria rehefa ry zalahy no nitarika tsy nanaraka Antananarivo fa vao bandy avy eto @ tanana d nanaraka!
Jereo fotsiny ireny démonstration nataon'i Pierrot Rajaonarivelo tany Tamatave ireny é!
Za tsy miaraka @ i lery satria mamofona valifaty be ao ambadika ao an! fa kosa en tant que observateur indépendant d sahiko ny milaza fa tena efa miomana @ ady an-trano i lery matoa niverina tonga d sahy otran'io!
Ary raha vao misy fopla eo d ny miaramila tonga d manaraka an'i lery!
Ka io miankina @ fasahian'ny TIM raha sahy andray andraikitra ny TIM fa ny nahatonga ny ady an-trano sy ny génocide teto Madagasikara d ny fitakiana ny fiverenan'i Ravalomanana d tairo fa ry zalahy etsy andaniny koa efa vonona!
Raha ny miaramila eto an-toerana aloha d tsy misy sahy ireo mpanohana an'i Ravalomanana fa mipetrapetraka satria efa nahazo kozy fa raha vao mihetsika d maty, jereo ireny nataon'i Cdt Charles ireny é! iza no sahy nidrikina sy nampiaka-peo ireo miaramila azo isaina @ ratsan-tanana manaraka an'i Ravalomanana!

Mbola averiko fa raha sahy d tonga d tairo fa izahay koa efa leo @ ity ady ny kely aina bevava ity fa tsy hita ihany!
3. vaninna ( 20/05/2009 13:22)
"Kely aina Bevava" :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 20/05/2009 13:32)

oay,oay oay éééééééé

Ary raha vao misy fopla eo d ny miaramila tonga d manaraka an'i lery!
Ka io miankina @ fasahian'ny TGV raha sahy andray andraikitra ny TGV fa ny nahatonga ny ady an-trano sy ny génocide teto Madagasikara d ny fitakiana ny fiverenan'iara-dalàna d tairo fa ry zalahy etsy andaniny koa efa vonona


kely saina be vava marina elah ty :-D :-D :-D
5. Oay ( 20/05/2009 13:37)
xxx:


kely saina be vava marina elah ty :-D :-D :-D



Na inn kozy n'elah ry XXX d zao a! Tairo fa efa ampy handihizan'i Ravalomanana ny bandy eto @ tanana,
D jereo i Pierrot fa nanaovana ménace anie hoe aza mbola miverina fa sinon hogadraina fa io lery fa niverina!
D mba asaivo miditra tsy misy ninn koa i Ravalomanana hotazaninay we inn ny nahazo anazy!
Na asaivo miditra miaraka @ miaramila mihintsy rangah hotazanina hoe iza marina no mafy a!


6. xxx ( 20/05/2009 13:54)
oay éééééééééé


D jereo i Pierrot fa nanaovana ménace anie hoe aza mbola miverina fa sinon hogadraina fa io lery fa niverina!


Marina ny tenin'i vanina kely saina be vava
Ireo dinozoro reo no sponsn' i Andry ve de hogadrainy
7. Oay ( 20/05/2009 13:58)
xxx:


Marina ny tenin'i vanina kely saina be vava
Ireo dinozoro reo no sponsn' i Andry ve de hogadrainy



Aza manarandrenirano otran'ny fako entindriaka ry zandry kely XXX a! fa mba ento izay lazaina!


8. xxx ( 20/05/2009 14:04)
Hita hoa lesy xxx
tena kely saina bevava le bandy io
9. Oay ( 20/05/2009 14:11)
xxx:


Hita hoa lesy xxx
tena kely saina bevava le bandy io



Hita wa fa kely aina io XXX io fa vao nahita an'i wiwi anie nedala d nanao hoe sauve qui peut t@ teny créole.


10. rakaroka ( 20/05/2009 14:13)
Aok´ítsy wa 8O 8O 8O
Marina fa orin´asa maro tambanivahoan- dRa-8 no very fihinanana, fa ´za aloha tsy hitady loza hanesika an-Ra8 hoe miverena e, sady fitiavana azy no tsy fitiavana "guerre civile". Dia gaga @ gtt aho hoe tia tanindrazana manesika azy hiverina @ pataloha tery!
11. vaninna ( 20/05/2009 14:16)
ka miverina lamaody zao ny legging koa !! ireny pataloha teritery tsara :D :D :D
12. patrick2002 ( 20/05/2009 14:17)
hita anie ireto Ravalomananiste ireto fa tsy manana hevitra fa manompo olona eh! manara-drenirano sahala @ tay entin-driaka fotsiny .
Milaza azy ho legaliste nefa dia manohitra illegal dia legal hono ny zavatra illegal hataony ,nefa mba samy nanohana president auto proclamé daholo t@ fotoan`androny , ririnin-dasa tsy tsaroana marina.
13. xxx ( 20/05/2009 14:20)
hoy patrick


hita anie ireto tgviste ireto fa tsy manana hevitra fa manompo olona eh! manara-drenirano sahala @ tay entin-driaka fotsiny


Ka zahay anie ry zalahy tsy manana afa tsy io e, sady io ndray mbola tadiavin'i roindefo endasiana
14. Oay ( 20/05/2009 14:24)
patrick2002:


hita anie ireto Ravalomananiste ireto fa tsy manana hevitra fa manompo olona eh! manara-drenirano sahala @ tay entin-driaka fotsiny .
Milaza azy ho legaliste nefa dia manohitra illegal dia legal hono ny zavatra illegal hataony ,nefa mba samy nanohana president auto proclamé daholo t@ fotoan`androny , ririnin-dasa tsy tsaroana marina.



Ka ny filazako an'io valin'ny natao io zao ra-pa no tsy zakan'i zandrikely XXX d io izy matahotra tehiresaka anefa toa miazohazo toa loalik'alika ozy i andrywui izay!

Efa nivaly aloha hatreto ilay fanonganana t@ 2002 an!
Ny fivalian'ny fangadrana izao no andrasana kanefa moa AHY NY FAMALIANA HOY i JEHOVA ka d apetraka aminy ny @ izay!

15. xxx ( 20/05/2009 14:27)
Ary manara-drenirano tao ny maloto koa ty ry xxx kay i oay
16. Oay ( 20/05/2009 14:30)
xxx:


Ary manara-drenirano tao ny maloto koa ty ry xxx kay i oay



XXX a! raha malahelo ny finonona an'i Ravalomanana wa i XXX d za tsy manana nono fa nonoy ilay bobon'i Ravalomanana iny é!


17. patrick2002 ( 20/05/2009 14:31)
Tsy navela hiditra tao Madagasikara i Pierrot Rajaonarivelo ,sy i Ratsiraka samy nankasitraka aby ,ary ny tenako dia nankasitraka an`izany ,amin`izao tsy havela hiditra i Ravalo tsy rariny hono :roll: :roll: :roll: aiza isika izany eh! hevitra hajoro eh!
Hampiditra mercenaire koa Ravalo rahampitso ,dia mbola sahy ihany ireto Ravalomananiste ireto hiteny hoe fitiava-tanindrazana izany =)) =)) =))
Taolana ny nify ka aleo himehy.
18. rakaroka ( 20/05/2009 14:31)
Roindefo izany koa ve dia atahoranareo e :roll: :roll: Aza "matahotra" sy mipetraka ao ambanivahoanólona izany fa fa mbo manana ny mahaizy ny tena e, mba hoe ´nareo ndray no sefo d éntreprise fa tsy Ra-8 foooooooooooooooooooaaaaaaaannnnnnna!!!!!!!!!
Sa ´nareo mino hoe natao hoentina na hiforitra na hitsoaka toa azy koa nareo?
19. xxx ( 20/05/2009 14:48)
hoy i xxx15


raha malahelo ny finonona an'i Ravalomanana wa i oay d za tsy manana nono fa nonoiko ilay bobon'i Ravalomanana iny é!

mba omeo hono leisy ioay rapah a,
karohy ao koa ny an'i rakaroka sady efa nalany le bozaka fifohan'i kidoro
=)) =)) =))
20. ravalotgv ( 20/05/2009 14:51)
toa ataon i sarla mirehitra ze miseho ho maimbo rà eo fa ataovy i andrywui aza zao lasa exilé politika

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0476