Slip sy soutien friperie hono ka hoe!

1. xxx ( 20/05/2009 06:37)
Sisa- tsalakan ireo vazaha no mameno ny boeing hoy ingahy Tselonina izay @ ilay hira hoe izany no malaza !

Fa ny ahy manokana aloha marina fa mahantra isika nefa kosa mba tokony hisaina ihany @ ity slip sy soutien friperie itony .Raha ny soutiens aloha mety tolérable ihany , fa ilay ambany kosa mba mandeha ihany ny eritreritra !

Marina fa hoe sasana iny e , etc...Kanefa saino @ saina tsy miangatra fa raha misy vehivavy 2 ohatra samy gasy ataotsika hoe mpihavana na mpinamana , ny iray manankatao ny iray sahirana manome ny slipny ilay sahirana , angamba avy dia raisin ilay ankilany ho fanalikana sy fanambaniana .

Nefa ilay fripperie avy any andafy mety olona nisy aretina sns no nanao ilay slip ?
2. Bazily ( 20/05/2009 06:59)
Zah anisan'ny tia sy mividy ireny akanjo sy kiraro frip ireny, fa kosa rah silipo zany kosa no ndeh hotsiponiko eny tsy las klé. Mba mahasadaikatra ihany, sady ny viin'ny silipo vaovao anie tsy dia lafo mankaiza e! de iny ve no ndeha hotsimponina eny. Na dia soutien zany aza, tsy lanin'ny saiko raha vhv akiky ahy no hisikina an'zany.
3. ikaretsaka ( 20/05/2009 14:10)
nga mo iny tsy sasaina madio tsara sa?.. raha le avy any ankodiny iny no apasipasy no tsy laitra kle
le hoe mifampindrana serviette de bains sy
na ny tanana nanjaitra sy mikitikitika ilay victoria sy wonderbra vidiana firy euro ary @ lafayettes ange aza tsy azo antoka rehefa otsots zay e. fa rehefa misasa le izy vao anaovana mba mandry ihany ny konsiansiko...

ny ahy ny tsy matiko lolo aza de le mifampindrana blouse rehefa mihety ireny , tsy assure le hoe nipetaka tany @ hoditr'inona sy inona iny vozom-blouse iny le
4. Lejoba ( 20/05/2009 15:13)
ka mbola tsy misy string vita gasy koh, sady ilay soutien mipetraka tsara fa tsy ohatry ny vita gasy tsy ngôda tsy kely be
dia rehefa sipa te ho sexy nefa tsy mahatakatra importé dia mitsingolongoloka eny. rehefa anaovany angaha iny fantatr'ialahy hoe izy no nahatonta azy sa efa tonta no novidiany

asaivo ampangotrahany aloha vao anaovana raha manahirana eh
:-P :^) :�)
5. ikaretsaka ( 20/05/2009 15:51)
Izay manko...
Za manokana tsy hivakl @ zany loatra...
Le servieta tsy misasa nefa nisafo ny lohan izao rehetra izao any @ mpanety aza no mahalasa eritreeitra ahako kokoa
6. Mirananirina ( 21/05/2009 11:35)
tena maharikoriko kosa aloha fa lainga lainga e,
maninona ary raha tonga dia ariana ireny fa tsy atao aminy frip. Ilay mpanangona koa no tssss....
7. xxx ( 21/05/2009 16:12)
Ka ny tany mahantra efa simba mihintsy ny sainy , @ ity resaka hoe avy any andafy sy hoe importes ity e!

Nefa tsy voatery hoe vazaha daholo no avy any andafy fa mety ho ny afrikanina , na arabo na sinoa mipetraka any europe , hi hi hi ...
8. vale ( 21/05/2009 16:17)
Lejoba:

ka mbola tsy misy string vita gasy koh, sady ilay soutien mipetraka tsara fa tsy ohatry ny vita gasy tsy ngôda tsy kely be
dia rehefa sipa te ho sexy nefa tsy mahatakatra importé dia mitsingolongoloka eny. rehefa anaovany angaha iny fantatr'ialahy hoe izy no nahatonta azy sa efa tonta no novidiany

asaivo ampangotrahany aloha vao anaovana raha manahirana eh
:-P :^) :�)

hummmmm, tarabé mintsy Lejoba izany :lol: efa oviana no nisy string vitagasy efa folo toana lasa izay, ny soutien efa betsaka koa no tena vita tsara ohatry ny importé ,... lhl marina! lol

9. TWING ( 22/05/2009 07:00)
firy @ malagasy aloha no misaina ohatranareo
ny any ambanivohitra vô mahare hoe IMPORT dia mividy na frip aza e.
aleo izy HI slipo e, sa mandeha vide no tianareo?
10. ikaretsaka ( 22/05/2009 12:40)
le fisaina no hafahafa ko... rehefa akanjo de ok fa rehefa silipo tsy ok..
hnefa le akanjo tsy misasa indramina (akanjo ba le atao net a sec ireny ohatra) ange ka misy mikasika @ hoditrao koa rehefa eo @ le faritra tsy misy aty akanjo e.. nefa tsy ashiana arakaraka

fa vao hoe soutiens na nampangotrahana aza de eeeeeew....

nefa raha resaka fahadiovana mety le soutiens nilona eau de javel sy nandrahoina sns no madio lavitra noho ilay akanjo tokony natao net a sec fa nefa tsy tafa an....

11. xxx ( 23/05/2009 07:05)
Eny @ pavillons Analakely be slips sy soutiens vita gasy , ary tsara sy mampazoto homana tokoa ! Hi hi hi
12. ikaretsaka ( 23/05/2009 15:06)
Oay le..kay d'efa lasa fanampin-tsakafo mihitsy reny an
13. ni81 ( 23/05/2009 15:12)
:-D :-D :-D
14. xxx ( 23/05/2009 18:22)
ikaretsaka:

Oay le..kay d'efa lasa fanampin-tsakafo mihitsy reny an

Mampite hilely foana no tiana ambara eto e !String ve azo ho hanina e?
15. xxx ( 23/05/2009 18:30)
xxx13> ataovy kitoza mihitsy raha toa ka manahirana e!
16. tess ( 23/05/2009 21:17)
zà manokana tsy de tia fripy! :-P

nefa raha resaka fahadiovana mety le soutiens nilona eau de javel
zà efa nandona soutiens tanaty javel sy rano fa be dose loatra ny javel fa tonga tao antrano aho levona tanteraka ny soutiens fotsy vavao be
17. Mirananirina ( 24/05/2009 09:21)
aleo izy HI slipo e, sa mandeha vide no tianareo

hihihi
18. ikaretsaka ( 25/05/2009 10:36)
Rehefa akanjo nokasihina sy nanaovan'olonkafa na fripy io na tsy fripy de mitovy ihany amiko rehefa tsy sasana...
Reny slip sy soutiens miantona eny @ pavs sy magasins sns ireny koa tanana firy sy olona firy no efa nikitika azy?
Ary firy tamintsika no tsy mbola niakanjo zavatr'olona na nanandrana zavatra tany @ magasins tsy nieritreritra hoe iza no nijoloka an'iny teo alohany?
19. ni81 ( 25/05/2009 10:51)

dia tena maro aloha ny olona manandrana na dia tsy hividy akory aza e! :lol:
20. xxx ( 25/05/2009 11:16)
ikaretsaka:

Rehefa akanjo nokasihina sy nanaovan'olonkafa na fripy io na tsy fripy de mitovy ihany amiko rehefa tsy sasana...
Reny slip sy soutiens miantona eny @ pavs sy magasins sns ireny koa tanana firy sy olona firy no efa nikitika azy?
Ary firy tamintsika no tsy mbola niakanjo zavatr'olona na nanandrana zavatra tany @ magasins tsy nieritreritra hoe iza no nijoloka an'iny teo alohany?

Fa ny slip fripy anie efa nanaovana mihintsy e , tsy hoe nokasihina sns fa efa nanaovan ilay vazaha na sinoa na afrikanina avy any andafy mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0321