Slip sy soutien friperie hono ka hoe!
21. ikaretsaka
(
25/05/2009 11:22)
Ka samy nanaovana daholo ihany io fa raha za manokana aleoko lavitra manao fripy fa za tenako no migarantir sy nanasa azy na nahandro ilay lamba (mba maty aby ny microbes)
Toy izay le hoe vo azo avy any @ magasins de jolohana... tsy hay hoe tanan'iza sy iza avi nikitika inn tany
Toy izay le hoe vo azo avy any @ magasins de jolohana... tsy hay hoe tanan'iza sy iza avi nikitika inn tany
22. xxx
(
25/05/2009 11:23)
Raha slipn i MADONNA , na DEMI MOORE kosa ve no omeny an i IKA dia ho sasàna ha ha ha
23. tess
(
25/05/2009 12:06)
20. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 25-05-2009 13:22:04
Lohateny : Re : Slip sy soutien friperie hono ka hoe!
Ka samy nanaovana daholo ihany io fa raha za manokana aleoko lavitra manao fripy fa za tenako no migarantir sy nanasa azy na nahandro ilay lamba (mba maty aby ny microbes)
Toy izay le hoe vo azo avy any @ magasins de jolohana... tsy hay hoe tanan'iza sy iza avi nikitika inn tany
ka maro kou ani no manasa ny lamba vaovao novidiana vao hanaovana e! indrindra ny slipy
fa lay silipy firipy kosa aloha tsary manao zà ka! aleoko tsy manao raha izany...
21. Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-05-2009 13:23:56
Lohateny : Re : Slip sy soutien friperie hono ka hoe!
Raha slipn i MADONNA , na DEMI MOORE kosa ve no omeny an i IKA dia ho sasàna ha ha ha
KOU RAHA tsy ny maha star aza no inona kou! olombelona mitovy dool samy manana ny hygienne-ny io na madona na mikaely jakson! dainnnnn kosa
24. tokynat
(
26/05/2009 08:25)
zany slip fripp zany kosa lo tsy mandamin e, na de oe sasana impolo kely aza.nefa asakasakareo iany io ko!!!!!! :wink:
25. ni81
(
26/05/2009 08:59)
Raha slipn i MADONNA , na DEMI MOORE kosa ve no omeny an i IKA dia ho sasàna ha ha ha:-D :-D :-D :-D fa angaha raha manao ny fitaovan'izy izy ireo dia lasa hoe tsy mety maty dia aleo tsy sasàna! dia tena maro koa aloha no lasa adalan'itony artista itony e!
26. ikaretsaka
(
26/05/2009 09:36)
Ny anareo toa efa ny saina mihitsy no efa voa ko aleoko kosa slip fripy fa tsara sasa toy izay akanjoba na complet tsy vita sasa le
27. simplex
(
26/05/2009 11:08)
resa-dehilahy :?:
ra mba hoe ahoana ny fomba fanalana slip sy soutien, fripy na tsia, ahay dia mba ekeko 8):P
28. tess
(
26/05/2009 15:30)
hafa ndray ny an'i simplex dinika manokana vaovao :-P :-D
ika: de refa hanao mariazy zany de oe tsy hanao kôstar! odoy e! :�) :-P fa aleo mi silipy fripy mande eny am alitara :-D aza misèn oà
ika: de refa hanao mariazy zany de oe tsy hanao kôstar! odoy e! :�) :-P fa aleo mi silipy fripy mande eny am alitara :-D aza misèn oà
29. lemenakely
(
26/05/2009 22:33)
Fa tadidinareo tokoa moa ilay one man show momba ny slip nataon i Francis Turbo izay , ilay hoe slip iray 250 000fmg no vidiny ao @ Cora ,tena exagéres kosa aloha e , na dia manam- bola toy inona aza ! Raha ividianana frip izany 250.000fmg izany ka ataotsika hoe 1.500fmg ny iray , angamba mahazo iray aby ny vehivavy rehetra mpikambana ato @ serasera , hi hi hi !..
31. ikaretsaka
(
27/05/2009 16:27)
tess:
:-D
ika: de refa hanao mariazy zany de oe tsy hanao kôstar! odoy e! :�) :-P fa aleo mi silipy fripy mande eny am alitara :-D aza misèn oà
tsy hanao kostar izany mihitsy ka... ndraishh.. lamba landy olona fantatro no manenona azy sy manjaitra azy, landy hitako ny haniriany... ary nosasana madio tsara.. tsy be tanan'olona nikitika all natural!
PR-OP-RE
toy izay kostar nikitikitihan.. zao olona rehetra izao tary @ centre comm tary
32. tess
(
27/05/2009 17:06)
ho hitatsika eo izany sao lasakovavany fotsiny, omeo invitaka fotsiny aho am mariazy de sady omeko note no omeko k-dô de mariazy :-D
34. ni81
(
27/05/2009 18:03)
landy hitako ny haniriany..:-D :-D :-D :-D aiza koa Ika no ahita landy maniry???
35. tess
(
27/05/2009 18:53)
ikaretsaka:inona lay anona alou
Tess> hitadiavo anona aloha de tena invitaka d'honneur mahitsy
:-P slip fripy sa?????? :-P
36. ikaretsaka
(
27/05/2009 21:07)
ni81:
landy hitako ny haniriany..:-D :-D :-D :-D aiza koa Ika no ahita landy maniry???
Odry...any ambaniivohitra..
Atao "culture" ange ny soie! Enao marina!
37. ni81
(
27/05/2009 21:40)
Odry...any ambaniivohitra..:roll: :roll: bibikely ompiana no manome landy, ary ravim-boaroy no fihinany, fa izany ambolena izany dia zavatra hafa vaovao indray tsy mbola henoko raha tsy androany. Ny "lin" no ambolena!
Atao "culture" ange ny soie! Enao marina!
Ny bebenay dia mpiompy landy sy mpanenona no ahalalako izany ary ny neninay koa aza mbola niompy dia niara-nikarakara taminy izahay.
38. ikaretsaka
(
28/05/2009 02:25)
Azo atao hoe culture koa ny elevagen'ireny koa...toy ny makamba sy ny perle ihany
39. ari.malala
(
28/05/2009 08:44)
ika, za kou inviténa :-P d hanampy an'i tess hitady an'ilay anona raha bitsihinao :-P
40. lemenakely
(
28/05/2009 10:55)
ao e samia maka fa efa voaloa ny vola ry andriambavy lanitra isany
http://www.flickr.com/photos/lefthandrotation/2914799267/sizes/o
http://www.flickr.com/photos/lefthandrotation/2914799267/sizes/o