Slip sy soutien friperie hono ka hoe!

41. ari.malala ( 28/05/2009 13:24)
lemenakely =)) =)) =)) mahita raha koa nareo an!
42. lemenakely ( 28/05/2009 21:23)
Inona no mampihomehy anao e?
43. Ratoa ( 01/06/2009 21:02)
Ny ahy indray dia ny aretina entin'ireny entana tsy mifona ireny indrindra ka ny slip friperie no tena atahorako. isika vehivavy anie ka saro-pady é! Ka raha mahazo aretina amin'ireny ary? Ny antsika ny muqueuse tonga dia eo misokatra eo.
Izahay dia zanak'olo-tsotra ihany anefa ny RAD nay tsy mba nampiakanjo anay fripy. Izay adala hono no toa an-drainy dia izahay ve hihemotra fa tsy ho toa an RAD nay akory?
Aleoko manao slip soga nozairiko ka ampangotrahalo raha tsy mahatakatra ny lafo aho. Iza notianao kokoa? Ny tenanao izay arovanao @ ny aretina sa ilay lehilahy ahitanao fahafinaretana 10 minitra?
Anao ny safidy
44. ikaretsaka ( 02/06/2009 15:38)
ny ahy ny diony..
na slip io na inona fa tsy ny hoe efa nanaovan'ianona sy ianona..
tsy misy ze tsy nanao akanjo tsy mbola nanaovana na noharin'olona na nokitikitihin'olona kosa amintsika e!
na ireo mampanjaitra aza... tsay atokisana hoe iza aby no efa nikitika iny ravidamba iny
donc ny ahy rehefa voasasa tsara tsy asiako olana.. ny akoatran'izay fanimbana saina fotsiny ny maha slip an'iny sy ny sisa fa mitovy ihany iny rehefa ratsy sasa ka mikasika @ hoditra ko
45. Ratoa ( 02/06/2009 22:04)
ka izay mihitsy.
Ahoana no ahafantaranao fa madio io? Ny maloto no sûr kokoa! Ka ny voafono aza maloto ka maika ireny tonga dia ngodaona be ireny?
Ny ahy na dia mifonoa aza ampangotrahako ary raha tsy azo ampangotrahana dia alonako eau de javel. Ary na ny akanjoko zairiko aza sasako tsara mihitsy izay vao anaovako.
46. rtcflora ( 21/06/2009 21:33)
za lo tsy panambola fa vidina slipo frip oatrinona de ny vidina fanafody azo maimaipoana t@frip oatrinona ka tsy mety amiko .ba kiraro,slipo ,soutien
ka za tsydacor refa frip
47. tess ( 22/06/2009 05:42)
ikaretsaka:

ny ahy ny diony..
na slip io na inona fa tsy ny hoe efa nanaovan'ianona sy ianona..
tsy misy ze tsy nanao akanjo tsy mbola nanaovana na noharin'olona na nokitikitihin'olona kosa amintsika e!
na ireo mampanjaitra aza... tsay atokisana hoe iza aby no efa nikitika iny ravidamba iny
donc ny ahy rehefa voasasa tsara tsy asiako olana.. ny akoatran'izay fanimbana saina fotsiny ny maha slip an'iny sy ny sisa fa mitovy ihany iny rehefa ratsy sasa ka mikasika @ hoditra ko


KA RAHA ny fahadiovan'ny lamba ny olana afaka sasàna aloha vao hanaovana, ilay MBALA
fa ny olana amin'ny ilay silipo fripoy, le fait mitsy hoe efa nanaovan'ny olona tsary anona!!!!!! raha akanjo ndray lefiko ihany fa raha vao silipo dia otran'ny tsy mety ny saina.....


48. ikaretsaka ( 22/06/2009 20:06)
saninagal fa aleoko kosa manao calecon nosasana tsara tsara sy nandrahoina sy nandalo eau de javel sns... toy izay blouson koira fripy tsy nisasa kle
49. fijo ( 26/06/2009 20:38)
za koa aloha tsy mahavoa ity fripy ity e,asa fa tsy manasoketa izay tia aho akory
50. ikaretsaka ( 27/06/2009 01:56)
Aleoko ra fijo raha hoe kotsa aho ka mila maka akanjo any @ la ohatra de maka ny t shirt an la voasasa tsara sns toy izay hoe hanao torse nu za de ny blozaka cuir an la no indramiko ataoko ambony....
Kozy fa na cadeau n la tany @ tess aza iny tsary ann
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.548