GTT

1. harybe ( 20/05/2009 07:38)
mba manotany oe inona ny fanalavana io GTT io azafady? ampetrako @ noue ny fanontaniana fa izy mba matotra @ resaka politika :wink:
novalian'i xxx ny 20/05/2009 13:58
2. xxx ( 20/05/2009 08:05)
handefaso msg perso lesy izy dia valiny any elahy sa mitady hanao declaration d'amour eto koa e
3. xxx ( 20/05/2009 09:27)
TY TENA TSISY ATAO DE I NOUE NDRAY NO KOTINA
4. xxx ( 20/05/2009 09:47)
Gasy Tia Tanindrazana no dikany é! :oops: F'angaha misy malagasy tsy tia ny fireneny izany ? raha tsy hoe angaha efa olona lazaina fa tsy a.... intsony :-D :-D
5. xxx ( 20/05/2009 09:57)
ry tgv izao ve mba tia ny tanindrazany ,anontanio jaques sylla
6. halloween ( 20/05/2009 10:01)
mba manotany oe inona ny fanalavana io GTT io azafady? ampetrako @ noue ny fanontaniana fa izy mba matotra @ resaka politika


tsy fantatry Noue le izy de niandry sopapa alou izy vao mety hiditra eo zao , de oe za anie tsy teo mihitsy ee!!!!
7. xxx ( 20/05/2009 13:58)
mitery irery ndray andrywui klé ,sauvez wiwi =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0706