GTT
1. harybe
(
20/05/2009 07:38)
mba manotany oe inona ny fanalavana io GTT io azafady? ampetrako @ noue ny fanontaniana fa izy mba matotra @ resaka politika :wink:
répondu par xxx le 20/05/2009 13:58
2. xxx
(
20/05/2009 08:05)
handefaso msg perso lesy izy dia valiny any elahy sa mitady hanao declaration d'amour eto koa e
4. xxx
(
20/05/2009 09:47)
Gasy Tia Tanindrazana no dikany é! :oops: F'angaha misy malagasy tsy tia ny fireneny izany ? raha tsy hoe angaha efa olona lazaina fa tsy a.... intsony :-D :-D
6. halloween
(
20/05/2009 10:01)
mba manotany oe inona ny fanalavana io GTT io azafady? ampetrako @ noue ny fanontaniana fa izy mba matotra @ resaka politika
tsy fantatry Noue le izy de niandry sopapa alou izy vao mety hiditra eo zao , de oe za anie tsy teo mihitsy ee!!!!
