Fampitomboana fahalalana !!!

1. essera ( 20/05/2009 07:38)
Essera:
Qui suis-je ?
TOP
Homme politique malgache ayant relevé un grand défi pour que chaque citoyen malgache puisse acquerir un Renault 4. Ayant abandonné ce projet, il a pu convaincre ce peuple par la suite qu'on peut éviter les embouteillages avec des scooters à son retour de son voyage. Il a pu monopoliser la quasi-totalité des secteurs de développement de ce pays en un temprs record, en se permettant de s'offrir le confort d'un boeing 747 et en cédant ceci à l'Air Mad pour en acheter un autre plus performant avec un prix exorbitant. Je suis, je suis ......

Allez Penguin, Noue, TEGEVE. Mais oui, vous le savez.....

driiiiiiiiiii

Mody fanina ndray lisany a



Tamin'ny 19-05-2009 16:09:00 no nalefako izany io mba fampitomboana ny connaissance générale tsika fa tsy hifanasa vangy foana. Dia tsy haiko na en panne ilay adklé tokony ho tsindriana nefa mande tsara ny jiro ny émission ao tsara... Dia novaliako ihany moa farany mba hanomezana fahafaham-po ny namana rehetra satria mba mifanampy isika am zay kely hain'ny tsirairay e.

Tamin'ny 20-05-2009 06:21:30 no nomeko ny valiny fa tsy mba te ho konjokonjo izany kosa alou e :

Essera:
Tena 12 sec iny d tokony voavaly d lasa 12hr mody gisa daholo ara-dalàna ka ny valiny marina moa d :

Ravalomanana, n'est-ce pas Penguin, Noue, Mirananirina, bozyboleta ? Mais c'est votre président. Comment est-ce possible que vous ne connaissez méme pas le président. Pourtant vous réclamez tous les jours du matin au soir son retour. Vous me décevez beaucoup !!!





novalian'i 08051972 ny 22/05/2009 12:45
2. andrywui ( 20/05/2009 09:43)
Essera a! efa tsy fantatry ry zalah TIM tsony anie na efa vaovao aminy zany anarana tsara hoe ravalomanana zany fa Le8 sy ny dada no efa masaka eo mbavany e !:!!! mba anotanio anie letsy i Mirana sy Noue sy Penguin oe iza ngah zany ravalomanana marc sosthen zany rah fantany akory ee !!! ha ha ha !!
3. essera ( 20/05/2009 09:54)
Ngah lti io nisy sahy namaly hatramin'ny omaly. Hay azo atao ny mody manao vendrana koa na ohatra aza hoe tapi-pahaizana amin'ny politika sy ny vaovao eran-tany. Mahazo mamaly ianao rehefa tsy teny ratsy fotsiny.
Tsy levon'ny vavoniny les ireo phrase ireo fa zava-marina.
4. halloween ( 20/05/2009 09:59)
i Penguin zany no angatahina hamaly eto rah sahy izy e !! i Noue no manaraka rah ao ,, ieééé efa hitako teo izy , i Mirana no fahatelo fa iny somary malefadefaka zay
5. xxx ( 20/05/2009 14:53)
Hoy XXX1


Essera a! efa tsy fantatry ry zalah TGV tsony anie na efa vaovao aminy zany anarana tsara hoe ravalomanana zany fa Le8 sy ny dada no efa masaka eo mbavany e


K ny tgv ngà mahafantra an'izany akory é ,ny azy manompo an'i Andry no tena maha maika azy
6. 08051972 ( 20/05/2009 16:07)
essera:

Essera:
Qui suis-je ?
TOP
Homme politique malgache ayant relevé un grand défi pour que chaque citoyen malgache puisse acquerir un Renault 4. Ayant abandonné ce projet, il a pu convaincre ce peuple par la suite qu'on peut éviter les embouteillages avec des scooters à son retour de son voyage. Il a pu monopoliser la quasi-totalité des secteurs de développement de ce pays en un temprs record, en se permettant de s'offrir le confort d'un boeing 747 et en cédant ceci à l'Air Mad pour en acheter un autre plus performant avec un prix exorbitant. Je suis, je suis ......

Allez Penguin, Noue, TEGEVE. Mais oui, vous le savez.....

driiiiiiiiiii

Mody fanina ndray lisany a



Tamin'ny 19-05-2009 16:09:00 no nalefako izany io mba fampitomboana ny connaissance générale tsika fa tsy hifanasa vangy foana. Dia tsy haiko na en panne ilay adklé tokony ho tsindriana nefa mande tsara ny jiro ny émission ao tsara... Dia novaliako ihany moa farany mba hanomezana fahafaham-po ny namana rehetra satria mba mifanampy isika am zay kely hain'ny tsirairay e.

Tamin'ny 20-05-2009 06:21:30 no nomeko ny valiny fa tsy mba te ho konjokonjo izany kosa alou e :

Essera:
Tena 12 sec iny d tokony voavaly d lasa 12hr mody gisa daholo ara-dalàna ka ny valiny marina moa d :

Ravalomanana, n'est-ce pas Penguin, Noue, Mirananirina, bozyboleta ? Mais c'est votre président. Comment est-ce possible que vous ne connaissez méme pas le président. Pourtant vous réclamez tous les jours du matin au soir son retour. Vous me décevez beaucoup !!!









:-D :-D :-D :-D :-D Ka tsy ny handray fanampahankevitra ny à zay tokony hampandroso ny firenena ve notanjon'ny Raimpianankaviana? F'angà moa refa hoe tsy nanova 4l ho scouter de diso ? Ary ny hoe monopoliser ny secteur de developpement kosa indray aloha ;angamba hozy ny eritreritro Tsisy te hampiasa vola teto Gasikara ny mpanambola gasy ( oh Rolland Ratsiraka; Ramarson ....) fa satria mbola tsy naheno aho hoe nisy mpanmbola te hanokatra usine de .... defa nolavin'ny fanjakana! Sa ve efa mahazatra antsika Malagasy le mifangala-tahaka ?
Sa diso ve zà? :-D
7. KALACK ( 20/05/2009 16:50)
Ary ny hoe monopoliser ny secteur de developpement kosa indray aloha ;angamba hozy ny eritreritro Tsisy te hampiasa vola teto Gasikara ny mpanambola gasy ( oh Rolland Ratsiraka; Ramarson ....) fa satria mbola tsy naheno aho hoe nisy mpanmbola te hanokatra usine de .... defa nolavin'ny fanjakana! Sa ve efa mahazatra antsika Malagasy le mifangala-tahaka ?
Sa diso ve zà?



TSY FANTATRY 0800565221 ANGAH NY TANTARAN'NDRY 3 FRERES TEO ANDREFAN'AMBOHIJANAHARY RENY ?

NAMPIASA VOLA MIHITSY RENY FA NANAO MENAKA SY VARY SY SIRAMAMY DE NORARAN'NY FANJAKANA OE ZAVATRA HAFA ATAO FA TIKO SY MAGRO EFA MANAO AN'IREO !! TAO ANATIN'NY FAHATONGAVAN'NY ENTANDRY 3FRERES MIHITSY ANEFA IO DIDY TSY MAHAZO MIVAROTRA PPN IO !! DE NAVOAKANY IHANY NY AZY !!!
DE INONA NO TOHINY ??
3ANDRO TAORIAN'IO DE NOSAMBORINA SY NOGADRAINA DAHOLO RY ZALAHY !!
DE MBOLA HISY SAHY HIVAROTRA PPN IHANY VE NEFA TENA SAHINY NATAO MAHORAKA HO HITAN REHETRA LE IZY !!!???
8. ni81 ( 20/05/2009 16:53)
TSY FANTATRY 0800565221 ANGAH NY TANTARAN'NDRY 3 FRERES TEO ANDREFAN'AMBOHIJANAHARY RENY ?
nisy orinasa hafa koa (tsy ho lazaiko eto ny anarany) nanafatra jus avy aty ivelany fa najanona malaky ny fanafarana entana fa nahazo fampitandremana. Niasa tao @ io orinasa io aho no nahalalako izany.
9. 08051972 ( 20/05/2009 17:25)
KALACK:

Ary ny hoe monopoliser ny secteur de developpement kosa indray aloha ;angamba hozy ny eritreritro Tsisy te hampiasa vola teto Gasikara ny mpanambola gasy ( oh Rolland Ratsiraka; Ramarson ....) fa satria mbola tsy naheno aho hoe nisy mpanmbola te hanokatra usine de .... defa nolavin'ny fanjakana! Sa ve efa mahazatra antsika Malagasy le mifangala-tahaka ?
Sa diso ve zà?



TSY FANTATRY 0800565221 ANGAH NY TANTARAN'NDRY 3 FRERES TEO ANDREFAN'AMBOHIJANAHARY RENY ?

NAMPIASA VOLA MIHITSY RENY FA NANAO MENAKA SY VARY SY SIRAMAMY DE NORARAN'NY FANJAKANA OE ZAVATRA HAFA ATAO FA TIKO SY MAGRO EFA MANAO AN'IREO !! TAO ANATIN'NY FAHATONGAVAN'NY ENTANDRY 3FRERES MIHITSY ANEFA IO DIDY TSY MAHAZO MIVAROTRA PPN IO !! DE NAVOAKANY IHANY NY AZY !!!
DE INONA NO TOHINY ??
3ANDRO TAORIAN'IO DE NOSAMBORINA SY NOGADRAINA DAHOLO RY ZALAHY !!
DE MBOLA HISY SAHY HIVAROTRA PPN IHANY VE NEFA TENA SAHINY NATAO MAHORAKA HO HITAN REHETRA LE IZY !!!???



:roll: :roll: Efa henoko io 3Frères io fa tsy ny hoe fanafaran'entana no nampigadra azy fa toa zavatra hafa!
Taty Mahajanga mantsy ny karana toa manafatr'entana ( PPN) avy any ivelany nefa mbola tsisy nigadra sa ve ny Malgasy no tsy tian'lery? :roll: :roll: :roll:
10. xxx ( 20/05/2009 18:16)
Toa raha vao siramamy sy PPN toa nahazo ny asany mihitsy kouhh!!
na karana aza ninannnn....
Karana iray izay tena mpifanolobody rindrina tena mandat de depot tao mahajanga mihitsy fa nanafatra siramamy ho amidiny société any(nalaza be t@ gazety io)
Dia nandoa vola be izy vao votsotra (vola espèces nentina t@ valizy tao @ commissariat mihitsy ); nahita ka mitantara !!nefa aza izany karana be vola an!!
karana manana zompirenena malagasy zany moa é, namoronana ity hetra sy taxe rehetra ity hoe tsy naloa !na ilay conseiller fiscal-ny aza tsy afa nikofoka na dia nahalala tsara aza fa tsy mi_existe ao anaty lalana malagasy momba ny hetra ireto hetra doany sy taxe takiana ireto

Ry 3 freres moa iza no tsy nahalala ny nanjo any ry zareo ireo? Zara tsy fongana ny vola aminkarena
sady mba velon'aina aloha é
Niseho nanao taxi be orange circuit fermé Itaosy sy ny manodidina fa voakenda tsaratsara mihitsy

Socolait nahay nilomano dia velona fa saika ninannn ... kouh!!!

ny fanamboarandalana indray , firifiry ny PME kely niditra tao fa tssss, eny antanimora no nisiosioka ny gerant ; ALMA d'abord et ALMA encore!!nisy tovolahy kely vita fianarana avy any andafy entrepreneur tanora izay moa dia maty ho azy voany crise cardiaque nampalaelo mihitsy fa tratry ny tsindry hazo lena, hanangana zavatra any antanindrazana ny dia , hanatsara ny tanindrazana ka hody fa vita fianarana , mitondra vola mamorona asa kanjo fahafatesana no niandry ...

ny mpanao savony koa nahay nilomano tany amboalohany dia tavela , fa zao vao nanala vokina

Nisy orinasa malagasy hafa indray nanao export nà gros tracteur de grands ouvrages hanamboaran-dalana , miala avy any Belgique hampidirina ao Dago , fa hoe misy marché ny fanamboarandalana, dia mila fitaovana arapenitra, any ambany rango lahy ny co gerant amin'izao ora izao (maty ho azy -mba tsy ilazana zavatra hafa tsy misy porofo- ) dia rava ny orinasa

Kamo nanao investissement teto ve ny mpanambola gasy? Tsia!!!! marobe tsy hita isa ny nazoto , saingy nisy requin be nitelina ka maty momoka ny natao rehetra
ny chomage teknika ny Foibe tao saritany Malagasy asa izay nanao ahoana ? Nosaronany orinasany Mme Sarah Ravalomanana manko ny marché rehetra ka tapidala-kaleha ny FTM , nefa fianakaviana antonontoniny ara pivelomana daholo no miasa ao

Eo @ ara pinoana indray, ahoana ireto Kristiana FVPM sy FJKM mandà tsy ihombona noho ny politika? Mampalaelo !!

Un pti résumé d'une politique tentaculaire !!

8O 8O
11. 08051972 ( 22/05/2009 12:45)
Merci pour tous ! Nefa ve tsy efa nanenina sy nialatsiny izy ? Atôvy toy ny diatana ré ka ny itodihana ny lasa mba hibanjinana ny hoa avy e! :cry:
Tsy mpanao politika na mpikambana @ antokom-politika ny tenako fa olona TIA NY FIRENENY ary mihezaka izay HAMPANDROSO NY FIRENENY! TANAREO REHETRA (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1967