Mamahana lalitra tena ao @ Youtube indray levalo sana a

1. kidoropamba ( 20/05/2009 12:43)
Legôna! Efa maromaro ihany ny bozaka nofohana izay fa izaho tsy mbola nahita bandy mi-planina sahala amin'ity levalo ity sana a.
Any @ youtube (http://www.youtube.com/user/MadagascarPresidency
) indray zao lery mandany volam-bahoaka no sady mamahana lalitra tena samy irery ao.
Iny miaraka @ "Madagascar Presidency" io ihany eran'izao tontolo izao ka hatrany facebook, youtube sy ny karazany any. Filoham-pirenena izany rangahy any An-tanindrazana no tokony hisy azy ary miasa fa tsy mampiseho anay vahoaka ny fandaniana ny HALATRA tao @ banky centrale.

Mba nihezaka nihaino ny kabary aho: Hoe teny malagasy, teny anglisy, teny frantsay....Dray!Dray!Dray!Dray! Tokony miverina mitery ronono fa tsy ao e. Tsy manana "Kapasité" hiverina eo @ fitondrana ity levalo ity.
Tsy vitan'ny Hoe bado, fa mbola mandainga, ary indrindra fa tsy mahafantatra akory fa lainga ange io lazainy io e. Mampalahelo.

Hajanony @ izay le bozaka raha tsy zaka levalo ô. tratrin'ny surmenage lery io satria vaky loha amin'ireto "Mafia" manery azy hiverina an-tanindrazana, reraka noho ireto virjiny swaziland, sempotra mihazakazaka aorian'ireto SADC sy ny communauté internationale efa tsy dia mila loatra an'i lery....

Ao izy ao. Ao @ Youtube. Ndàna mba jerevo fa tena tsssssss....Toa misy siligÔma ao ambavan'ny lery raha miteny vahiny lery. Tsy hay io na siligÔma na paraky na inona. Ndàna jerevonareo fa tena mampalahelo e.

Mamahana lalitra tena lery e.
novalian'i xxx ny 22/05/2009 20:05
2. salopard ( 20/05/2009 12:52)
Hajanony @ izay le bozaka raha tsy zaka levalo ô.

ndrôoo mampalahelo le bozaka nofohan-Dravalo

omeo aty le bozaka, fa zava-maniry misy lanjany sy valeur-ny ireny, fa tsy fohan'ny n'importe qui levalo oa!!!!
sniff...

tchouff....

salut mirana sy noue
3. 08051972 ( 20/05/2009 12:57)
Tsy haiko intsony na ny fahantran no manery na inona fa toa manaratsy olona no mahamaika ny maro! Hamporisiho ny Gasy hifidy filohampirenena mba hiverenan'ny famatsian'ny banque mondial ! Fa tsy misy topmpon'i Madagscar na le 8 na le Adry fa Madagascar an'ny Malagasy !Fifdianan ara-dalana no ilaina sy maika izao? satria TIAKO I MADAGASIKARA.
4. xxx ( 20/05/2009 13:15)
Tsy haiko intsony na ny fahantran no manery na inona fa toa manaratsy olona no mahamaika ny maro! Hamporisiho ny Gasy hifidy filohampirenena mba hiverenan'ny famatsian'ny banque mondial ! Fa tsy misy topmpon'i Madagscar na le 8 na le Adry fa Madagascar an'ny Malagasy !Fifdianan ara-dalana no ilaina sy maika izao? satria TIAKO I MADAGASIKARA


Ka izay ange no tanjona tian'ny HAT hatongavana e! hanao fififdianana ara-dalàna. Koa inona ny mahatonga ny TIM mimenomenona. Seza fotsiny no tadiavin'ity Marc lesabotsy mpamahana lalitra ity.
5. patrick2002 ( 20/05/2009 13:16)
ka ny TIM ve mba nanao fifidianana ara-dalana ny deputation 2007 sy ny communal 2007 ara-dalana ve tsy hala-bato no betsaka ah! miverina ny fanaony AREMA ihany.
6. vaninna ( 20/05/2009 13:20)
salopard< ilay accent fitenenana teny frantsay sy anglisy ve no ilazanao hoe feno "Bozaka " ééé :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ary neveriko fa mahay teny anglisy be mihitsy ange Ra8 é!! nisy fotoana aho nihevitra an'izany satria natao pub bé hoe zany

Hay mitovy ihany ny fomba fiteniny frantsay sy fomba fiteniny anglisy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 20/05/2009 13:28)
NY teny gasin'elah ary ry kidoro tsy ao akory nefa tenen-drazanao ,koa rarahiko inona raha te hifaninana hiteny vahiny elah , :-D :-D :-D
8. Oay ( 20/05/2009 13:31)
vaninna:


Hay mitovy ihany ny fomba fiteniny frantsay sy fomba fiteniny anglisy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D




vaninna a! complexe ny an'i Ravalomanana @ ilay teny frantsay satria na any ambanivohitra be any aza d miteny frantsay ny olona ka raha vao manao faute eo Ravalomanana d tonga d tsarain'ny olona fa ny teny english indray d tsy mbola betsaka ny mahay anazy d na manao mistake aza izy d mba vitsy ny kopy!
fa zao kosa aloha an! ny teny Malagasy kosa aloha bobaka be no nalaina t@ teny anglisy satria moa ny anglais no tonga talohan'ny frantsay teto amintsika d mora tononona ny anglais noho ny frantsay é!
9. xxx ( 20/05/2009 13:34)
Ny teny vazah eto samy mahay manoratra fa raha henoina lisany miresaka angamba dia pire nohon'ny vache espagnole
10. 08051972 ( 20/05/2009 13:44)
xxx:

Tsy haiko intsony na ny fahantran no manery na inona fa toa manaratsy olona no mahamaika ny maro! Hamporisiho ny Gasy hifidy filohampirenena mba hiverenan'ny famatsian'ny banque mondial ! Fa tsy misy topmpon'i Madagscar na le 8 na le Adry fa Madagascar an'ny Malagasy !Fifdianan ara-dalana no ilaina sy maika izao? satria TIAKO I MADAGASIKARA


Ka izay ange no tanjona tian'ny HAT hatongavana e! hanao fififdianana ara-dalàna. Koa inona ny mahatonga ny TIM mimenomenona. Seza fotsiny no tadiavin'ity Marc lesabotsy mpamahana lalitra ity.


Tsy TIM fa TIAKO i MADAGASIKARA. tsy antoko io fa fitiavan-tanindrazana!!! andao hiaraha midinika mba hampandrosoana ny firenentsika!!!!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. xxx ( 20/05/2009 13:49)
Zay no tadiavina ary maniry tsika rehetra eto ny handrosoan'i Madagasikara :lol:
12. Oay ( 20/05/2009 13:49)
xxx:


Ny teny vazah eto samy mahay manoratra fa raha henoina lisany miresaka angamba dia pire nohon'ny vache espagnole



Mba mandehana miresaka @ Sénégalais d henoy ny accent-ny d henoy ny frantsay iray tsy nianatra d isao ny faute ataony.
Savoir parler une langue ne se limite pas sur la faculté à pouvoir bien articuler les mots, mais ça dépend surtout à l'aptitude à ne pas commettre des FAUTES GRAMMATICALES.


13. xxx ( 20/05/2009 13:57)
Pauvres be lesy ny fitenin'ny Afrikanina créola a,zany ve dé mbola tsy hainareo ihany é
14. Oay ( 20/05/2009 14:01)
xxx:


Pauvres be lesy ny fitenin'ny Afrikanina créola a,zany ve dé mbola tsy hainareo ihany é



Taiza ndray lety nisy afrikana niteny CREOLE klé !


15. xxx ( 20/05/2009 14:06)
Ny creola leity dia tenin'ny mpanjanaka à la sauce locale a,tena vendrana marina reto tgv reto lesy ry zalahy a
16. vaninna ( 20/05/2009 14:07)
Oay
17. xxx ( 20/05/2009 14:11)
Ny aty aminay tena miteny vary @ anana klé hotran'dry oay sy vanina daholo , sady @ zay ndray le accent ,ha ha ha , i Michel Leeb no tena mahay azy , aleo ndray aza miteny sinoa ,
Reto tgv hoa tsy tia afrikanina reto fa hoe any dada reto kay tia ihany ,tena tsisy saina ,mifanohitra isan'andro ny zavatra lazainy
18. Oay ( 20/05/2009 14:19)
Vanina a! ka io anie ilay nolazaiko ery ambony ery é!

Fa mampalahelo anie i Ravalomanana é! aiza ve ka d analandry zalahy, za wa ndray mandeha izay nahita gazety Le Monde d nandalo tany Frantsa tany i Ravalomanana d noraisin'i Chirac d nivoaka d otrany nametrahana fanontaniana angaha sa ahoana fa tsy azon'ny mpanao gazety izay nolazainy d nametraka fanontaniana ilay mpanao gazety rehefa ni-rediger ny article-ny nanao hoe mba azon'iny Ravalomanana iny ve izay nolazain'i Chirac anazy, d nalahelo be za t@ izay an!
19. vaninna ( 20/05/2009 14:21)
xxx16
20. xxx ( 20/05/2009 14:22)
Aza malahelo enao oay a,ty ny bonbon é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.1477