Mamahana lalitra tena ao @ Youtube indray levalo sana a
21. hery
(
20/05/2009 14:26)
Misaotra aloha nanao dokambarotra fa ny tenanay izao tsy nahita na nahalala an'ireo kabary ireo.
:-)
:-)
22. Oay
(
20/05/2009 14:28)
xxx:
Aza malahelo enao oay a,ty ny bonbon é
Fa inn moa no tokony hampalahelo é! sa i XXX no malahelohelo an'i Ravalomanana satria efa zatra mampifalifaly sy minono aminy ka raha zatra nono i XXX d tsy misy fa nonoy aloha ilay bonbon an'i Ravalomanana iny é!
24. xxx
(
20/05/2009 14:41)
i patrick no efa nampinono anao teo koa
de manaova merci ,mahalalà fomba
zatra nono i oay d tsy misy fa nonoiko aloha ilay bonbon an'i Ravalomanana iny é!
de manaova merci ,mahalalà fomba
25. rakaroka
(
20/05/2009 14:49)
:-D :-D :-D
Draiiiiiiiiiiyyyyyyyy mbo mi-"speak English" kosa ny ol dia :-D :-D ´nareo
ve nama! :roll: :roll: :-w :-w :-$ ka atao ahoana fa vokatr´ilay patriotisme hoe " ny teny gasy ihany!"...ary fony izy vao tonga teo @ fitondrana aza anie le nisy nanao hoe "tokony teny gasy no hi- communique-ny aty ivelany dia "hadika", dia kounga le izy moa mety
fa dia ´zao no vokany! io anie le ambarako foana hoe aza dia miolonolona loatra ramalagasy fa efa andron´ny "mondialisation" izao, tsy hainao mihitsy na sinoa na zamaika na arabo no mety ifaharanao! ka mbo mahaiza ihany mi-anticipe ty fiainana!

26. ravalotgv
(
20/05/2009 14:56)
ary hay ve ra8 mahay mampiasa ordi eee
sniff
tcrouff
heveriko fa mitery ronono fotsiny
sniff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
ary i tgv ve mahay mampiasa ordi sa milalao play station fotsiny no adin i lery
:^) :^) :^)
sniff
tcrouff
heveriko fa mitery ronono fotsiny
sniff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
ary i tgv ve mahay mampiasa ordi sa milalao play station fotsiny no adin i lery
:^) :^) :^)
27. xxx
(
20/05/2009 14:58)
tgv milalao masinina kely tgv reny zay no niandohany le anarana dia mbola io foana no eo ambony birao nedala ao :-D :-D :-D
28. andrywui
(
20/05/2009 15:58)
Ao izy ao. Ao @ Youtube. Ndàna mba jerevo fa tena tsssssss....Toa misy siligÔma ao ambavan'ny lery raha miteny vahiny lery. Tsy hay io na siligÔma na paraky na inona. Ndàna jerevonareo fa tena mampalahelo e.
kay vita matavy ry Noue sy ry hery aminio !!
alao oe letsy ry kidoro mba hojereko zan le !!!! haha ha !!
ka Ravalo anie lety ry kidoro tsy mihinana siligoma fa paraky ee!!
mety paraky angamba le izy lety fa nojerenlah tsara a !! ha ha ha !!
lagy be i hery sy noue ao fa de asa ze ho afitsony amlah ry kidoro !! i penguin io efa mivoaka setroka io ny vavany hatry ny maraina ! tsy mahatanty petsa !! ha ha ha
29. xxx
(
20/05/2009 16:12)
andrywui:

Toa ny anjombon'i wuiwui ono iny nokepoin- dra 8 iny klé !!!!
=)) =))
30. xxx
(
20/05/2009 16:19)
andrywui:tsy aleo aza ve izy mihinana paraky toy zay mpandrongony ohatranareo e? efa mirediredy fotsiny sisa no mba atao sy manova ps isaky ny raim sy valo zao
ka Ravalo anie lety ry kidoro tsy mihinana siligoma fa paraky ee!!
mety paraky angamba le izy lety fa nojerenlah tsara a !! ha ha ha !!
lagy be i hery sy noue ao fa de asa ze ho afitsony amlah ry kidoro !! i penguin io efa mivoaka setroka io ny vavany hatry ny maraina ! tsy mahatanty petsa !! ha ha ha
31. andrywui
(
20/05/2009 16:20)
an an an letsy a !! tsy hitan'i kidoro tsara le izy fa rehefa nodinihako tsara le kozindra8 ao io de tena paraky le hoaninlery fa adinony angamba ny nandrora azy fa tsy siligoma !!
- avereno jerena anie ry reto fa tena paraky io a!
mety lafo be angamba ny paraky any mo ny vola hakaramana jiolahy hamotika ani M/car efa kely de niova paraky le dadandry Tim !!
- avereno jerena anie ry reto fa tena paraky io a!
mety lafo be angamba ny paraky any mo ny vola hakaramana jiolahy hamotika ani M/car efa kely de niova paraky le dadandry Tim !!
32. AndriambyII
(
20/05/2009 16:20)
Ary matetika hoa ny olona literaire dia maivan- doha par rapport@ domaine sasany é! ,tena eto aho vao mahita fa ny tanana no manoratra alohan' ny fiasan 'ny saina ho an' ny ankamaroan' ny mpiserasera eto.Diso ve izany ? :idea: :idea:
33. andrywui
(
20/05/2009 16:35)
Nidina class ny dadanlah ry lety faza minainaina eo fa mankarenitsofina a ! refa tsy mahita tenenina tsony de miovà dinika fa ze mijannnnn eto de tsy maintsy mahatanty petsa !!!
34. kidoropamba
(
20/05/2009 16:47)
Ary inona ity mijanona eo ampovoan'ny fehezan-teny io? Mamaky ve lery io sa ahoana e? Raha mamaky teny marina dia iza no mba nampianatra "vakiteny" an'ity mpitery ronono ity fa tena tsy ao e.
Tsy karaoké ange io teny "kabary" @ teny vahiny io le8 ô!
Izany rangahy no nitondra an'i Madagasikara tao anatin'ny 7 taona. TSY MBA NISY MERINA MANANDOHA VE ANY ka DIA INY NO MBA NAROSO TEO????Tsssssssssss!!!!!!Manala baraka e.
Na ny hamaky teny aza tsy hain'ny lery ka ahoana no ahafahany ahazo ny loseona omen'ireo mpamatsy vola sy ny tetik'asa rehetra asaina ataony sonia?
Marina ihany ilay nolazain'ny namana iray izay hoe: ka ilay MAP ange ka tsy misy zava-pantan-dra8 fa IREO SARY BE DIA BE AO IO IHANY NO hilazany fa tsara ny MAP ka mahatonga azy falifaly e. Asiana SARY BE DIA BE, SARINY MOA E, dia faly lery fa hoe misy soratra "avo lenta" eo ankaikin'ny sariny dia malaza be izy. TSSSSSSS!!!!!!!!!!!Donto e! Allez miverina manadio vodin'Omby fa tsy filoha no mendrika anao.

35. KALACK
(
20/05/2009 16:54)
Donto e! Allez miverina manadio vodin'Omby fa tsy filoha no mendrika anao.
HA HA HA HA !! petsa be tanteraka le Tim kely ato e!! fanatisma loatra ozy essera zay !! zao ny hiafarany fa manaoanao foana any ivelany any zany ny dadany !! afa baraka ny you tube nay !! nefa ao zahay no mba mijery film !! ha ha ha !!
mampalelo ny TIM hoy i andrywui akamako zay !! ha ha ha
36. xxx
(
21/05/2009 00:38)
Hoy xxx20
Hoy xxx34
=)) =)) =)) =))
tgv milalao masinina kely tgv reny zay no niandohany le anarana dia mbola io foana no eo ambony birao nedala ao:-D :-D :-D
Hoy xxx34
HA HA HA HA !! petsa be tanteraka le TGV kely ato e!! fanatisma loatra ozy essera zay !! zao ny hiafarany fa nanaoanao foana avy tany ivelany tany zany i Andry!!
=)) =)) =)) =))
37. fijo
(
21/05/2009 20:40)
toa lasa ny fahaizna ateny vahiny no hiadian ahevitra e???tsy olan aizany,i obama ts ymahay teny frantsay,fa hafaka mitondra ny fireneny.ny filohampirenena gays tsy voatery ahay teny vahiny vao azo ekena fa hafaka hitondra firenena.fanjanahan tsaina izany fomba fisainana izany
39. ravonjison
(
22/05/2009 11:12)
Hono oa ry Kidoropanda, inona no mba tianao tratrarina na ampitaina @ mpamaky mikasika itý fehezanteny iray itý : " reraka noho ireto virjiny swaziland " ? Tianao mantsy ny mamerina io fehezanteny io.