vita lesy dada ry andrywui sy bazylou an
1. xxx
(
20/05/2009 10:06)
tena vita lesy dada ,tsy tafa intsony fa dia natao anirotra any afrique du sud any lery,
http://www.dailymotion.com/video/x7qy2w_rebikaanirotra_music
snif snfi throuuf :@ :@ :@

novalian'i xxx ny 20/05/2009 20:13
2. xxx
(
20/05/2009 10:16)
lasa nitsoaka indray rawiwi raha vao misy mikritika kely avymoa letsy an
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
5. patrick2002
(
20/05/2009 12:28)
mandehana aloha valio ny question pour un champion ry mirananirina ah! :-D :-D :-D
6. xxx
(
20/05/2009 12:40)
pour un champignon oui!!!tgv mametra fanontaniana adala dia tgv adala ihany no mamaly azy ao ,sauvez wiwi,ao @ dinika natsangany ao ambany ao e :-D :-D :-D
8. kidoropamba
(
20/05/2009 12:50)
nday nday nday. Ny vahoaka malagasy hoa efa nandevina an'ilay dadan'ny sasany e. Nitsangana @ maty ao @ youtube lery ary tena miseho azo john wayne mihitsy e: Ilay mpilalao sinema fahiny, t@ izahay mbola kely iny.
Tsssss....Ravalo hoa tena mampalahelo
Tsssss....Ravalo hoa tena mampalahelo
9. xxx
(
20/05/2009 13:17)
ka ny vavan'i madamanreo tsy nadio tsara tsinona de namindra t@ xxx =)) =)) =))
10. 08051972
(
20/05/2009 14:15)
K'andé aôko hoe vit izany DADA e! De rariny kosa ve raha tsy hilatsaka ho fidiana ireo nanimba sy nanapotika ny teo-karena Malagasy ireo? Tokony samy hirotsaka ho fidian'izy rehetra mba hidiran'ny vola ao @ compte n etat au moins mba misy handoavana ny karaman'ny mpiasa sy ny etudiants en medecine! Nanimba nahay daholo de refa avieo de hoe "sty mahazo milatsaka ny...." Mirotsahy zay manambola e! 8-) 8-) 8-) 8-)
11. andrywui
(
20/05/2009 16:24)
mionona ry TIM malalako isany fa petsa be i dada a ! mbola hamangy anareo amin fahoriana be eto iany zahay fa aleo ho complet ry zalah ! ny anareo defa vita fa aza be oaoaoaoa be eto tsony nareo mipetraha de miandry laoka de mihinana de matory de basy ! apitso koa !! ha ha ha !
12. 08051972
(
20/05/2009 16:31)
andrywui:
mionona ry TIM malalako isany fa petsa be i dada a ! mbola hamangy anareo amin fahoriana be eto iany zahay fa aleo ho complet ry zalah ! ny anareo defa vita fa aza be oaoaoaoa be eto tsony nareo mipetraha de miandry laoka de mihinana de matory de basy ! apitso koa !! ha ha ha !
ka tsy ny TIM irery no petsabe fa ny mpiasan'ny orin'asa TIKO ary ireo Tantsaha mpamokatra rehetra! Conlusion I Madagsacar ! Ary inona woa ny tombonstoa azonao manokana @ fanankianana be fahantany e? F'angà ny fianankavianareo any Dago tena Mpanakarena be daholo ka tsy ianjadian'izao crise izao?
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
13. andrywui
(
20/05/2009 16:40)
hoy 080246597
aleo mba miaritra krizy kely fa ho tafavoaka avy eo !! mahareta kely ony fa hanana ny soa !! toy izay ny ekonomia ni monopolizen'i dadanareo teo reny !! tsy otranzay efa maty tsikelikely ny gasy rah mbola teo iny !! afa jaly ny olona e!! fa raha tsy nangalarinareo TIM sy ravalo tao kou ane ny volampanjakana rehetra tao de nanan vola nentina tsara nampandroso ampahamarinana ny Fanjakana vaovao e !! avereno aloha ary le vola rehetra nangalarina fa mamo miantso polisy i 0805421394

14. 08051972
(
20/05/2009 16:49)

:roll: :roll: F'angà ise tsy manar-baovao? ka tsisy vola nangalarina izany anie tao e!!!!Ka tsy krizy kely intsony fa tena mihatra aman'aina e!ary ny hoe maty tsikelikely indray , mba hitanao ve ny famonoana sy fitifirana andro atoandro be ? Sady amin'izay indray toa tsy misy ankory izay sosonkevitra hoe inona no hiveloman'ny mponina fa toa vaomaika aza zareo faly manopa ny ambassadeur n'ny Amerikana! Inon'ary no hantenaina @ ireo HAT ireo ?
15. KALACK
(
20/05/2009 17:01)
0805645729 a !! tsy mandroso i M/car na nangalarinareo tao aza ny volampanjakana rehetra tao amin Bank , Tresor , FER , Upep , Usaid ,Fed , Fao ,Fid ,Min T.P ... lasany daholo !! lasany hatramin'ny karaman'ny mpiasa tokony ho aloha ny volana nitsoahany iny !! de mihevitra ve le dadanareo voleur be iny fa hiditra moramora toy ny tsy nanao ninoninnnn eto ee!! de tsy ho entina etsy soanierana ve ?? de tsy ho ampisotroina pp ve ?? ha ha ha
16. 08051972
(
20/05/2009 17:07)
Tsy manara-baovao ve ise e? Ka mba jereo kely ny l'expresse de madagasacr fa tsisy vola nangalarina izany !!!! Sao dia fialonana no betsaka?Fombantsika Malgasy ihany mantsy io ory havamanana io! "aza miady ny anjarn'ol fa reraka!" :-D :-D :-D :-D :-D
17. xxx
(
20/05/2009 20:13)
taiza moa ry andrywui no ba mapanara baovaovao ny manao afera taoka gasy sy no mba hainy ,nohenjehiny ra8 mantsy ireny dia izay no mpamptongy azy eto io fa very bizna