Attention documment TOP SECRET: Charles a sauvé le TIM

1. ndaty ( 20/05/2009 11:08)

Des contacts et rencotres frequents ont été établis entre Manadafy et Pety dernierement

Manandafy voulait toujours étre president, Candidat foana izy depuis 1982, il n'acceptera jamais étre un simple PM à long terme

tao aorianan'ny Fanendren'ny manandafy ny gouvernement-ny izay MFM sy ex-MONIMA toa azy ny ankamaroany, dia tonga saina i Ravalo fa ho ratsy ny tantara, raharinarivo et les autres baron TIM n'ont pas été choisis pour ce gouvernement.

Tetika:
Pety s'occupe de Fianar, et Manandafy de Tana, et par tour de passe passe ideologique et transfert d'affection, les TIM tsy mahita an'i dadany tafaverina vont accepter mananadafy comme leader. les autres provinces après....


-Ravalo a appelé son ami Charles (amitié objective), pour stopper net cette machination manandafesque

la preuve ,tous les MFM et les Mafana tsy TIM sont arrétés ou menacé (Colonel Theophile, Ndafy, Constant Raveloson, Ravonison ambroise, ralitera...)

par contre aucun TIM n'est arrété par la bande à Charles(Pas de Raharinarivo, pas de rakotoamboa, pas de Yvan...)

Isaory ra-CHARLES ry zalahy TIM a! la machination politique de manandafy par transfert d'affection n'a pas marché (satria saika nataon'ny manandafy sorona tany @ negociation ny dadanareo, raha izy no solontenany tany).

Merci Charles;

secret io lazaiko io an; Aza tenetenenina @ olonkafa, sao .... ho sahiranin'ny Charles sy Ravalo eo aho
novalian'i fijo ny 20/05/2009 19:48
2. Mirananirina ( 20/05/2009 11:38)
Merci Charles;

secret io lazaiko io an; Aza tenetenenina @ olonkafa, sao .... ho sahiranin'ny Charles sy Ravalo eo aho

hay ianareo ireto tsy mahatana secret, :x
3. AndriambyII ( 20/05/2009 11:41)
Ka itony forum itony anie no atao hamosahana ireny secret 'reny ra item uhh!!
4. xxx ( 20/05/2009 12:09)
Hoy ndaty

Isaory ra-CHARLES ry zalahy TGV a! la machination politique de roindefo par transfert d'affection n'a pas marché (satria saika nataon'ny roindefo sorona tany @ negociation i Andry raha izy no solontenany tany).


Fa tsy miteny eo zany roindefo ndaty zany é, aza manonofy antoandro rangah ty a
5. milamm ( 20/05/2009 14:27)
resak'etotra nen'elah ry ndaty fa tsisy mitombina na 1 aza,eritreritr'akoho no betsaka fa tsisy porofo mivaingana na 1 aza,elah sy Oay ary essera no mitovy dedaka otrany lalimanga eny ambony tay no miedinedina :-D :-D
6. xxx ( 20/05/2009 14:34)
Fomba natao hampivaky ny legalistes indray io :-)

Mitadiava zavatra hafa e. Ohatra hoe maninona i Andry TGV sy i Roindefo no miaraka nefa i Andry TGV merina, be mpitia (nahazo vato be t@ mairie de Tanà), bogosy, sns... ary i Roindefo antandroy, tsisy mpitia (20 no isan'ny vato azony t@ fifidianana filohan'ny repoblika), ary ...
7. fijo ( 20/05/2009 19:48)
tena ita hoe secret na ndaty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446