Efa tonga ve Ratsiraka???

1. xxx ( 20/05/2009 08:09)
Aiza ihany wa i Deba izay nodradradrain'ny TIM fa ho avy eo raha vao mirodana ny andriamanjaka Ra8 e???? :-P
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:05
2. essera ( 20/05/2009 08:27)
Ny fandehan'io hatramin'ny voalohany ry xxx d izao vao nanomboka ny fihetseham-bahoaka dia voalaza tao ny frantsay, ratsiraka, etc etc... Nahavariana anefa tato aoriana fa ireo nolazainy rehetra ireo toa tsy nitombina. Ny frantsay nampiatrano an'i Andry tam zany fotoana no voakiana mafy mihitsy moa. Nefa tsy dia nahare firy aho hoe ny tao Swaziland, na afrika atsimo no tao ambadiky Ra8.

Rehefa tsy vitany ilay adva d endrikendrehany ho nanao angaredona ny spekta rehetra izay mijery.

3. andrywui ( 20/05/2009 09:40)
Ary le fikan'antitra le miditra phon eo Amboja na le eo am Magro kou mba averiny foana !!! de innnnnn kou zao no dikanren de oe sahy hiverna eto M/car ve ?? sa hoe tena mahasahy??? mampalaelo be ny dadanareo sy ireto akanga sisa nanamborana
4. xxx ( 20/05/2009 09:53)
ny vatana mangatsiaka ny deba no alefa any rehefa gly lery
5. halloween ( 20/05/2009 09:58)
mampalaelo be ny dadanareo sy ireto akanga sisa nanamborana
:-D :-D :-D :-D
6. rabaradaka ( 20/05/2009 10:58)
I Deba dadatoa efa godraka a, efa vizana e !
7. xxx ( 20/05/2009 15:06)
Hoy i xxx1


Deba anie ry zalahy no spons n'i Andry é, ka io boay kely io zao vao mahatsapa tena kay voafitaka nedala ,fa nataon-dry dinozoro fitaovana fotsiny


Zany refa mitonatonana
8. 08051972 ( 20/05/2009 15:56)
andrywui:

Ary le fikan'antitra le miditra phon eo Amboja na le eo am Magro kou mba averiny foana !!! de innnnnn kou zao no dikanren de oe sahy hiverna eto M/car ve ?? sa hoe tena mahasahy??? mampalaelo be ny dadanareo sy ireto akanga sisa nanamborana


ka tsy mitovy ny hoe Deba sy ny hoe Dada! Ny deba tsy nanokatra orin'asa nampihenana ny tsy an'asa fa i Dada kosa mbola nitsinjo ny zanany ka naharesy lahatra ny banque mondial sy ny FMI ary nahatonga ny ONG mba hampindram-bola ny mpiasa madinika! Ny harinkarena Malagasy nisondrotra 10% isantaony ,ary io tsy mbola nisy na dia taty @ firenena mandroso aza! Soyez juste!
^^ ^^ ^^
9. fijo ( 20/05/2009 20:05)
izay no tsy vitandry zalahy ka dia izao mijaly izao ny gasy.
niomehy aho omaly namaky gazety fa nilaza hono i monja hoe ,ny hat dia mitady izay hevitra hanomezana asa ny tanora????fanomezana asa ve ny fandorana sy fandrobana ny toerampiasana???sa izany tsy takatry ny sainy,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.201