ambasady gasy any paris

1. xxx ( 20/05/2009 09:15)
saika mba hametraka ny ambasadera gasy ny HAT any paris ry tgvkely nefa indrisy e,antsoy ny capsaty hanala an'ireo ao ry zareoa an ,efa raté tentative teny foyer arago dia mbola mitontantonana aty ihany, Petsa mihitsy
http://www.topmada.com/2009/05/rinah-rakotomanga-explusee-de-lambassade-de-madagascar-a-paris/#more-6374
novalian'i fijo ny 20/05/2009 20:02
2. xxx ( 20/05/2009 09:22)
:-w :-w :-w loza zany kty :-w :-w :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
3. andrywui ( 20/05/2009 09:38)
Tsisy dikany zany fa zavatra vetivety fotsiny io e, haninnn eo anef e! mila aradalana otran fakana ministera ihany ny raharaha ! mande am fahamarinana !! ary nitsoaka aiza ary ry zalah !! ha ha ha !!! tonga de any soanierana xreny vao mipoitra eo !! misotro pp ! ha ha ha hihhiiiiiiiiiiiiii!!!
4. xxx ( 20/05/2009 09:42)
ory andrywui an any anie ka tsy misy capsaty e,fa CRS no niambina ny ambasady miaraka @ GGT :-D :-D :-D
5. andrywui ( 20/05/2009 09:51)
Vohay ny trano ry zanak'idada ooo !! tonga vahiny isika oo ! aiza ny olona eee! aody ny aty oo !tsy maintsy vohaina ny trano fa mangatsiaka ny olona ee !! ha hah ha ! vohay ny trano hery fa hiditra ny olona a!!
6. xxx ( 20/05/2009 09:56)
mba mila sonia sarko rehefa misy ambasady vao2,tsy hita lesy ny a cle ry andrywui an,vahao @ bara mine dia mangalahy hussier fa an elsany ny fanjakana
sonia pikatti
7. hery ( 20/05/2009 12:13)
:-) Efa jhitan'ny frantsay fa ho rava ato ho ato ilay HAT dia naleony tsy niditra lalina

mihainohaino daholo sisa fa ho tonga ny aradalàna
8. patrick2002 ( 20/05/2009 12:31)
izany hoe manao benevolat izany ireto ambasadaoro notendreny Ravalo ireto :roll: :roll: Izany marina lahy no atao hoe fahamasinana.
Ary noue ve mbola mandray karama ao @ ambasady. :-D :-D :-D
9. xxx ( 20/05/2009 12:44)
ary oviana ihany hono vao ahazo toerana i andrywui sy patrick ,tsy mety tafa le bodongerony fa aty frantsa ngà te halala zay tgv contre façon zany klé
10. fijo ( 20/05/2009 20:02)
asa izay ataony,fa ny hita aloha dia tsy tafiditra ny avy any aminn'y hat
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0785