Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bozyboleta
(
19/05/2009 07:24)
Iza no ananana trosa? Iza no tokony handoa?
Hatr@ izao dia tsy fantatra mazava satria dia niovaova hatrany ny tarehimarika momba ity trosa notatatataina fa ananan’ny fanjakana @ TIKO ity.
Tsy mbola nisy ihany koa ny taratasy mazava naseho a...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 03:02
essera
(
19/05/2009 07:13)
inona no fomba hanazavan'i Ra8 ny ra mandriaka tam 07/02
Nitabataba b ry zalah i [u]milamm[/u] ao ambany ao d miseho tsy mametraka position mihitsy sad tsy tim ts tgv ts arema. Hisy antoko vao2 angamba eto Mcar fa mba apetrako manokana amin'io fanontaniana ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 20/05/2009 12:25
essera
(
19/05/2009 06:09)
Mandrevy sisa ny mpiondana mamelona fanantenana !!!
Jereo ange itony lohateny itony e :
- inona no fomba hanazavany HAT ra mandriaka taorinany 17/03 ?
--> 07 février hoéééé ? Ravalo alou ve no anontaniana voalohany sa iza ???
- TSY MAHITA T...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:36
penguin
(
19/05/2009 06:08)
Fampaherezana sa DAKAN-DRAMEVA no azon'i tgvendrana ?
Sao mitomany ry tgvendrana isany fa malaza be fa dia manomboka "reconnue" hoy ny filaza ny tetezamita tgvendrana. Dia mandreka ny tgvendrana indray koa ny feon-gazety iray milaza fa VOAN'NY DAKAN-DRAM...
tohiny
novalian'i penguin ny 20/05/2009 06:04
laxma
(
19/05/2009 06:00)
Tantsaha
Hono hoa ry reto, firy isanjaton'ny malagasy moa no tantsaha?
fa tena mampalahelo refa nifandinika t@ fitondrana HAT ireo fikambanana ao @ tranoben'ny tantsaha. Valiny dia hoe tsy misy fantany hono...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 13:40
rakaroka
(
19/05/2009 04:43)
GGgggrrrri-jagu'jà mihidy ny varavarana !
Ary nofiko hono fa nisy kilalao fahiny izany hoe "Gri jàgjà mihidy ny varavarana , dia kilalao fanaon'ny ankizy hono zy io, asa koa aloha 'zé mba aton'ilay kilalao fa tsapako kilalao vendrana ihany...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2009 00:31
faravavy
(
19/05/2009 03:27)
soirée anniversaire
mba tongava manohana ny 15eme année ny Association des Conducteurs de Taxi Originaire de Madagascar, le samedi 6 juin 2009 au Hilton Orly à 21 ora.Misotra betska....
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/05/2009 10:06
TEGEVE
(
19/05/2009 00:37)
TSY MAHITA TORY MATAHOTRA NY HIVERENAN'I DADA
Anaka isany ,
Mafy tokoa ny manjo ahy ato ,tsy mety mahita tory aho mieritreritra ny ahatongavan'ny filoha hajaina Marc RAVALOMANANA
(l) (l) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 23:53
bazylou
(
18/05/2009 22:27)
de hoe i tgv sy ny hat
hononotokony hiasiraka ny sekirite an'i le8 raha miverina i tazy !!! tssssle izany ve tsy resaky ny maty andrano kle!!
http://ti1ca.com/79xzvtuj-Matv180509-Matv180509.wma.html
matv 180509-18h00
...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:07
xxx
(
18/05/2009 22:08)
Happy Birthday Maeva74
D'un admirateur à Maeva74
Miarahaba anao tratry ny fetinao ny tenako na dia tsy nahazo valina sms ary dia miarahaba hatrany. Ba betsaka (l) (l) (l) ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 29/05/2009 17:56
sitlo
(
18/05/2009 18:52)
ny foko malagasy
Somary nandinika aho dia mieritreritra hoe tsy tokony hofohanana ve ny foko amin'ny malagasy?
Izao mantsy: izaho izao betsileo 25%, tanala 25%, merina 50%. Dia tamin'izaho notsaraina miaramila dia ho...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 28/08/2009 14:37
Noue
(
18/05/2009 17:45)
Kadhafi récidive , io ary ry essera aaa
[quote="essera"]Izay ve no mba passage tsara hitan'i Noue ? [/quote]io ary ry essera dia mba inona no lazain'lahy @ io indray zao ee???
[size=70][color=red][b]Le guide libyen a invité Tgv ce week-...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 13:37
kidoropamba
(
18/05/2009 16:29)
Rakotondramboa sy Yvan ve io mampifoka bozaka an-dra8 io?
Heno fa miaraka any amin'ingahy levalo any @ vakansa any afrika atsimo any Rakotondramboa sy Yvan.
Ireo izany ve le olona mampifoka bozaka an'ity dada ity sa misy mpanolotsaina vahiny karamaina la...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 02:25
milamm
(
18/05/2009 14:37)
inona no fomba hanazavany HAT ra mandriaka taorinany 17/03
Raha atao ny fisokajiana ireo fitondrana nanao vono moka tao amintsika dia i Ranavalona liandra ary nodimbiasany mpanjanaka sy i ratsy iraka izay mbola soloiny HAT tena @ izao fotoana ankoatrany hala...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 25/05/2009 15:48
xxx
(
18/05/2009 14:04)
hodorana hono ny serasera raha tapitra ny 22 jours
araka ny filazan'izay mpampinany iray izay dia hoe ho dorona toy ny magro sy t@ ireny black monday ireny hono ny serasera raha vao tapitra ny ultimatum nomen'i andrywui fa tsy mety miala ny HAT,satria...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 09:54
salopard
(
18/05/2009 13:07)
resaka grippen-kisoa sy grippem-borona
eh oui, tafaresaka t@ kiso amam-borona ny tenanay, dia hoy ry zareo:
Hatramin'izay dia ianareo olombelona no voan'ny Grippe, ka ahoana no tato ho ato toa lazaina fa izahay no niandohan'ireo grippe ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:10
xxx
(
18/05/2009 12:29)
voatifitra tany vodihala i commandant charels
Nifampitifitra tany vodihala ny CMNE sy miaramila ny Hat notarihin'i Alain ramarson raha samy saika hangalatra ny varin'i ra8 tany,voatifitra teo @ vodiny i charles araka ny filazan'ny mpitsabo @ hopi...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:16
TEGEVE
(
18/05/2009 12:19)
O RY AKAMAKO A! OMEO KORAZY AH !FA MILA HO RERAKA A!
Anaka isany
Vaky ny lohako ,antsoin-dry zalahy lehibe retra zao ,nefa efa malaina ny hivoaka aho
Bedesin'i Khadaffi tao e filohan'ny UA,efa voabedin'ny SADC,efa bedin'ny UE,zao ndray miandry kar...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 20:15
xxx
(
18/05/2009 12:06)
kely sisa dia ho tapitra le fe pitaona 3 mois an'i andrywui
13:30 - L’agence Reuters révèle que l’Union Africaine (UA) continue de refuser de reconnaître Andry Rajoelina d’après les rapports de la réunion dans la presse officielle d’État libye...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 14:46
Noue
(
18/05/2009 11:47)
Toa tsy nahazo rariny t@ nifankahitana an'i Kadhafi ?
Dia oe
[b]Désormais, la HAT passe à la vitesse supérieure en matière d’offensive diplomatique car ceci n’est que le début. Après la Lybie, la HAT compte aussi défendre le cas de Madagas...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/05/2009 13:29
