voatifitra tany vodihala i commandant charels

1. xxx ( 18/05/2009 12:29)
Nifampitifitra tany vodihala ny CMNE sy miaramila ny Hat notarihin'i Alain ramarson raha samy saika hangalatra ny varin'i ra8 tany,voatifitra teo @ vodiny i charles araka ny filazan'ny mpitsabo @ hopitaly gerard robique,ary maro ieo miaramila naratra satria tena fifampitifirana maharitra ,potika tanteraka le 4x4 telo,jusqu'a maintenant dia mbola nafenina ny resultat satria ahiana mafy ny vaeance avy @ ireo miaramila sy gendarme nutre
novalian'i xxx ny 19/05/2009 12:16
2. essera ( 18/05/2009 12:33)
Tazony tsara ary ny teninao fa raha tsy marina io dia ianao no lasa mpanely tsaho eto am tanàna.
3. xxx ( 18/05/2009 12:35)
koa na maty aza charles maninona moa ,izay olona ohatran'ireny ve
4. benkintana ( 18/05/2009 12:37)
Asio fanazavana fanampiny ary @ manaraka fa toa mbola be zavatra hafenina izy zany
5. salopard ( 18/05/2009 12:39)
aza manao resa-body tompoko ô
vodiala
voatifitra tany @ vodiny
izany rehetra izany dia hita eto @ VOrDInateur daholo

DIA IZAY? ndana vody @izay fa hariva ny andro

tsy ampy dôzy aloha e!!!
sao misy vodintsigara sisa any e...
6. xxx ( 18/05/2009 12:42)
tonga ato indray i salopard mamindra pesta porcine fotsiny sa salama tsara angaha le kisoa vavy e
snif snif ntsssia :-D :-D :-D
7. xxx ( 18/05/2009 12:59)
Potika eo elah ry salaud,fa taiza foana ,efa sitrana ve ,manao ahoana lesty andrywui ao
8. xxx ( 18/05/2009 13:41)
Ary mety bevoka ihany kosa le kisoa fa manisa andro foana fa tsy mbola tonga fotoana hono é =)) =)) =))
9. andrywui ( 18/05/2009 14:19)
Miverina ery ambony
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-05-2009 14:42:18
Lohateny : Re : voatifitra tany vodihala i commandant charels
tonga ato indray i salopard mamindra pesta porcine fotsiny sa salama tsara angaha le kisoa vavy e
snif snif ntsssia
Miverina ery ambony
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-05-2009 14:59:34
Lohateny : Re : voatifitra tany vodihala i commandant charels
Potika eo elah ry salaud,fa taiza foana ,efa sitrana ve ,manao ahoana lesty andrywui ao Miverina ery ambony
7. Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-05-2009 15:41:25
Lohateny : Re : voatifitra tany vodihala i commandant charels
Ary mety bevoka ihany kosa le kisoa fa manisa andro foana fa tsy mbola tonga fotoana hono é




JEREO ANIE TY FATAHORANLAH AN'I SALOPARD SY I BAZYLOU FA XXX DAHOLO NO ATAONLAH E MAMPALAHELO BE ELAH
10. xxx ( 18/05/2009 14:23)
Efa tonga fotoana ve andrywui é, fa iza marina no matahotra resaka é,fa angaha io mahafaty ry andrywui kely a
11. andrywui ( 18/05/2009 14:27)
PETSA KOU ELAH RA VAO MIVOAKA EO E
12. xxx ( 18/05/2009 14:31)
xxx a, mivoaha tao hono e
13. xxx ( 18/05/2009 15:08)
Miaky aho lesy ry xxx ah faizinareo daholo reto mpanao loham-boto tgvendrana reto klé
14. xxx ( 18/05/2009 17:41)
mivoaha tao ialahy fa aza miafina ao ambadiki andrwenn ao e :-D :-D :-D
15. Noue ( 18/05/2009 17:51)
aleo voatifitra any ! iza no hamaky loha @ iny??? :-D :-D :-D :-D
16. xxx ( 18/05/2009 20:12)
tsisy miararà ,aleo hinana any iny charlot iny :-D :-D :-D
17. diamondra27 ( 19/05/2009 12:04)
mamelA ny helony fa tsy fantany izay ataony
18. xxx ( 19/05/2009 12:16)
Marina zany diams,namono olona loatra iny mantsy aleo hany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4112