TSY MAHITA TORY MATAHOTRA NY HIVERENAN'I DADA

1. TEGEVE ( 19/05/2009 00:37)
Anaka isany ,

Mafy tokoa ny manjo ahy ato ,tsy mety mahita tory aho mieritreritra ny ahatongavan'ny filoha hajaina Marc RAVALOMANANA
(l) (l)
novalian'i xxx ny 19/05/2009 23:53
2. xxx ( 19/05/2009 00:58)
Inona no tsy mampilamina raha madio ny eritreritrao!!!!
3. Noue ( 19/05/2009 05:35)
tsy milamina satria efa nanao veloma teto oe tsy nahazaka politika nefa mbola io ihany :-D :-D :-D :-D :-D
4. Oay ( 19/05/2009 05:47)
Tena tsy mahita tory tokoa anie i lery izany é! jereo ilay ORA nandefasany an'ilay hevitra fa 02:37:08 raha t@ andro mbola tsy nisy famataranandro d io ialy antsoina hoe MODY MPAMOSAVY! alohan'ny Maneno tokana ny akoho!
5. essera ( 19/05/2009 06:24)
Kobon'lah raOay, reo ihany ange le mpanao xxx am andro atoandro e. Vao maraina be iz d midradradradra. Jereo ange ref atoandrotoandro eo ra ts b xxx b eo e. Efa voamariko mihitsy io hatramin'ny nahalefy ny ara-dalàna :
tsika ary mila mandefa avis de recherche momba ny nahatonga an'ireto olona ireto ho porté disparue :
- Ifiona
- Mirananirina
- endrika01
- sns

Penguin sy Noue mantsy no porte parole an'i Alain Andriamiseza eto sisa.
6. xxx ( 19/05/2009 11:56)
fa maninona ny tgv no tsy matory ,foana alina be zany é??? Aza matahotra fa ho avy dada ,hi hi hi
7. xxx ( 19/05/2009 23:53)
Miforin'drambo anie lery é,tsy sahy ,fozaorana é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0886