Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue
(
16/05/2009 20:06)
Inona no antony nandehanan'i tgv any Libye ????
[size=70][color=red][b]D’après de récentes informations, Andry Rajoelina s’envole pour la Libye pour rencontrer le Guide Muammar el-Kadhafi, l’actuel président de l’Union Africaine. « En...
tohiny
novalian'i benkintana ny 17/05/2009 00:27
xxx
(
16/05/2009 19:16)
Mitady torolalana
Bonjour,
Je veux faire venir ma copine malgache en France pour 30 jours au mois d'août. J'ai fait une demande de certificat d'hebergement à ma mairie.
Je voudrais savoir qu'elle sont les docum...
tohiny
novalian'i vaninna ny 22/05/2009 00:15
mibalika
(
16/05/2009 19:12)
mitady ny tsy hita aho ...
mijery ireto etana avy any am tany tsy fatatra aho dia manotany tena:
Nankaiza daholo ireo olona be ngerona nilaza fa tsy navelan-dRa8 taloha fa hoe ny tiko sy magro no manerana ny tanana,nahoana no...
tohiny
novalian'i mibalika ny 17/05/2009 10:34
xxx
(
16/05/2009 18:37)
Mitady rohy
Akory aby,
Mitady tranokala ahazoana mahafantatra ny saison mora vidy indrindra amin'ny vol Tana-Paris-Tana ao anatin'ny taona, sy izay kompania azo idirana ho an'ny kely vola.
Dia mitady vaovao iha...
tohiny
novalian'i Lita92 ny 17/05/2009 10:35
Noue
(
16/05/2009 16:49)
Razily est libre
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
[URL=http://img38.imageshack.us/my.php?image=ambohijatovo16050900010.jpg][IMG]http://img38.imageshack.us/img38/7343/ambohijatovo16050900010.j...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 17/05/2009 18:32
bazylou
(
16/05/2009 15:39)
ity ny info ary e!!
http://ti1ca.com/gozmq4r2-FAZ160509-13h-FAZ160509-13h.wma.html :-P :-P ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 17/05/2009 00:46
salopard
(
16/05/2009 15:13)
Tonga ny miaramila SADC
- Niady mivady Ravalo sy lalao;
- vokany: lasan'ny lalao ny titre ny lohampianakaviana
-Tonga ny miaramilan'ny SADC manana basy LAVA sy Missile MATANJAKA, vonona ny hitifitra ny cible
-n...
tohiny
novalian'i benkintana ny 17/05/2009 00:45
Noue
(
16/05/2009 09:52)
HUMANISTE EN DANGER A MADAGASCAR
http://www.youtube.com/watch?v=02N4Kx1jxWo
[b]Humanitaire en danger : Ambroise Ravonison, président de l’association « Madagascar : Terre de liberté » vit caché et en cavale. Venu pour i...
tohiny
novalian'i benkintana ny 17/05/2009 01:06
bazylou
(
16/05/2009 08:07)
nandeha nitalaho mafy ny anao marina
hoy i orange.mg
"10h00 Alain Andriamiseza, leader légaliste a rencontré hier le SG de la présidence de la HAT à Ambohitsirohitra. - """
efa nitalaho mafy izany fa resy e!! :-D :-D ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 17/05/2009 01:08
xxx
(
16/05/2009 07:12)
miala
tokony hiala tgv fa efa niala ravalo; samy tsy ekenaireo mba ho voninahitra ho any malagasy rehetra fa samy tsy tin'ny olona ireo,basta (l) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:33
mmmhh
(
16/05/2009 07:09)
Randrianarison Benjamina A. (ALI, DR JOHARY) n'est plus
Ontsa ny fo, raha nahare fa maty i Ali, io no anarana mahakinga ny vavan'i maro ahafantarana azy,
Na tsy mifankahafantatra aza izahay de mifandray @ alalan'ny film vokarin'i Scoop digital, isan'ny m...
tohiny
novalian'i rasobakobako ny 19/05/2009 12:18
RATOVOARY
(
16/05/2009 06:25)
Nodimandry omaly i Ali na Dr Johary (Malok'ila)
[quote=Gazetiko]Banga iray ny kintan'ny mpilalao filma gasy. Misaona ary maloka tanteraka (fa tsy malok'ila) ny zavakanto malagasy. Nodimandry omaly, teo amin'ny faha-31 taonany (30/08/1978), ny doko...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/07/2009 19:31
bozyboleta
(
16/05/2009 06:24)
FAT: PM mahavita azy. Tsy maintsy tafita i Madagasikara
Rehefa ny mpitarika tokoa no mahiratra dia tsy isalasalana fa hahomby ny fitondrana.
Afaka izay ny jadona, afaka miteny malalaka sy maneho ny heviny ny tsirairay.Tsisy intsony ny fanakatonana haino ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2009 17:12
mmmhh
(
16/05/2009 05:47)
Gateau cuite a la vapeur (tsy mila four)
Ity misy recette na gateau masahana @ entona tsy mandany fotoana, rah tsy manam-potoana be hikarakarana gateau ianao, de mba zaraiko sao mahasoa anao, efa nanandrana zah fa tsara be, ny sinoa ireny no...
tohiny
novalian'i mibalika ny 16/05/2009 19:23
Noue
(
16/05/2009 05:01)
Saika hangalatra vary tao @ Tiko kanjo
[size=70][color=red][b]Tsy nifankafantatra ireo mpitandro ny filaminana rehefa tao anatin'ny haizina ka raikitra ny fifampitifirana, tao Ambohitovolahy- Vodiala, any Ambatondrazaka, afakomaly tokony h...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 16/05/2009 20:54
TEGEVE
(
16/05/2009 01:01)
TSY MAINTSY HAMARININA NY HERISETRA ARY MILA NY AFRIKA TSIKA
anaka isany
betsaka ianareo mpomba ahy no manao vava hoe aleo Rvalomanana hitady fika any Afrika any
Zay no mahatonga ny sasany hanao antsika ho vendrana ,tsy maintsy ho any ihany mantsy aho ,ha...
tohiny
novalian'i benkintana ny 17/05/2009 00:13
bazylou
(
15/05/2009 22:12)
aleoko tsy hisy e
hoy topmada
"21:30 - Le Président Marc Ravalomanana a déclaré lors d’une intervention téléphonique à Ambohijatovo, qu’il n’y aura plus de négociations jusqu’à son retour""
le tsy mis...
tohiny
novalian'i benkintana ny 17/05/2009 00:39
ravalotgv
(
15/05/2009 21:17)
andriana sa hova sa andevo i RRajoelina
sniff
tchrouff
tsy hay reny na gasy na in
:^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/05/2009 17:13
locl
(
15/05/2009 20:51)
bonne nuit
Dia mandana matory daholo amin'izay fa vita ny androany, izay eny Ambohijatovo rahampitso indray eritreretina...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 16/05/2009 20:50
rakaroka
(
15/05/2009 19:53)
Alefaso aza aloha ny referudum
Samy milaza ho manana ny demokrasia aby na ireo nahazo ranondranony zatra mpialoka t@ Ra-8 ka very fihinanana ankehitriny, na ireo tsy mirevy an-Ra8 satria voagezan'ny "jadona fataony", ny tsy fandrah...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/05/2009 07:45
