Razily est libre

1. Noue ( 16/05/2009 16:49)
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

[URL=http://img38.imageshack.us/my.php?image=ambohijatovo16050900010.jpg][IMG]http://img38.imageshack.us/img38/7343/ambohijatovo16050900010.jpg[/IMG][/URL]

[size=70](b]Razily est libre, il est apparu aujourd’hui à Ambohijatovo devant une foule en liesse acclamant le « héros » du mouvement dont on était sans nouvelles depuis le 28 mars dernier. Il avait ce jour là défié les coups de feu des militaires, le drapeau à la main et un cartable d’écolier comme seul bouclier, il a été ensuite encoffré par ces derniers. Pour les légalistes, son action demeure depuis le début de la contestation du régime, le symbole d’une contestation pacifique face à un régime « dictatorial et militaire [/b][/size]

19:20 - Plus de 10 000 personnes selon l’AFP lors de la manifestation des légalistes à Ambohijatovo =D> =D> =D> =D> =D> =D>
novalian'i ravalotgv ny 17/05/2009 18:32
2. Noue ( 16/05/2009 16:51)
dia ahoana zany ry tgv aaa !!! navoaka Razily le héros , navela nitolona tao Ambohijatovo ny vahoaka mpitaky ny ara-dalàna satria nahoana ??? satria ve i tgv s’est envolé aujourd’hui vers la Libye pour rencontrer le Guide Mouammar Kadhafi ???? :-D :-D :-D :-D :-D aiza re zany eee !!!!!
3. xxx ( 16/05/2009 18:10)
oeeeeee =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> :-*
4. Noue ( 16/05/2009 18:28)
izaho aloha dia tena faly eee ! fa asa raha navoaka koa ilay olona nosamborina niaraka taminy t@ iny???
5. ravalotgv ( 16/05/2009 18:44)
ary sao de razily fosika kosa io

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^)
6. xxx ( 16/05/2009 18:49)
toa hoe bazily ihany hono hay razily :-D :-D :-D
7. ravalotgv ( 16/05/2009 18:55)
de in no kozin lery aloha nahazo seza ve nedala

sniff
tcrpufff

:^) :^) :^) :^) :^)
8. Noue ( 16/05/2009 19:56)
ravalotgv:
de in no kozin lery aloha nahazo seza ve nedala
inona no hidiran'ny seza @ zany????


9. ravalotgv ( 16/05/2009 20:40)
seza ao amin i ra sarla ka

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
10. benkintana ( 17/05/2009 00:35)
Tsisy resaka seza zany lesy io ravaotgv a,mafy le pression dia zay e, tsy maintsy avoaka na tiana ho vonoina ka dia ilaina foa ny manifestation fa io moyen mandaitra ,io zao porofo fa tsy hanao an'i bazilou hoe ,tsy ny aerikanina na ny onu no mitondra antsika Malagasy koa inona zay rarahitsika zay sazy ataony any ,io le hoe resaka bazily,koa nahoana ary nandé tany lybie ry baziloui Andry ,diniho fa tsy manao resak'olona mamo
11. bazylou ( 17/05/2009 00:42)
de raharahin'izy inona !! ny adalany no nampigadra azy
12. benkintana ( 17/05/2009 00:52)
ary ny dadan'elah zany dia nilelaka mpanjantany fa tsy nigadra , hinana koa zany ela refa zany
13. xxx ( 17/05/2009 10:59)
olona mendrika izy fa aleo atao president e (l)
14. Noue ( 17/05/2009 17:43)
mialona indray rabazylou eee :-D :-D :-D :-D :-D
15. xxx ( 17/05/2009 18:27)
hi hi hi hi !! navoaka ref avy nampisotroan'ny capsat pipi !! hi hi hi !! voky razily !! afaka hetaheta manko e !! ha ha ha
16. ravalotgv ( 17/05/2009 18:32)
ouahahahaha mba manao xxx hono ra andrywui nofa be
lol

:^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tcrouff
ajanony le zavatra rehefa tsy zaka boaikely aaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1205