Mitady rohy

1. xxx ( 16/05/2009 18:37)
Akory aby,
Mitady tranokala ahazoana mahafantatra ny saison mora vidy indrindra amin'ny vol Tana-Paris-Tana ao anatin'ny taona, sy izay kompania azo idirana ho an'ny kely vola.
Dia mitady vaovao ihany koa mikasika ny taratasy ilaina raha gasy hankaty frantsa hanao fakan-drivotra. Misaotra indrindra. :D
novalian'i Lita92 ny 17/05/2009 10:35
2. ni81 ( 16/05/2009 19:43)
Momba ny agences
http://www.nouvelles-frontieres.fr/
http://www.billetsdiscount.com/v01/cva/index.php
Fa mety koa raha manatona agence mivantana dia izy mahita mora matetika. Ohatran'ny anay zao t@ herintaona volana mai dia efa nanatona agence nefa décembre vao nandeha.
Ity momba ny fanafarana http://sos-net.eu.org/etrangers/interne/regroup.htm
3. Lita92 ( 17/05/2009 10:35)
ni81:

Misaotra betsaka an'i ni81 tamin'ireo rohy. Fa ankoatr'ireo fanontaniako tetsy ambony, dia izao: mipetraka any Fianar ilay namana, ary te-handalo Parisy 30 andro, vakansy, dia tiako fantarina hanampiana azy izay taratasy sy fepetra ilaina karakaraina rehetra, any Dago. Tsy maintsy miakatra Tanà ve vao afaka mikarakara ny fomalités rehetra ? AMin'ny zava-misy any an-tanàna ankehitriny, asa raha tsy misy sembantsembana any amin'ny ministera sy ny consulat de France. Naheno aho hoe, raha misy olana ny consulat de France dia misy fomba hafa ahazoana miditra espace Schengen. Mba mila tuyau, raha tsy mahadiso. Misaotra anareo hatrany manome hevitra.

:D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.097