Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 14/05/2009 18:04)
tairo wa raha sahy é!
19:30 - Élections présidentielles : les légalistes défient TGV - un orateur intervenant à Ankorondrano a fait le défi d’inviter Andry Rajoelina à se mesurer avec Marc Ravalomanana devant le v... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/05/2009 01:23
xxx ( 14/05/2009 16:47)
sary olona kely...
tsy mande ilay sary olona kely maitso maitso mampiseo nify mitsiky vendrana... sy ilay sary olona menamena manatranga lela anefa mba tiko ny mampiasa ireo Misaotra mialoha hery...... tohiny
novalian'i Lejoba ny 18/05/2009 11:46
xxx ( 14/05/2009 15:22)
Ca m'enerve an'i GTT ve efa hitanareo
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/gasy-tia-tanindrazana-ca-menerve-09052009-video_51ebe5568.html http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/les-jeunes-malgaches-demandent-le-... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 16:04
locl ( 14/05/2009 15:09)
Izao no mba tena vaovao mahafaly e!
Izao no tena mba vaovao mahafaly sy manintona saina fa tsy ny an'irony HAT rediredy ny tsy fahombiazana. Marc Ravalomanana est intervenu aujourd’hui sur BBC pour lancer un appel à la communauté... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/05/2009 00:10
bazylou ( 14/05/2009 14:30)
ratsivalaka prezda!!
MME RATSIVALAKA CANDIDAT PRESIDENTIEL Posté le: Jeu Mai 14, 2009 12:24 -------------------------------------------------------------------------------- MME RATSIVALAKA CANDIDAT PRESIDENTI... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/05/2009 00:25
bazylou ( 14/05/2009 13:56)
tsara be ny vaovao e!!
16h20Monja Roindefo se prononcera sur sa participation à la prochaine élection présidentielle une fois la réforme constitutionnelle achevée. - 14/05/0915h50Sur le MID, l’ariary s’appréci... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2009 21:21
ravalotgv ( 14/05/2009 13:00)
mampitandrina an i andryui hosakana eto raha tsy m..
mampitandrina an i andrywui fa hosakana eto amin ny serasera raha mbola mivadibadidela eto.Efa mandeha izao ny sondage fa manao izay hampiady ny malagasy ianao. Efa hita izao fa tsy mety ny ataon ny h... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 15:21
xxx ( 14/05/2009 12:43)
i Lesabotsy
Raha manao jeri-todika ao ry reto ny toe-draharaha politika eto an-tanana dia mahavariana ihany. Mbola tadidinareo ve i lesabotsy izay nanao izay tiany atao. Izay tsy mitovy hevitra amin'ny dia mig... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2009 21:59
xxx ( 14/05/2009 12:42)
Sarina gidro
na koa hoe singes ... sages ... tsy haiko intsony e ... ho an'izay mbola tsy nahita , http://www.topmada.com/2009/05/polemique-sur-la-composition-du-conseil-des-sages/... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 14:09
diloo ( 14/05/2009 12:39)
Mety tsy hanoahana ny HAT ny CAPSAT? Inona ny hevitrao ?
Raha manoahana an'i Pierrot RAJAONARIVELO ny CAPSAT, dia iza no hiaro an'i TGV sy ireo HAT? Mety possible io ary mety hiova[b] HAE[/b] (Haute Autorité des Exilés) ny [b]HAT[/b]. Raha izany no izy ... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/05/2009 00:37
essera ( 14/05/2009 11:20)
Mitady TGV ve ianao sa mila voninahitra sy seza ?
Tsy misy mitsoaka akory izay fa diso hevitra be izay mieritreritra an'izany. Raha mila ny antony mampahalakalana anay moa izany ianareo dia ny resaky ny TIM ato dia efa resaka fanatisme sisa ka na 1 +... tohiny
novalian'i nancy ny 14/05/2009 16:46
mihitsy ( 14/05/2009 10:43)
mpitondra firenena
manaiky ve ianao raha olona tsy nianatra no hitondra ny firenenao? ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 14/05/2009 12:42
Noue ( 14/05/2009 09:22)
13 Mai 2009
dia samy nanao zay tiany tokotrany ny tsirairay omaly, vonon'andro tsy azo hadino ka inona aza no nataon'ny tsirairay??? [URL=http://img13.imageshack.us/my.php?image=aomamafalananaaaaaaaa.jpg][IMG]... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:02
xxx ( 14/05/2009 09:19)
mitady tononkira
mba omeo tononin'ilay hira ambiansy an'i ndondolahy sy tahiry izay manana, misaotra mialoha.... tohiny
benkintana ( 14/05/2009 09:08)
ARY NAKAIZA DAHOLO NY TGV TSY HITA MIARO NA MANOHANA NY HEVI
Tisy hita afa tsy andywui irery ny tgv androany maraina ,fa aiza ary ianareo no tsy misy milaza ny hevitrareo ,sa kivy daholo fa tsy nilatsaka ny nantenaina :lol: ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 15:15
TEGEVE ( 14/05/2009 08:51)
TSY HILATSAKA NY HO FIDIANA AHO SATRIA..............
Anaka isany manambara ampahibemaso etoana ny tenako fa tsy hilatsaka ny hofidina ho filoha,fa tiako ny marihana raha tsy misy milatsaka koa reo filoha teo aloha -tsy maintsy nataoko ampahibemas... tohiny
ra8enforce ( 14/05/2009 08:47)
mangataka an'i tgv izahay mba hilatsaka ho fidiana e
Madagascar: Rajoelina conditionne sa non participation à la présidentielle (13-05-2009) - Le chef de la transition à Madagascar, Andry Rajoelina, a fait savoir mercredi qu'il ne serait pas candida... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 14/05/2009 12:46
manelatra ( 14/05/2009 08:03)
Mampionona tena sisa i penguinvendrana
vendrana tokoa izy io , satria raha ny lalampanorenana eto @ tànana no ato dia efa nazavain'ny lehiben'ny tànana fa ny hampandroso ny firenena no atao , tsy nisy niditra tamin'ny lohandry vendrana ... tohiny
novalian'i pifa ny 14/05/2009 13:03
ARICO ( 14/05/2009 07:40)
Ny fijerinareo itony VOYANT(E) itony fa toa mitady halaza be
Naharay message tamin'ireny olona ireny aho fa tsy haiko koa izay nahitany ny adiresy mail-ko ary dia nilaza ho voyante izy . Olona any an-dafy tsy hitako maso akory izany. Somary curieux ihany aho di... tohiny
novalian'i soanja ny 31/05/2009 18:38
ravalotgv ( 14/05/2009 07:09)
matanjaka i hery fa tsy voakaton ny hat ny serasera
tena matanjaka i hery satria raha teto madagasikara ny foiben ny serasera efa nahazo fampitandremana avy amin ny tgv satria malaza ho site tim mihintsy izao ny eto amin ny serasera sniff tcrouff ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 14:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8945