Mampionona tena sisa i penguinvendrana
1. manelatra
(
14/05/2009 08:03)
vendrana tokoa izy io , satria raha ny lalampanorenana eto @ tànana no ato dia
efa nazavain'ny lehiben'ny tànana fa ny hampandroso ny firenena no atao , tsy nisy niditra tamin'ny lohandry vendrana izany fa dia ny hitantara zavatra tsy misy ihany no mahamaika azy .
efa nazavain'ny lehiben'ny tànana fa ny hampandroso ny firenena no atao , tsy nisy niditra tamin'ny lohandry vendrana izany fa dia ny hitantara zavatra tsy misy ihany no mahamaika azy .
novalian'i pifa ny 14/05/2009 13:03
2. manelatra
(
14/05/2009 08:05)
Ka efa resy tao mantsy dia fomban'ny olondresy ny mandrovitsihy ka dia ho vendrana lava eo io au lieu de miharina
3. xxx
(
14/05/2009 09:04)
elah io indrindra ry andrywui no tena vendrana,miafina manelatra ,besandry ,namanabe,ary aiza zay tànana mandroso eo loto tsy loto sa zany no mandroso ny vola tsisy lanjany,ny jiolahy manao ny ataony sns sns ....
4. penguin
(
14/05/2009 11:13)
Aza manao xxx ry akama fa lazainy fa izaho indray koa no xxx. Miverina manoratra eto hatrany ny bandy ary miseho amin'ny ps-ny fa tsy xxx akory ry tgvendrana a. Sahy izahay hoe mifandray sa mifanipaka ny hevitray hatrizay ka izany no tsy hiafenanay xxx.
6. pifa
(
14/05/2009 13:03)
de le vendrana tao Fr ko amin'io nanao diabe donaka be fa hamerina an'i Hitler-manana hono. ts'lety e, ataovy serieux!!!
